Ahoana ny famelabelaranao an'ity?
23. prime
(
01/12/2006 13:36)
Fa izaho dia tsy mitsahatra ny mamerina fa ny mpino dia fahagagàna isanandro ny fiainany...
24. besoiiin
(
01/12/2006 17:32)
prime> marina io ary tena manana fiadanampo izany ianao, tsy manahy satria misy mpiantoka, ho an'izay mbola tsy mino, andramo ka zahao fa tsara Jehovah
ikaretsaka> faly aho rehefa mba nitondra fanazava ho anao ny fizarako ny fahalalana kely izay nananako..
ikaretsaka> faly aho rehefa mba nitondra fanazava ho anao ny fizarako ny fahalalana kely izay nananako..
25. ikaretsaka
(
02/12/2006 04:57)
prime:
Fa izaho dia tsy mitsahatra ny mamerina fa ny mpino dia fahagagàna isanandro ny fiainany...
marina izany e
Gratias agamus Domino Deo nostro
31. rakaroka
(
09/12/2006 09:45)
Rasiligaoma:
Misy laza adina kely ity izany e:
Nataoko 'compilation' ity de nisy notapahiko kely ny sasany sao de gaga eo indray
hatramin'izay ka hatramin'izao dia tsy mba nianjady tamiko mihitsy ny "miracle" ary tsy hitan'ny masoko na ren'ny sofiko mihitsy.Toy izany koa ireo resaka lolo sy Zombi voatantara.Ny olona foana ,ary tantaran'ny olona foana no reko.
(. . .)
Mino nefa aho fa ny 99% n'ny olona dia ianjadian'ny "témoignage" dia mino,fa mbola tsy niharan'ny "miracle" araka ny voatantara.Izany toe-javatra izany no mahatonga ny tahotra hanjaka ,ny tsy fahalalàna hanjaka ka mahatonga ny olona hifikotra amin'ny "antidote" eritreretiny handaitra dia ny kristianisma izany.Izany no mahavokatra be ny kristianisma any eto Madagasikara.
hadihadio!
Angamba kosa Rasili...efa hary fahalalana tsara:
mahafantatra ny logique de tout univers sy ny fifandraisan'ny sela rehetra sy ny anjerimanontolon'ny fiainana dia "efa tonga amin'ny stade" hoe tsy mahagaga intsony e!
Raha ny marina aloha tsy tany Madagascar ihany no nisehoan'ny tranga hafahafa tahaka ny trano misy lolo,ny tranga maro mi-coincide amin'ny rehefa misy maty: famataran'andro mijanona sns...fa nisy "étude scientifique mihitsy nandinika tranga maro sy ny fiverimberenana seho efa nisy tetsy sy teroa...
32. rakaroka
(
09/12/2006 10:53)
Nisy Amérikana William Gordon sy Anglisy Edward de Bono nanana théories: "c'est en cultivant la métaphore, associée à la pensée latérale que naissent les hyphothèses nouvelles. En d'autres termes l'idée du mathématicien françeis Henri Poincaré:"c'est en pensant à côté que l'on découvre du nouveau".
Si nous ne cinnaissons ni la nature ni le processus de propagation et de liaison de la force psi, nous savons, en revanche, que tout se passe ou parit se passer comme s'il y avait des interférences dans la transmission simultanée de plusieurs forces groupées et centrées sur un même stimulus...

33. prime
(
27/12/2006 12:21)
besoiiin> dia tena ideràna an'Andriamanitra ny zava-mahagaga niainanao...
Fa mbola manamafy hatrany aho, ny fahagagàna dia tsy natao ho an'ny tsy mino fa ho an'ny mino... na ny voalazanao ireo aza dia vaomaika manaporofo izany... efa mpino ianao no niantso an'i Kristy ka nanehoany ny asany fa tsy hoe mpanompo sampy akory na tsy mino an'Andriamanitra dia hahita fahagagàna ho azy... fijoroana vavolombelona sisa no ataonao rehefa avy eo fa tsy fahagagàna intsony toy izao ataonao izao izay tena isaorana an'Andriamanitra lehibe...
Matoa ny olona iray anehoan'Andriamanitra ny heriny sy ny asany ka anaovany fahagagàna dia satria mino ilay olona... izay no mahadiso hevitra ny maro rehefa misy ireny mpanompon'Andriamanitra evanjelistra mpanasitrana sy mpanangana amin'ny maty ireny fa heverin'ny olona sasany fa "magicien" Andriamanitra na ilay mpitory teny ka "spectacle" no aleha any, ka na tsy misy finoana aza dia mba hijery aloha... fa ny isehoan'ny zava-mahagaga rehefa tonga ireny fotoana ireny dia ireo izay manam-pinoana ka resy lahatra ny handray an'i Kristy noho ny halehiben'ny famindrapony...