Sipa nanjavona !!!

21. majesty ( 29/11/2006 15:17)
fasaly:sao d toi ndray no mandravona eo klé,humm matawatra ah!
caprio:izay niseho tany tsy hitako fa le sipa alou d tena nahita maso za e,fa saingy tsy nanaraka
bibilax:efa tratra tany ho any koa angah toi zany?
22. Fiffi ( 29/11/2006 16:25)
heu...zah kosa aloha raha tsy mahita tsy mino an'zany an!
majesty: fa rehefa hiresahina zany le sipa de tsy mamaly ? de rehefa ho tratra de manjavona ? :roll: mahavariana be zany an !
23. fasaly ( 29/11/2006 19:51)
bibilax: zà te ahita mitry fa mba ento any zà:-P:-P:-P
24. fasaly ( 29/11/2006 19:53)
majesty::{:{:{ aza hitako any zany hoe mandravona ho azy zany zà!!!:{:{:{ ao fa atoko mipe-tany fona ny tongoko refa mijoko anlay sipa e!ç:?:wink:
25. Rainikarabo ( 30/11/2006 10:14)
rehefa alina ny andro dia mandehandeha sy mivezivezy manerana ny tontolo ny fanahy, araka ny endrika mety aminy sy mifanaraka amin'ny hasina ary fahefana ananany. Ao ny ratsy, ao ny tsara, fa ny mpahalala ihany no mahay manavaka azy. Ho an'ny sarababem-bahoaka izy dia matotoa jiaby, ho an'ny tsy mino (satria tsy minomino foana) dia angano, ary ho an'ny mpino (kristianina à 1000%) dia devoly.
26. Achia ( 30/11/2006 15:27)
fasaly:

zà lou tsy mino raha tsy izaho mitsy no mahita fa raha mbola tantara sy honohono de mihonohono kou zà:°):°):°):°):°)


Ka njy nge tsy ahita an'io mitsy e ! satria lhl no tadiaviny fa tsy sipa e ! sa matoatoa bandy no tedavina ho anjy :-D:-D
27. besoiiin ( 30/11/2006 20:26)
ny fika @reny dia mifoka sigara foana rehefa mandeha alina, tsy tia afo mantsy hono ry zareo reny...
28. Zina ( 30/11/2006 21:02)
besoiiin [ Valio ] 30-11-2006 21:26:14
Lohateny : Re : Sipa nanjavona !!!
ny fika @reny dia mifoka sigara foana rehefa mandeha alina, tsy tia afo mantsy hono ry zareo reny...

ie efa henoko io...
29. besoiiin ( 30/11/2006 21:59)
misy ny lolo na ny matoutou ka

misy tantara iray ity izay tena niainako sy hitako!

tany @ faritra andrefan'antananarivo no niseho ny tantara, @iny lalana mihazo any tsiroanomandidy iny, eo @ 100km tsy ho tonga any angamba misy sampanana miankavanana misy plaque we DIAVOLANA,lavitra iany ilay tanana nalehako sady secondaire b, tsy tena tonga tany @lay diavolana anefa fa taty ampovoamboany no nalehako, mbola kely za t@zany teo @14 na 15 ans teo ngamba fe efa nahatsiaro tena tsara. dezakab any, ny trano dia mitsitokotoko kely isaky ny havoana, havoana iray misy trano 3 isanisany raha b indrindra, ary teo @ manodidina anay dia avoana 2 ihany ankoatra ny anay no misy trano ary mifanelanelana eo @ 1km eo ngamba raha kely indrindra ireo tanana ireo, mifakatazana ihany fa tena tsy tratrantso raha miantso ianao, satria misy lohasahab manelanelana azy, lalana sahabo ho 30 mn miala ny arabe no misy ilay avoana nitoerako ary in-2 isakerinandro iany any vao misy taxi brousse, misy ecole izay no repère rehefa hiala, dia eo koa no maka fiara rehefa hiakatra, haka vary no atondiako tany satria nisy anjaravokatray tany, rehefa mody za d aterina eny @ taxi brousse miaraka @ entana dia misy mitsena rehefa tonga any tana, alina iany no mandalo eo @ ecole ny taxibrousse rehefa miakatra, marainab mou izany plutôt, any @ 12 alina ka hatramin'ny 2 maraina eo izy no mandalo, hody ary aho, olona 3lahy no nande nanatitra ahy, t@ 11 alina izahay no niainga tao antanana, teo @ 11:45 teo vao tonga teo @ ecole, somary nitaintaina fa we sao efa lasa ny fiara, nitorevaka teo ampovoantokotany izy telolahy nibonoka lamba, izaho kosa niteny we aleo mba maka sisiny ery @ ecole ery dia tsy nanaiky ry zareo, niaranibonoka lamba teo izahay sady manararaotra maka torimaso fa tena efa tao anatin'nilay fakana fy @ torimaso mintsy, vao nidaboka tsy ampy 10 mn akory anefa aho dia......
nahare feonjavatra, feon'ankizy no tena marina, samy naheno daholo izahay rehetra ery samy nangina, nangovotra aho ary tena nipararetra mihintsy, fehon'ankizy miredona avy ao @lay ecole, eo @ feon'ankizy 5 eo ngamba na 7 no fahenona azy, mamaky teny ry zareo manao hoe: aaaaaaaaaaaaaaaaa.... ooooooooooooooooooo..... iiiiiiiiiiiiiiiiii..... eeeeeeeeeeeeeeee, ny andro @io diavolana somambisamby, misalobona aho ary mitsikilo kely any @lay ecole, tsisy zavatra itanao eo fa ecole kely mangadihady, ohatra ny mitaraina izany ny feon'ireo ankizy, mijanona kely izy eo @ 20 mn eo dia injao indray fa miredona, tena antenda ny aiko, ny iray t@reo nanatitra ahy no niteny tamiko we aza miteny fotsiny, t@ 2 maraina vao nandalo ilay taxi brousse, izay vao azoko ny aiko ary nivoady tsy haka vokatra tany intsony aho, tany anaty fiara izaho vao nolazain'ilay chauffeur fa misy lolo io ecole io, ary efa mahafantatra izany dôly ny olona any.
izay ilay tantara somary lavab, aza dia be wawawa loatra ry zareo sao mifanena aminy vao mipararetra, zazao eto ampandriana manoratra sy mitantara somary miorikoditra ihany nisaina izany
30. MTN ( 30/11/2006 22:07)
Ilay tany Ifanadiana efa henoko koa. Somary be pamosavy koa moa any dia tsy haiko hoe matoatoa sa mpams.

Izao indray, teny Ivandry dia malaza mihitsy hoe eo amin'ny lalamby (hoe be maty tamin'ny 47)dia misy sipa manakana taxi(akaikin'ny arabe ilay lalamby). Dia kay tsy misy tongotra koa.
Ny olona betsaka no niresaka izany. Za anefa isaky ny hoe tratra alina handeha hody dia mivily mandeha mijery eo amin'ilay toerana foana fa tsy mety mahita mihitsy. Tsy tian'ny matoatoa angamba aho hoa.
31. majesty ( 01/12/2006 09:22)
izy zany misy e!fa le mihantsy azy no tsy azo atao fa sao de hanahirana fa aleo mangina fotsiny e,na mino na tsia!
32. Fiffi ( 01/12/2006 10:00)
mampatahotra zany an !
33. majesty ( 01/12/2006 11:28)
fasaly:aleo ihany ntsika mandeh eny amin'ny toerana be oul fa le any @ mangingina tsy tafa ko:D
34. besoiiin ( 01/12/2006 12:05)
majesty> :D ie , ny toerana mangingina marina no tena tiandry zareo, matahotra sy voakotaba kou ngamba izy raha vao maresaka na b olona, any ambanivohitra any aza misy fomba we tsy azo atao hono ny mitaninandro arivariva eny ambony vatolampy fa mba mitaninandro eo kou ry lerony lol,
35. prime ( 01/12/2006 13:14)
besoiiin> :-D:-D:-D
36. Achia ( 01/12/2006 15:30)
fa nga ny matoatoa ko mahalala mangatsiaka e !?:-D:-D
37. Fiffi ( 01/12/2006 16:10)
:-D:-D
38. MTN ( 01/12/2006 16:30)
:-D:-D
39. besoiiin ( 01/12/2006 17:38)
^^^^:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=)) mangatsika marina v ry lerony??? za ary gaga:D
40. fasaly ( 01/12/2006 21:56)
majesty:

fasaly:aleo ihany ntsika mandeh eny amin'ny toerana be oul fa le any @ mangingina tsy tafa ko:D



majesty:8O fa manin zà ngah manakenda an'i majesty amzany sa tsy hipe-tany????:-D:-D:-D:-D ary tô natawatsa beuh!:{:{:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2662