ka zay no vao maika manamafy ny tsy maha sakafo azy,, na ny marina kokoa tsy foto-tsakafo fa haitraitra zary fahazarana, toy ny sigara , kafe sns ka raiki-tapisaka
pissoa sy mimich ve mpiavana e!? :-D ito misy tononkalon-taoka
Ranokely lafo vidy
tsy mba mamy fa mangidy
tô manala aditsina
fa mamingotra ny aina
na mahantra na ny mpanana
de mahasarika ny namana tsy andro fety tsy andavan'andro
fa zay misotro koa de mamo
ka tandremo ry akama
fa ze lasa ao tsy tana
ka manjary mianahana lasa akaman'i satana
ka tandremo ry vahoaka fa tsy iza zany fa ny taoka
:°)