Ampidiro aloha ny tenimiafina
2e tour dia VIIITTTAAAA....
1. SARERAKA2
(
04/12/2006 06:20)
Raha ny fijery @ ankapobeny dia hisy ny 2é tour ..
ka dia MANAINGA NY MPANOHITRA MBA HANAMBATRA NY HERINY ARAKA IZAY TRATRA FA DIA 2 E TOUR DIA VITA NY AMIN INGAHY RAVALOMANANA MARC ....
TSY ANTANANARIVO IRERY ANIE NO MADAGASIKARA E
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E

novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:54
5. sasa
(
04/12/2006 06:36)
hi hi hih ho betsaka ny ho tapaka lalandrà satria mbola mitarika foana aloha RAVALOMANANA amzay vokam-pifidianana vonjimaika henoko koa.
Ny tany am faritra alaotra mangoro ry ambatondrazaka sy ny manodidina aza d mbola RAVALOMANANA foana hi hih ihih
ianao mamonany sahady hoe misy ny 2è tour ho hitanay eo ny adinareo opposition hi hi hi hi ny sasany aminareo aza hivadina ravalo tampoka eo koa.

6. pissoa
(
04/12/2006 06:54)
Ka na mitarika eran'i Dago aza anie tsy voatery mahazaka azy 1er toro e ... sa zany ny lalana ? (zay njay no tsy haiko kle :oops: )
Ny tapaka lalan-dra tsy maintsy hisy ... tsy hay fotsiny hatramizao oe iza ... suspens :lol:

8. DotMG
(
04/12/2006 07:57)
Na 2e tour na premier tour, ity aloha eritreretina kely :
Iza no ho faharoa @ ireo mpanohitra ireo?
Ratsiraka ve? Dia hanohana Ratsiraka ve Ratsirahonana, amin'ny ahoana mihitsy.
Razafimahaleo ve? Dia hanohana Razafimahaleo ve ilay Lahiniriako sy Ratsiraka? Nefa prémé toro aza Razafimahaleo efa manompa an'ilay Lahiniriako sy Ratsirahonana.
Ratsirahonana ve? Azo heverina ny hanohanan'ny mpanohitra azy kanefa,...

9. Fiffi
(
04/12/2006 08:36)
Jereo ao @ hoy ny gazety ny valiny......
Pour les envoyés spéciaux de la RFI (Radio France Internationale) couvrant l'élection présidentielle, Bruno Minas et Stéphanie P., le calme a régné dans l'ensemble, hier; surtout à Toamasina et Brickaville, malgré quelques incidents à Toliara... Pour le Faritany d'Antananarivo, quelques résultats officieux ont été recueillis vers 0 heure dans 103 bureaux de vote sur les 3 800 avec 63,75% de taux de participation. C'est ainsi que Ravalomanana mène avec 70,71% ; 11,29% pour Ratsirahonana ; 7,16% pour Razafimahaleo ; et 4,10% pour Roland Ratsiraka....
Une belle échappée du candidat Ravalomanana dans l’ensemble du pays. Notamment dans la capitale où il devance largement ses concurrents. Dans le 3ème arrondissement, le président mène avec un score officieux de 70%. Un observateur de la Francophonie parle de «tsunami électoral».

10. xl
(
04/12/2006 09:08)
70,71% RAVALOMANANA TIM
:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^=))=))=))=))=))=))=))=))
11. Tsingatsa
(
04/12/2006 10:01)
:D
Arahabaina ny vahoaka Malagasy nahavita dingana lehibe fa tontosa ny fifidianana 03 desambra 2006. Misaotra antsika namana tsy ankanavaka ato @ serasera.org fa dia misy marina ny demokrasia na dia teto @ tranonkala fotsiny aza
(l)
Isaorako manokana i Hery webmaster fa dia matotra tokoa ny valinteniny momba ilay hoe solontenan'ny Tim Italie. Isaorako ihany koa ilay namana nahita io vaovao io na dia nahita volana alohan'ny biby aza izy.
:arrow:
Izaho manokana dia miarahaba tena satria nandritry ny telo taona 2002-2004 talohan'ny nandehanako nisotro ronono dia nandray andraikitra tokoa teo amin'ny fanamafisana ny dingana vitan'ny firenena momba ny fanamafisana ny tany tandalàna.
:arrow:
Ary na dia efa misotro ronona aza ny tenako izao dia mbola manohy ny fampitankevitra mba hody ventiny hatrany ny rano nantsakain'ny Malagasy hatramin'ny 1947 na talohan'izay aza, ary indrindra hatramin'ny 2002 izay hitako fa fiaingana vaovao tsy misy toa azy teo @ tantarampirenena satria ny vahoaka Malagasy manontolo no indray nirohotra nametraka izany tany tan-dalàna izany.
:D
Koa fandresen'ny vahoaka nitolona hatramin'izay ary indrindra hatramin'ny 2002 ny fandresena azon'Atoa Marc Ravalomanana.
Miarahaba sahady sy Mirary soa hoa azy ny tenako ary manainga antsika namana rehetra mba hisaina avy hatrany ny fanamafisana ny fiarahamonina mateza rohitina sy mirindra ateraky ny fifankatiavan'ny Malagasy.
Koa mazotoa mi forum fa dingana vaovao goavana no atrehintsika izao dia ny décollage économique rapide.

12. besoiiin
(
04/12/2006 10:10)
vaovao farany 68% ra8 manerana ny nosy t@ 12h 30mn teo. logik b raha 1er tr d vita satria presque ny ville rehetra io azo io. ny ambanivohitra vao maika manome faveur ani ra8. =D=D=D
14. akama2006
(
04/12/2006 10:39)
tsy misy mahagag izany e!babakoto ve no manana ny moyen rehetra dia tsy ho i babakoto no ho lany!fa anao aona ny tohiny fotsiny !!izay no tsara jerenareo ary firy ny taux ny olona nifidy! ka efa hoe sarintsarina demokrasia hoa io fa nareo ve tsy lazaina e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. lapino
(
04/12/2006 10:43)
Tsaratsara ho an'ny mpanohitra koa ange hoe 1er tour dia vita e! Raha ho lany ihany manko Ra8, aleon-dry zareo ve izy lany 51% sa lany 90% amin'ny 2e tour ?
16. sasa
(
04/12/2006 10:53)
lapino hi hihi hi mitovy hevitra am'lah za
akama2006 iza indray izany babakoto izany ? sao d elah?:-D:-D:-D:-D:-D

17. akama2006
(
04/12/2006 10:56)
sasa > jereo tsara kosa e,sa nareo zanaky babakoto dia lasa aye aye!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
18. xxx
(
04/12/2006 11:47)
aza maika ianareo ravalo ireo fa mbola betsaka ny toerana tsy fantatra ny vokany. indrindra fa ny any ankodahoda. mody kely fa rehefa atambatra, mbola be ny fanantenana