mpanohana ravalo.

21. Lalah ( 03/12/2006 23:10)
Marina fa manana ny privacy anareo ianareo fa volampanjakana no miala mila mahafantra ny fizotran ny vahoaka fa tsy hoe tsy affairen ny vahoaka araka ny fieritreretanareo azy akory na mahay nareo na tsia. anyway, fa ty mba misy zavatra kely naninona no tsy nalefan levalo tany Berkley nareo raha tena top sy mila olona top izy, marina fa kristianina no ilainy fa reny anie ka kristianina e! en plus betsaka ny university an ny jesuit matanjaka eto US, maninona no tsy nalefa t@ ray amin reny fa ary @ zanaka university tsy misy rank ary no nalefa, sa natahotra ny fanitsanana dossier satria ....io resaka io aloha dia efa misy zavatra tsy mazava.
Firifiry koa ny sortant france, canada manana doctorat raha te hipousse development haingana i Ravalo naninona no tsy reny no nopousser fa maninona no Bachelor , sa dia heverina ho sucks reny olona reny, marina fa Us no reveny fa na izany na tsy zany manana ny mahaizy azy sady avo lenta daholo reny sortant France Canada reny. Tsy hitako aloha, inona no place omena an izany bachelor zany @ fitatanana firenena, za manko tadidiko tsara vita undergrade mba nangataka asa teto Us vao fantatran ny kil hoe bachelor dia any anaty garbage ny CV, satria ny master sy ny Phd aza hono dakan ny alika fotsiny nefa mahay lavitra. Ny fantatra dia misy zavatra tsy mazava aloha hatreto
Asa aloha fa dia enga anie ka tsy ho lasa lavitra ilay tsy mazava.
Zany hoe tsy hofantiantoka ihany izy satria azony ampiasaina any Tiko nareo raha sanatria ka tsy lany eo intsony izy fa ny vahoaka nandoha vola no miala maina ohatran ny hositra alika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1561