Ny fahasambarantsika Vehivavy

21. xxx ( 04/12/2006 04:48)
mbola miandry izay fahasambarana tadiavinareo mihitsy aho alohan'ny hirosoana amin'ny fanambadiana. Tena tiako ity lohahevitra ity.
soaja:=D
22. niryna ( 04/12/2006 04:48)
Ny lhlh indray dia ny fahalalany fa tena ilaina izy eo amin\'ny fiainana\"tsy tsara raha lehilahy raha irery\"
Matetika dia omeo vady hendry aho hanorenako tokantrano
Ny vady @lhl dia sady solon\'ny reny, no vady, no renin\'ny zanany ary antsoiny mama na neny koa aza,mampanantona ny fony @kokoa ireo,miantehatra @vadiny izy,matetika tsy afaka miaina ny lhl raha laozam-bady fa ny vhv dia efa mahazatra.Manana fifaliana izy rehefa hitany fa tia azy ny vadiny,tiany ho azy irery, namany irery,manaja azy tanterak, mikarakara azy, manoana @ rehetra izay tadiavany tsy an-kanery fa @fo feno fitiavana.Mety tsy hampaninona azy ny tsy mitia azy fa tsy zakany kosa ny tsy manaja.
Tsy zakany ny manebaka azy eo i-mason\'ny ankizy rehefa diso izy, matetika ny vhv dia mihevitra fa marina foana
tsy maha-faly azy izany na baikona @ izay atao hany ka mody adala izy tsy mahita lalana na manontanitany.
Manana fahasambarana izy rehefa tia tanteraka ka tsy miroaroa ny vatany sy ny sainy, ny mandainga sy mamorona kle lava izao dia tsy ahitana fahasambarana,
Na lahy na vavy rehefa najorona eo am-pelantan\'Atra ny fiainanao, ny tokan-tranona ,ny vady aman-janakao ,mahalala ny mety sy tsia ireo no fototry ny fahasambarana voalohany indrindra.
23. soanja ( 04/12/2006 05:05)
niryna:

Miaiky andry aho ka. Tena ilay fahasambarako mihitsy io voalazandry etsy ambony sy ny momba ny lehilahy ity. Mamaky ny an'ny hafa fotsiny amzay aho zany.
Ny hany tsy voalazandry nefa momba ahy dia:
- tiako raha miady mafy ny lehilahiko sy miketriketrika foana ny atidohany mba handrombaka ny fitiavako na tsy miova aza aho fa tia azy foana.
- tiako koa misy zavatra mitondra ny fitiavanay ho feno hetsika sy hafaliana (adventures to die for in our love)
-Ary tiako hiteny amiko foana izy fa zah ny Andriamanitra keliny eto ambonin'ny tany. (aleo ho tezitra any ze ho tezitra fa izay no fahasambarako an)
dia Merci an.

24. ikaretsaka ( 04/12/2006 05:10)
"You spend your whole life believing that you're on the right track,
only to discover that you're on the wrong train"...

ny olombelona @ fiainana de nireritreritra foana fa mandeha @ lalana tena izy izy.... marina izany ... fa matetika ..efa tara vao hitany fa hay ny zavatra alefany eo @ ilay lalana mihitsy no tsy mety @ ilay lalana
torak'izany ny fanambadiana..
(filozophique be za zany .. fa zay ko!)
25. soanja ( 04/12/2006 05:27)
Ary smart mihitsy anie ity Ikaretsaka ity e.
26. booboo ( 04/12/2006 07:17)
lava be ty resaka ty ouz Diamondra27 zay hihihihihi

Mahatsiaro sambatra ny vehivavy rehefa :
-misy oul mahay mampihomehy azy
-rehefa mahatsapa fa manan-daja @ vadiny/zanany/sns ary "reconnus" ny raha ataony : kaly, manadio trano..
-rehefa manome cadeau surprise azy ny olon-tiana na bidule aza lé izy
-rehefa henoina ny bla bla bla-ny
-rehefa mi-rassurer azy ny olon-tiany @ bikany rehefa mandalo eo akaikina vhv hafa taille mannequin ka mi-"mater"ilay lhl...:-D
-rehefa épanouie sexuellement
-rehefa euh...etsetra etsetra :°)

27. diamondra27 ( 04/12/2006 08:23)
Soanja:
Fitaka sy hatsarambika ny hatsaran-tarehy fa ny vhv matahotra an'i Jehovah no hoderaina

Dia manasa anareo ihany koa hamaky ny Ohabolana 31 manontolo.

Tsy ary hahatanteraka an'io angamba isika fa mba manaova izay azonao hatao.

Ataoko angamba fa raha toy io isika dia tsy hisy lhl tsy ho tia an'io.

Araka ny efa voalaza teo ambony: rehefa sambatra ny lahy dia sambatra koa ny vavy ary afaka mizara izany fahasambarany izany izy roroa

28. diamondra27 ( 04/12/2006 08:33)
tokatrano milamina: tokatrano tsy misy disadisa fa feno fandeferana, afaka mi-comprendre izay tadiavin'ilay andefimandry, ary miaina @ fivavahana raha tsy izany tsy tafavoaka ireo.Mifanohana @ zavatra rehetra na fahoriana na hafaliana fa tsy lasan-ko vavany fotsiny.

Momba ny fanaka: tsy dia important amiko izany, na tsy manana aza dia mahatsiaro sambatra foana aho, araka ny tenin'ny Ntaolo hoe: tranobongo misy ronono...
vaut mieux avoir un petit chez soi ...toy izay mipetraka @ tranobe ny hafa.

Lehilahy tsara fanahy: lhl afaka mitia @ fony, mba mikarakara anao fa tsy atao toy ny vazy fotsiny ianao hoe: nahazo sipa manja de zay, tsy tondrahana intsony le voninkazo... Donc mila mba kolokolin'ny lhl ny vadiny, mba omena teny mamy, compliment, omena courage, omena firaisana matetika sy safosafo...
Tsara fanahy @ vhv ny lhl rehefa mahatanteraka izay zavatra tadiaviny...

Tia vavaka: ie ilaina io fa tsy ilay olona fanatique @fivavahana ireny kosa fa tsy mety, lhl mino sy mandeha araka ny Fanahy no tokony ho izy.
29. diamondra27 ( 04/12/2006 08:38)
Mahandro sakafo isanandro sy manasa lamba: aiza kosany de izy no ampanaovina an'izany fa tokony mba hifampizarana ilay izy. Raha tsy miasa ilay lhl dia tsy maninona fa raha miaasa izy de mbolaampanaovina an'io isanandro ve? Rehefa mba mandray anjara izy dia ataoko fa ampy izay, ohatra hoe: rehefa week-end.

Momba ny zanaka:ny zanaka mihaino sy matahotra anao no tena mahasambatra dia tezaina ara-pinoana izy mba tsy hivily lalana.
Mbola ohabolana ihany: zaro @ lalana tokony alehany ny zaza fa rehefa lehibe izy dia tsy afaka aminy izany.

Mbola misy hafa ihany koa fa aleo ny sasany mba hiteny...

:-*:-*:-*
30. soanja ( 04/12/2006 14:12)
diamondra27:

Soanja:
Fitaka sy hatsarambika ny hatsaran-tarehy fa ny vhv matahotra an'i Jehovah no hoderaina
[b]

Tsy azoko ny tian'ny Diams tenenina amin'io.
Zah tsy nanonona hatsaran-tarehy mihitsy ao anaty fahasambarako. Justement tsy ny ety ivelany ny zavadehibe amiko fa ny ao anaty ary ny asa atao manoloana izany hatsarana ao anaty izany.
Ny mpivady dia olona IRAY ny fahasambarako no ho fahasambarany.
Ireo fanazavana teo ambanin'ny lohahevitra ireo de tsy ireo no fahasambarako fa ohatra nomeko ireo raha hanazava hevitra isika fa tsy hoe raisina tsotsa toy ny hoe :tokatrano milamina, lehilahy matsapa tena sns
fa mazava ny hevitrandry ka.

31. booboo ( 04/12/2006 14:46)
Justement tsy ny ety ivelany ny zavadehibe amiko fa ny ao anaty ary ny asa atao manoloana izany hatsarana ao anaty izany.

zany a ? ny oul mpiteny tahaka io fantatro dia lasa tsy miraharaha intsony ny ety ivelany momba ny tenany dia avy nigogogogo hoe negliger-n'ny vadiny/sipany....:roll:.
Tsara ny mikolokolo ny toetra anaty, fa nomena vatana koa isika ary tsy tokony atao ambanin-javatra ny fikolokoana an'io....
32. soanja ( 04/12/2006 15:01)
booboo:

Ny tiako resahina angamba dia ny hoe ny tarehy sy bika voajanahary dia tsy dia important amiko. Fa ny hatsarana ao anaty dia mitondra taratra be dia be ety ivelany ka anisan'izany ny fikolokoana tsara izay mba kely ananana, isan'izany ny vatana sy ny manodididna azy rehetra.
hatramin'izao aloha booboo de mbola tsy diso fanantenana tamin'ireo fahasambarako ireo aho an. Afapo tanteraka.:-*:-*:-*:-*

33. nani ( 04/12/2006 15:05)
Tsara sy mahaliana indray ity loha-hevitra iray ity !
Tsy mbola manana tokatrano aho , fa zany hoe mahatsiaro sambatra be aho , refa ny olona miaraka amiko no mahatoky ahy , sy mahay mifandefitra amiko ! ary afaka manaiky izay defauts-ko ! tsy be kritika be zany hoe zao sy izao !
34. diamondra27 ( 04/12/2006 15:11)
soanja: tsy nisy resaka hatsaran-tarehy etc noteneninao fa io no soratra masina hitako mahalaza ny fahasambarana ho an'ny lhl sy vhv.Rehefa sambatra ny lhl dia sambatra koa ny vhv vady aman-janany.
35. soanja ( 04/12/2006 16:58)
Ny baiboly dia tsy mi-apply amiko raha momba ny vehivavy. Sambatra be aho amin'izay ahitako fahasambarana fa tsy amin'ny alalan'ny olona niaina arivo taona tany aloha any no hi-determine ny fahasambarako.
Manaja ny hafa fiheveran'ny fahasambarany anefa aho.
36. Papoose ( 04/12/2006 18:09)
sambatra aho manana anaoooooooooooo (rolf) amen!:°)
37. tywa68 ( 04/12/2006 18:12)
ny azoko lazaina momban'ny fahasambarana dia ny hoe : hita eny @endrikao ka tandremo re !

Ao ny be taraina, tsy mahate-hiantra ka io toetra io koa no mety manova zavatra @ tokatrano ! satria iza no hanaiky hiaino lava anao eo ? na tia ohatran'inona aza izy t@ voalohany :lol:
38. booboo ( 04/12/2006 18:12)
Papoose > hihihihihi
39. pissoa ( 04/12/2006 18:18)
:roll:
40. Imahaka ( 04/12/2006 18:29)
booboo:

lava be ty resaka ty ouz Diamondra27 zay hihihihihi

Mahatsiaro sambatra ny vehivavy rehefa :
-misy oul mahay mampihomehy azy
-rehefa mahatsapa fa manan-daja @ vadiny/zanany/sns ary "reconnus" ny raha ataony : kaly, manadio trano..
-rehefa manome cadeau surprise azy ny olon-tiana na bidule aza lé izy
-rehefa henoina ny bla bla bla-ny
-rehefa mi-rassurer azy ny olon-tiany
-rehefa épanouie sexuellement

ekena 100% booboo=D=D=D, ilay nataoko gras ireny efficace be foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0379