film porno gasy
41. anjeliko
(
03/09/2007 11:37)
bilakarenjy:
ny hevitro indray aloha dia tena mampalahelo kosa aloha ny toe-tsain'ilay bandy niaraka taminy e!.Tsy hoe :ny fiainan'i Tantely akory no simba fa ilay bandy mihitsy no manimba ny ho aviny satria tsy maintsy ho fantatry ny sipa hoe :iny ilay bandy niaraka t@ Tantely ,iny ilay namoaka le films .Iny ilay manao an-dolom-po .Tena mahamenatra kosa aloha ny nataon'ny lery na dia efa ady tahaka n'inona aza .
I Tantely dia ho stars foana ary mino za fa mbola misy masoandro miposaka aminy ihany any .Ny olona toa an-dry Tantely ireny dia tsy very izany sao ianareo mihevitra .
Tsara ary izy tolorana tanana mba hipetrahany amin'ny tena toerany .
Tena marina mits zany teneninao zany !! Tena mampalahelo lé toe-tsain'ilay bandy ! Tsy d itako lotra iani ko zai maha porno an'ilay film ! Tsy mampaninona ahy ny mahita malagasy manao ireny sarimihetsika ireny ! Fitadiavana doly ireny e! Samia fotsiny miatrika ny vokany ny nataony.
42. kofbay
(
01/11/2007 10:08)
ny momba an'i Tantely dia tena nampalahelo mihintsy, be dia be no nanontany hoe angaha izy tsy nitory ilay bandy? ny renseignement fantatro dia hoe, tena nitory tokoa izy, saingy ny olana dia, ilay bandy amin'io fotoana io efa nigadra ary natao saisie avokoa ny entany hatramin'ilay ordinateur nisy ilay film! satria tsy nahaloa volan'olona, ary teo ny olana satria rehefa natao saisie ny entana dia tsy misy afa-tsy manampahefana ihany no afaka manana acces amireny entana ireny! nisy nampiasa ilay ordi ka hitany tao ilay film dia navoakany! naparitany namidy ary nahatratra hatramin'ny 1,5 mihintsy no nivarotany ny cd voalohany! no etoufen'ny polisy ilay afera satria waina be hoe ampiasain'olona ilay entana natao saisie, ary raha namidy ilay izy dia nanana droit ny tompon'ny PC hamafa ny donnees perso tao anatiny, rehefa vita ny ilan'ny enqueteur azy!
Ny nampalahelo ahy dia ny hoe nesorina taminy ny titre naha miss de Mada azy, kanefa ny revy nataony dia normal satria mino aho fa manao toy ireny daholo ny olna rehetra fa tsy misy nahita fotsiny! victime izy fa tsy hoe sitrapony ny hanely an'iny ary na izy aza tsy nadray na ariary tamin'iny! toy izay koa ny an'ilay DG ny FER taloha! anatra rehefa mba mirevy dia mba mailo fa ny technologie anie ka efa tena avo lenta e! na telehone io na webcam dia efa azo ampiasaina hanaratsiana olona fotsiny hoe salope iny e! mpanao film x sns...

43. Naouda
(
10/12/2007 01:06)
Salut.Tena marna v fa ef mis manao film porno eto dago?8O Za aloha ef nahit (tsy teto antoerna) in-1 mande,ar toa zay Mac Tiana ark ny voalazan-dzanaman tery ambony tery le iz. Fa,olo tsy mipetsak aty ah, Ef niaina ela tany andafy ah,ef manark ny fomban' vazaha.N zavatsa henoko koa de:vola be hono no azony na d film 1fotsin aza:roll:.Za kosa alo tsy miteny :lol:hoe tia na tsy tia fa:refa misy ocasion aho de mijery:lol::lol::o:o:evil:
44. jiolah
(
07/02/2008 13:02)
Eto Dago de efa misy mpamokatra sarimihetsika toa io mitsy ary ra taloha vaza no mpizoe film de efa samy gasy mitsy ny acteurs rehetra.Le izy mantsy film mora atao fa mila lazon'ady fotsiny sy fahaizana maka sary de zay (tsy mandany vola be, kanefa be mpividy)aiza indray no ahita bizna be hoatra izany?
Ka na mety na tsy mety amintsika le izy de lalambarotra hitan'ny sasany mitsy de tsy avelany.Eran-tany efa samy manana film X- ny daolo ny tsirairay de tsika ko.!!:^):^):^):-P
Ka na mety na tsy mety amintsika le izy de lalambarotra hitan'ny sasany mitsy de tsy avelany.Eran-tany efa samy manana film X- ny daolo ny tsirairay de tsika ko.!!:^):^):^):-P
45. rafoko
(
07/02/2008 13:08)
Raha ohatra ka ny andahiny no nijery anio film
io ka niteny tamin'ny mikasika anio de tena
mazefatra aimn'ny tokoa zany ary mety tsy te
hifanerasera amin'ny fianakaviany izy
RAHA TSY SITRAPONY FA HETRAKATRAKINY SASANY
Ampaherezo le namana raha any ihany

46. rakapy
(
07/02/2008 14:02)
Aleo kosa le gasy mba hianatra ny fahamarina e! Rehefa film de guerre mifamono sy violence ary ra mandrika no atao na irony film mampianatra ny gasy hangalatra na manao drogue de tsy misy resaka firy. Fa raha vao resaka porn dia wawawa be ny ambanilanitra.
Io tsy misy izany hoe zakan'ny Gasy na tsy zakany izany. Ary tsy vao androany ny Gasy no nanao izy io.
fa ny zavatra tokony apetraka fotsiny dia ny lalana matotra mifehy ny fanaovana azy sy ny market amoahana azy. Mahazo milalao izay te hilalao film x ary tsy voatery hijery izay tsy te hijery. Vava-kisoa misy sira io. ka aza miatsara velatsihy.

47. loick
(
07/02/2008 14:07)
raha ny avis-ko dia tsotra ra ny momba ny tantely satria mahazaka matoa manao sy sahisahy ratsy maka sary veta aminy bandy tsy vadinao ka mety raha miely normal fa ra tsy mifanaraka de io no alehany sady ny bandy gasy tsy mahagaga ny lohany
48. rakapy
(
07/02/2008 23:22)
Zay manko .Raha tsy sitra-pony ny hamoaka an'ilay sary mihetsika dia tsy tokony nihodina izy satria efa manam-bady. raha tsy nisy nanapoitra izao ilay film de lasa fanaon'i kala le miodina atsy sy aroa de miahaka ilay vady.Nefa ve moa izy tsy hiodina foana na izany na tsy izany???
49. jiolah
(
08/02/2008 06:22)
raha hiodina ihany maninona raha mba aty @ bandy aty mianatra mizedazeda fa vatolampy ampy handihizana aty
sady le baina zao mety tsy ahatosika tsony.fa le camera tsy mande tsony @ zay.:°)
sady le baina zao mety tsy ahatosika tsony.fa le camera tsy mande tsony @ zay.:°)
50. nerveux
(
18/04/2008 23:08)
Ny aty ampita koa taloha dia norarana mafy ny fampisehoana ireny film X ireny , efa niova izany ankehitriny , mbola ho avy ny fivelarantsaina ao dago atsy ho atsy e! mandeha ho azy io , fa mbola betsaka ny tsy mahatanty . :(
51. foosa
(
20/06/2008 08:27)
ireny an'i tantely ireny no atao hoe accident, tratran'ny tsy nampoizina izy, raha ny fahalalako anie ry zareo ny couple rehetra mifankatia toa manao ireny daholo fa ny azy fotsiny votsotra de nivoaka ny tsiambaratelo, na izany aza ny gasy mbola ho ela vao ahazaka izany porno gasy izany, ny mifanoroka ao anaty film gasy aza raran'ny ministera
52. mketsa
(
05/11/2008 18:43)
Tsa koa anga izany ry Tantely fa ny voalohany no misalasala fa ny sisa rehetra toa rano mandeha.Vola aloha éh!.Aty an-dafy miodina r'efa ts'ilain' ny Gasy 8)
53. sipamitapy
(
29/01/2011 16:44)
tsy koi zan io e! ôtran tsy miladalenda ery ny gasy refa mjer ny film X ataoni vahiny, misy manao aplication mits aza d ra vao gasy le iz d WAWAWAWAWAWAWA ... Je re zao Ally mac tyana maninn? sad gasy no manao film X b fa tsis koz satria oe tsy any dago iz mvovo. tsy aiko alo e, fa tkn ts koi tsun amzay fefa 2011 ian zao