Ho antsika rehetra
1. diamondra27
(
30/11/2006 08:14)
Tsy niditra teto mihintsy aho raha tsy hoe: mamaly neutre fa izao izany mba hafatro ho anareo rehetra e!
Tsy mifidy na politikan'iza na iza fa dia samia manao soa an'i tanindrazantsika e!
Ndao hiray saina hampandroso azy.
Raha misy ny tsy mety natao dia lazao hoe: inona no solution @izany.
Mbola betsaka ny mahantra sy tsy maharaka @ fin du mois etc... Tsy vao izao akory izany no niseho eny fa na dia any @ tany hafa ihany koa milaza azy ho manambola dia misy foana ny mahantra bidon ville (Amerique, Russie, Tany arabo sy sinoa ...)
Ny adalan'ny hafa aza vonjena maika fa ny adalan'ny tena.
Raha samy mifanohantohana eny isika dia ho tafita i Gasikara.
Mila hevitra, fitaovana entina hanatanterahana izany.
Farany ankino @ Atra ny firenentsika toy ny nataon dry zareo fahiny ao @ Testamenta Taloha.
Courage daholo dia mahaiza mifankatia.
:-*:-*:-*:*:*:*

novalian'i patrick2002 ny 30/11/2006 18:40
4. petakorona
(
30/11/2006 12:24)
vale:misaotra akia vale :*:*:*:*:-*
tsimatimanota: ny lalana aloha dia ilaina eo @ fiainana e raha tsy izany dia mihitsoka any ambanivohitra any ny vokatra
Nisy fotoana nandehanako iny faritr'Alaotra iny , dia nitory tany ambanivohitra be zahay, de tany no nahitako hoe: fa misy tokoa ny vokatratoy ny katsaka, vary sns...any ary feno hatrany @ tafotrano ho'aho jerempotsiny
dia mazava ho azy fa mihitsoka fotsiny ao le izy satria tsy misy ny lalana.
A suivre...

5. tokyhery
(
30/11/2006 14:11)
manaona daolo aloa e, za kosa aloa raha mahita ny politika amin'izao fotoana izao d zao, za tsy manaratsy be fa kosa ny lalana ange raha natao dia manaiky zaako fa kosa vola t@ andron'ny ratsiraka ange ireny d ekena fa nanao ary MARc Ravl. ka tsy tokony mbola betsaka lavitra noho ireny ve no vitany ary, tsy afeniko aloa fa za t@ voalohany tena tia azy nefa ankehitriny toa diso fanantenana zaako:?:
6. tsimatimanota
(
30/11/2006 14:18)
TOKYHERY A
AZA MANARY TOKY,
20 ANS ANIE NY NITONDRAN DRATSIRAKA E= INONA NY ZAVABITA?
5 ANS AN DRA8 HATRAIZA NY EZAKA VITA
FAIT LA COMPARAISON ET REVIENT SUR TA ROUTE
IL N EST PAS ENCORE TROP TARD AVANT LE 03 DECEMBRE 2006
BON COURAGE
UN AMI

7. tywa68
(
30/11/2006 14:19)
Tokyhery > avelao izy hanohy ny natombony hoa dia ho hitanao eo fa tsy volan-dRatsiraka zany fa tena miasa izy sy ny ekipany, fa omeo fotoana (satria efa be loatra ny simba navelan'ilay talohany !) be ny corruption sns ... tsy mora ny manova an'io ary mila faharetana kely fa tsy hoe 15 ans akory an !
8. tywa68
(
30/11/2006 14:21)
diamondra27 > rehefa forum ohatr'izao anie dia misy foana ny manome ambiance ê ! :lol: Ny mifankatia aloha dia tsy terena fa hoe mifanaja.
9. diamondra27
(
30/11/2006 15:13)
vale: m'si:-*:-*
tywa:zay mitsy, tokony mifanaja^:^^:^
tsimatimanota:ndao hiaraka hanao azy e:-D:-D
tokyhery: diso fanantenana =(( t@inona ianao kay?

10. manantsoa
(
30/11/2006 16:09)
Ny tsy tia an-dra8 amin' ny maha ra8 azy aloha no betsaka e. Samy mihaiky daholo anie ry zareo rehetra fa be ny asa vita tao anatin' izay 5 taona izay e.
Mba ho fanatsarana an'i Gasikara : TOHIZO NY LALANTSIKA E.
Dia milaza inona ny maha-vola tamin'ny andron'i deba? Raha ny hafa ve no teo dia nampiasa izany tamin'ny asa fampandrosoana ?

11. patrick2002
(
30/11/2006 18:40)
tokyhery:
manaona daolo aloa e, za kosa aloa raha mahita ny politika amin'izao fotoana izao d zao, za tsy manaratsy be fa kosa ny lalana ange raha natao dia manaiky zaako fa kosa vola t@ andron'ny ratsiraka ange ireny d ekena fa nanao ary MARc Ravl. ka tsy tokony mbola betsaka lavitra noho ireny ve no vitany ary, tsy afeniko aloa fa za t@ voalohany tena tia azy nefa ankehitriny toa diso fanantenana zaako:?:
disoako tanteraka ny valiteninao hoe vola taminy androny ratsiraka ireny, projet no taminy androny ratsiraka fa i ra8 no namoaka ny vola ,ary namita azy .
Ary miteny anao izaho fa betsaka ny projet mbola tsy tanteraka taminy androny tsiranana aza ,i blv d'europe io ohatra efa taminy androny tsiranana no nieritreretina, fa ny fikatsonany toe-karena taminy 1972 no mankaty no nampikatso azy.dia mbola betsaka ny projet ho fanatsarana ny Antananarivo ,no tsy misy vola hanaovana azy.