azo sokajiana ho sakafo ve?.....

1. fiderana ( 01/12/2006 11:23)
Misy olona raha vao hividy toaka dia marisika ery, fa raha vao hoe lasopy na gatô dia mikisina be ilay vola , azo sokajiana ho isan'ny sakafo ve izany ny toaka?.....
novalian'i pissoa ny 20/12/2006 11:05
2. simplex ( 01/12/2006 11:27)
evidaozay mazavament, tsaky ny loaka :°)
amen ;-)
3. mandrindra ( 01/12/2006 12:05)
sakafo matsiro io e
4. patrick2002 ( 01/12/2006 13:25)
misy sakafo mitondra hery ho an'ny vatana ,fa misy sakafo mitondra hery ho an'ny saina ,ary anisany ny toaka .
5. mimich ( 01/12/2006 15:15)
oups!!! ny mpisotro dité avokoa zany mamaly eto izany marina.

ho ahy dia tsy sakafo ny toaka. fa fandoroana vavony sy aty!!!!
6. booboo ( 01/12/2006 16:18)
amiko kounkou tsy sakafo. raha sotroina tsindraindraika fotsiny....
7. pissoa ( 01/12/2006 18:55)
Fa inona no atao oe sakafo klou e ? :oops::oops::oops: Za nieritreritra oe ze natao hohanina sy hosotroina de sakafo. De sakafo zany ny taoka ... fa sakafo tsy mahatsara fahasalamana. Izany oe mitovitovy amin'ny sakafo matavy loatra ihany ohatra na ny sakafo be sira loatra, na menaka efa may beeeeee :roll::-D fa saingy ny taoka manampy manadino problema :°):-D:-D:-D
8. booboo ( 01/12/2006 21:21)
fa saingy ny taoka manampy manadino problema


maha-be pb kouh..marary horriblous beee ny loha avy teo hihihihi
9. simplex ( 01/12/2006 21:56)
booboo,

tsy ampy daozy ni dikan'zany.
Otran'ny hoe mikaly 1 sotro, marary kibo fotsiny :°):-*:-*
10. ikaretsaka ( 01/12/2006 22:45)
tsy sakafo ny Toaka fa zava-pisotro o!
sa efa nisy nihinana toaka
11. dailynews ( 02/12/2006 02:17)
ikaretsaka>:wink:
12. pissoa ( 02/12/2006 18:46)
Ikaretsaka :
Fa inona no atao oe sakafo klou e ? Za nieritreritra oe ze natao hohanina sy hosotroina de sakafo.


Sakafo atoandro ohatra = Vary + ron'akoho + akoho ventiny. Sa tsy ao amile sakafo zany le ron'akoho :oops:
13. booboo ( 02/12/2006 19:16)
simplex > :-D:-D:-D
14. titimms ( 03/12/2006 17:14)
Marina mitsy ny an'i Karetsaka, fisotro ny toka fa tsy fihinana. Amiko de aingitraigitra fotsiny io.
15. fiderana ( 04/12/2006 11:16)
ary ahoana ireny olona misotro jus d'orange isaky ny mihinam-bary atoandro ireny, ny jus d'orange mantsy dia jus azo avy amin'ny voasary, ary ny toaka dua jus de canne:lol::lol::lol:.....tena ady hevitra be ilay izy ê!....8):P
16. booboo ( 04/12/2006 14:49)
:-D:-D
17. mimich ( 07/12/2006 13:53)
Misy olona raha vao hividy toaka dia marisika ery, fa raha vao hoe lasopy na gatô dia mikisina be ilay vola , azo sokajiana ho isan'ny sakafo ve izany ny toaka?.....

io ny fanontaniana , raha azoko tsara de hoe mahasolo toerana ny lasopy sy ny gatô ve ny taoka zay no dikan'io raha azoko tsara ilay fanontaniana satria aleon'ny sansany mividy toaka toy izay mividy gatô
dia mbola manamafy aho hoe tsy sakafo ny toaka satria tsy mitovy ny vokatra azo avy amin'ny fihinanana sakafo sy ny fisotroana toaka. Na dia ataoko aza we jus d'orange no ohatra raisina , misotroa anie jus d'orange 1l ee, de misotroa toaka 1l , de hita eo izy raha sakafo!!!!!
18. mimich ( 07/12/2006 14:08)
fanampin'izay koa , ataoko angamba fa ny tanjona amin'ny sakafo dia ny hahavoky , eny fa na dia rano tsotra aza no sotroina dia mahatsiaro voky rehefa avy eo , fa mamaly sy mahafeno izay fepetra izay ve ny toaka???????????????????????????
raha tsioa dia tsy sakafo izay zany.
19. vivi ( 07/12/2006 18:11)
io aloha ,d ny bandy mpirevy no tompony io , ary indray2 aza , tsy misy tsak fa aleo mihinanaseka b , kay , maina b
20. fiderana ( 11/12/2006 06:04)
ka eo indrindra no olana satria dia misy olona tena tsy mahavita manoratra izy raha tsy mi-konsôma aloha na dia kely aza, izany hoe lasa singa ilaina entina miasa na singa iray mitonda hery ilay tôka, fa raha ireny olona toy ireny izao no mba ilazana hoe ndao hividy gatô, dia nofy anie izany....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1887