Sipa nanjavona !!!

41. majesty ( 04/12/2006 07:25)
fasaly:ka za tsinn :oops: b
42. fasaly ( 04/12/2006 19:48)
:-D:-D:-D:-D:-D
43. Fiffi ( 07/12/2006 08:01)
majesty: fa tsy azoko loatra akia hoe natao tato @ fivavahana sy finoana le izy an !
44. prime ( 07/12/2006 12:48)
Mila miambina fa ny ratsy koa tsy mipetra-potsiny...
45. jhouhlambout ( 07/12/2006 12:56)
... finoana ny zava tsy takatry ny sain'olombelona é...
46. prime ( 07/12/2006 13:59)
jhoul> tsy mazava... mba tariho lavidavitra hoe raha mety!!
47. besoiiin ( 10/12/2006 20:27)
prime, rehefa tsy takatry ny saina sy tsy azo azavaina na demontrena dia ny finoana sisa no miasa, na enao mino na enao tsy mino, izay ilay izy
48. fasaly ( 16/12/2006 22:54)
i jhoul. ihany ngah no beosiiin???:roll::-D:roll::roll:
49. ikaretsaka ( 16/12/2006 23:04)
zay zany ko.. nanjavona le sipa..maziiii!
50. fasaly ( 16/12/2006 23:09)
zay zany mitsy e!:wink::-P:°)
51. ikaretsaka ( 17/12/2006 00:54)
hozizy le sipa hoe..
njekinjeky za hitanareo...
njekinjeky ts'hitanareo!
Who cares!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2152