Mba ho lalindalina kokoa ny adihevitra
21. hery
(
02/12/2006 11:37)
Eo ampitadiavana hevitra hafa aho.
Hevitra vonjimaika mandritra ny fampielezan-kevitra no tena natao tamin'ity (noho ny abus nataon'i bazylou... tsy azo nofafaina izy satria tsy mametraka sivana ara-kevitra ny serasera fa mametraka sivana teknika).
Hiova io afaka andro vitsivitsy.
Hevitra vonjimaika mandritra ny fampielezan-kevitra no tena natao tamin'ity (noho ny abus nataon'i bazylou... tsy azo nofafaina izy satria tsy mametraka sivana ara-kevitra ny serasera fa mametraka sivana teknika).
Hiova io afaka andro vitsivitsy.
22. Fiffi
(
02/12/2006 11:42)
ary tsy mety nga raha ohatra hoe detecten'ny robot ny teny ratsy ohatran'ao @ karajia ?
Ny ao @ karajia de voadaka , fa ny eto tondé miala ho azy le valin-teny raha vao misy teny ratsy na tsy fanajana .....(heritreritra nandalo iny) @ zay manko tsy himenomenona ry bazy hoe censure ahh hoe....:roll:
Ny ao @ karajia de voadaka , fa ny eto tondé miala ho azy le valin-teny raha vao misy teny ratsy na tsy fanajana .....(heritreritra nandalo iny) @ zay manko tsy himenomenona ry bazy hoe censure ahh hoe....:roll:
23. DotMG
(
04/12/2006 08:34)
kitjo:
ny tiako lazaina @ le fika oe te hametraka hevitra samihafa @lohahevitra iray ianao kanefa tsy mety le izy dia any@ lohahevitra hafa no apetraka na tsy misy idirany aza
Momba ilay resaka politika tany @ hatsikana sy lalao iny angamba no tianao horesahina. Raha ny tena marina anefa tsy tokony horaisina ho hevitra politika mihitsy ilay valin-teniko satria mananihany ny tena votoatiny, ka raha tany @ politika ilay izy dia karazan'ny mihantsy sy manompa ireo namana hafa. Tao @ hatsikana sy lalao aza izy tsy zakan'ny 100% n'ny namana fa raha ny sitrako dia naleo no-censurena! Vao mahita ilay lohateny ny namana dia heveriny ho izaho no tompon'ilay hevitra kanefa aho manao satirizasiona fotsiny.
hery:Noho ny abus nataon'i bazylou izany no nahatonga anareo nandray fepetra dia avy eo ianareo lazain'ny namana manao COUP DE TETE. Dia ilay hafatra miampanga io "coup de tete" io moa feno fanaratsiana maimaim-poana (na fanatsarana angamba satria ny milaza hoe ianao mpanan-karena ohatra amiko tsy manompa velively, __ sarotra amiko ny mandika ny hoe accusation gratuite) dia hadino mihitsy ny namaly ny hevitra momba ity coup de tĂȘte ity fa lasa mivaona tanteraka ny resaka.
noho ny abus nataon'i bazylou
Amiko, mety tsy ilaina ny namaly hoe Tim ve ny webmaster sa tsia, fa ny tena zava-dehibe dia ny fanazavana hoe misy ny namana manao abus ka mba ho fitandrovana ny filaminana sy ny fahaiza-miaina dia voatery nandray fepetra ara-drariny ny webmaster. Raha tsy diso ny tenanay, misy fitsipika mifehy tokony harahina itony forum itony koa mamaly fotsiny ianareo rehefa misy mangata-panazavana momba ny sivana hoe araka ny andininy izao @ fitsipika,...