Ny safidy
24. ikaretsaka
(
06/12/2006 00:32)
raha ny fahitako azy indray aky dia izao a. na ny protestanta, na ny evanjelika, ny batista, na ny methodista, na ny loteriana, na ny Jesosy mamonjy na ... .....dia finoana iray ihany no hinoany dia I Jesoa Krsity velona sy nintsangana t@ maty. Saingy kosa ny fombafombampivavahana ao aminy no mahasamihafa azy fa ilay finoana fototra iraisana dia ny finoana kristiana.
Izay!
Fa ahitsiko kely.. samy mino an'i Kristy nitsangana t@ maty na ny temoins aza (izay lazaina fa tsy kristianina)
fa ny fototra tenan maha kristianina izay adino 'ny teto ambony" teo koa ny nilaza azy dia ny finoana fa zanak'andriamanitra (i.e> andriamanitra) i kristy
25. kd
(
08/12/2006 06:48)
Raha ny fandinihiko ny resaka hatramin'izay dia afangaron'ny olona ny dikan'ny hoe finoana sy ny fiangonana ka zany no mahatonga ny resaka tsy mazava fa mihodikodina fotsiny eo!Rehefa miresaka finoana dia hoe mino an'Andriamanitra (Jehovah na volana na masoandro...sns izay eritreretin'ny olona ho andriamaniny) fa tsy anaram-piangonana no avaly ary rehefa miresaka fianagonana vao miteny hoe protestant na katolika...sns...
