Fanolanan-jaza, malaza koa i Madagasikara

1. xxx ( 03/12/2006 05:45)
Jereo ity http://www.nytimes.com/2006/12/01/world/africa/01madagascar.html?ex=1165726800&en=f9733ff700d02f51&ei=5070&emc=eta1
Inona no tokony atao?
2. simplex ( 03/12/2006 12:21)
* voalohany aloha an, ompa variraraka !@#%$^&*(~`?:"';[}||&%@

* mampalahelo le toe-tsaina e sa marary saina akory ary zany. Tsy ampy fialam-boly v no mahatonga an'reny sa ahoana ? Kanefa na zany aza tsy tokony ny vadiny no hanalany ny filany fa tsy ze zaza na olon-kafa tsy manan-tsiny ary.

* ny mety ho vahaolana hoy aho d tokony manangana agence miaro an'reny olona voaolana ireny, indrindra fa ny zaza. Mi-sensibiliser ny ankizy hoe torio fa aza matahotra eny fa na i dadatoa aza le ol. Tokony hatao faran'ze mafy mitovy @ famonoana olona mintsy ny sazy mihatra hoan'ze voaheloka, ary mandoa lamandy avo de avo ho an'le zaza, na le ramatoa.

Azo atao koa ny mampiditra an'zany any @ education civiq any andakilasy. Mba ampianarina ny zazalahy dieny mbola kely mba tsy ho saovazy fiainana.

Ho an'ny vevavy (lehibe) ndray refa hita fa any @ tena entana foana ny mason'le bandy d aza allumer-na izy refa tsy any @ zany ny tanjona e. D aza mitonatona any @ tsy tokony andehanana. Efa hita fa "terrain d'entrainement de viole", v de mbola hande irery any ihany, asa insense kosa zany kle.

:-*:-*
3. kitjo ( 03/12/2006 15:11)
marina mihitsy zany ry simplex...

tena mampalahelo tokoa fa ny matetika dia zanaka no victime amle izy

tsy aleo ve mividy eny @sisiny na @ le mora aza raha tena tsy zaka?

ny nampalahelo le navoakan'ny gazety ndray mande dia zazalahy kely no naolanle rangahy fa avy nivoaka teny am-pigadrana izy

ny excuseny dia hoe mi se venger hono izy ny nataon'ireo mpiara-migadra aminy satria naolandry zalahy lery tany d zaza tsy manantsiny ety ivelany no analany ny fony!

tena mampalahelo fa mila fandraisan'andraikitra
4. ikaretsaka ( 03/12/2006 20:50)
mampahelo tokoa

fa tsy hay intsony koa ny an'ireo hoe ny ao anaty pataloha sa ny ao anaty karandoa no marary sy mitondra ny fiainany le
5. fiderana ( 05/12/2006 12:53)
tapahana vita tanteraka any ny entany sady hampiana gadra mandram-pahafaty, no tsy mahazo matory fa hatsangana foana any amponja vesarana vato 100 kg ny sorony eo ampitsanganana matory no sahaza ireny tsy manjary tsy valahara ireny, raha izaho aloha ny manasazy dia tsy hatahorana izany no sazy hiatra ê!:twisted:
6. cutie ( 05/12/2006 15:11)
Tena oul efa marary saina no manao an'zany
ny mety ho vahaolana hoy aho d tokony manangana agence miaro an'reny olona voaolana ireny, indrindra fa ny zaza. Mi-sensibiliser ny ankizy hoe torio fa aza matahotra eny fa na i dadatoa aza le ol. Tokony hatao faran'ze mafy mitovy @ famonoana olona mintsy ny sazy mihatra hoan'ze voaheloka, ary mandoa lamandy avo de avo ho an'le zaza, na le ramatoa.

Azo atao koa ny mampiditra an'zany any @ education civiq any andakilasy. Mba ampianarina ny zazalahy dieny mbola kely mba tsy ho saovazy fiainana.

miombon-kevitra :lol:
[quote]Ho an'ny vevavy (lehibe) ndray refa hita fa any @ tena entana foana ny mason'le bandy d aza allumer-na izy refa tsy any @ zany ny tanjona e
Adalan'le bandy no te hijery e :-D:-D:-D
asaovy tapenany ny masony refa tsy te hijery
7. simplex ( 05/12/2006 15:58)
aaaaa e:-P
8. cutie ( 05/12/2006 15:59)
akipio ny maso :-D:-D:-D
9. simplex ( 05/12/2006 16:09)
otr'zao ve ;-)?
:°)
10. cutie ( 05/12/2006 16:14)
ny ilany fotsiny io :-D:-D:-D
11. simplex ( 05/12/2006 16:29)
manjary tsy mahita ra akombona doly izy roa :roll::-D:-D

12. cutie ( 05/12/2006 16:33)
hay ve te hijery ohany e
ny masonareo no zany no lasa mi allumer eto :-D:-D:-D
13. simplex ( 05/12/2006 16:35)
misy afokasoka nga any ?:P
14. cutie ( 05/12/2006 16:37)
:-D:-D:-D:-D
tsy misy
15. simplex ( 05/12/2006 16:39)
:°):-D:-D
HS be mintsy ony,
sady bedin'i m za ;-):-*
16. cutie ( 05/12/2006 16:43)
sady alazako mitsy :-D:-D:-D
17. simplex ( 05/12/2006 16:50)
ary manin aza no tsy mba halefa @ gazety mintsy ra ny lelah no misy manolana e :lol:
18. cutie ( 05/12/2006 16:53)
ka iny efa mahazatra no maheno azy :-D:-D:-D:-D
Fa le fanolanan-jaza no mbola mahataitra ihany
19. simplex ( 05/12/2006 16:56)
vevavy manolana zazalahy ve ? :P
20. cutie ( 05/12/2006 17:00)
hay ve e
ary diso famaky za :-D:-D:-D:-D
Mpandefa : simplex [ Valio ] 05-12-2006 17:56:56
Lohateny : Re : Fanolanan-jaza, malaza koa i Madagasikara
vevavy manolana zazalahy ve ?

mbola tsy naheno za
fa avoahay gazety raha misy:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4202