film porno gasy

21. Christian ( 26/12/2006 09:14)
za manokana ry zalahy mbola tsy nahita mihitsy dia mampalahelo be kou za nefa efa niparitaka ihany ilay izy dia mitady aho raha mahita zao fa mitandrema ihany ianareo zavavy @ zany raha tena tsy sitrapo ilay izy e
22. xxx ( 26/12/2006 20:45)
io anie le bandy gasy é ,rehefa oh ianao tsy manaiky azy ,lazainy fa hoe :efa nipehakoiny
23. ronaldo09 ( 08/02/2007 16:02)
Fa maninona aloha i Tantely no tsy nitosy raha ohatra ka navoakan'ilay bandy ilay izy e!Ary tsy mba misy sivana ve ao madagasikara amin'izy itony?Za manko nahita film porno Gasy nivoaka tamin'ny spice platenium sy canal multivision!
24. vakiniadiana ( 02/03/2007 10:14)
Ho lazainareo fa devolivoly saina angamba aho raha hilaza fa tokony efa hiova @ izay ny fisainan'ny malagasy @ io resaka film sy indostria porno io.

Raha zavatra tsy ankiteritery dia aleo hisy :
- tokony asiana fepetra mazava tsra fotsiny (olona ampy taona, manaiky, MIKARAMA, ...)
- Asiana hetra dia mba mahazo vola ny fanjakana
- ferana tsara ny fivarotana sy ny famoahana ny vokatra (ampy taona vao mahazo mividy, @ toerana somary miafina no fivarotana ny film, ...)

Asiana fitsipika mazava tsara dia ho hita fa hamelona olona betsaka io indostrian'ny fahafinaretana ara-nofo @ sary io

OK :wink: :°):°):°):°)
25. Fiffi ( 02/03/2007 10:43)
vegas: grave kosa nanaovana azy eh !
26. fandraka ( 03/03/2007 23:04)
maninona tokoa no tsy misy sahy miseho ny mpilalao X e??? Nefa anie io mitovy @ asa iahany, rehefa hekenao atao izy dia tsy tokony hafenina satria kandra ihany? :°)
27. xxx ( 05/03/2007 09:08)
Be dia be ny gasy sahy miseho kah... fa tsy hitan'ny Gasy namany satria vazaha misimisy vola no tena kandrainy.

Misaotra t@ le nandefa taty amiko o :-p
28. Kwasi ( 09/03/2007 02:07)
Tantely zany ry nama tsy mpanao film x zany a.

Tsotra fotsiny no ahafantarana hoe zakan'ny gasy sa tsia e!
Aleo atao hoe misy mpilalao x gasy efa mba mahazo sehatra any europa any tonga aty mada. Dia miala any ny tele (izay sahy) manasa azy eo @ plateau, dia somary asiana fanontaniana andraisan'ny mpihaino mivantana. Dia ny ampitson'io asiana fanaovana dedicace ery @ Cora.
Dia @ izay angamba mety hazava amintsika ny valinyyyy;-):-D:-P
29. ronaldo09 ( 12/03/2007 14:23)
Miafina ry zareo ny mpanao film gasy a! Araka ny tenin'ny kwasi dia aleo hiakatra fandaharana mihitsy toy an'ireo eoropeanina tatsinana milalao !
30. xxx ( 22/03/2007 13:08)
hay ve ny gasy manao film hihi vaovao indray ty!!
31. bazylou ( 13/05/2007 11:09)
tsy hitako izay mahavesatra ny sainareo amin'izany, mba fantatrareo moa izany hoe valabe??? fanaon'ny ntaolo taloha io. dia aza tery saina fana ny ntaolo aza nanana ny revy milay be!
32. Jeankely ( 24/06/2007 03:48)
Ny razamben'ialahy no nanao izany. Tsy fantantray akory izany.
33. tsoraka ( 02/07/2007 09:46)
Tandremo fa any amin'ny tsenan'apela misy revy antsena.
34. spli ( 08/07/2007 11:29)
Amiko samy manana ny sainy ny tsirairay.Matoa io ataony dia tian'izany ary efa vonona ny zavatra mety hiseho @ farany izy.Ohatra ny lazany.Fa rehefa tsy vona kosa aloha aleo tsy manao e!
35. Papoose ( 09/07/2007 04:57)
Rehefa tsy zaka rireto dia aza mijery a!marina!Fa tsy hoe tsy maintsy hijery akory!:wink:
36. ikaretsaka ( 09/07/2007 18:27)
Zina:

Tsy zaka ny maso ry fiffi a


ny maso ange mijery fa tsy mibata e.. ko tsy zakan'ny maso @ fomba ahoana?
37. ikaretsaka ( 09/07/2007 18:32)
io tsenan'ampela io dia misy revy an-tsena tokoa!
38. fiderana ( 17/07/2007 10:03)
izay mana maso aoka hijery, fa lozan'izay niavian'ny fanafitohana, ka raha tsy te- ho tafitohina na hanome loza ny hafa dia aza mijery fotsiny ê!, aza mijery izay tsy zaka fa izay zaka ihany jerena, satria ny rivotry ny zava-misy anie ka miparitaka eran-tany moramora ê!, tsy hay tohaina io fa isika ihany!.
39. Vllb ( 31/07/2007 21:10)
tena betsaka ny vehivavy victime an ty resaka camera cachée ty e! tantely anisan izany! Soa fa tsy narin ny vadiny iz ary tian ny vadiny foana, efa niteraka izy roa zao . tsy nahomby ny tetik le bandy e!
misy lesona kosa azo tsohanina amin iny tantaran i tantely iny de ny oe isika vehivavy de saropady na isika aza no voambaka , ka de mahaiza isika vehivavy miaro-tena e.
caprio:

Mavesatra loatra ka tsy mbola zakantsika gasy ny mieritseritra sy mahita olona iray indrindra fa vehivavy milalao film porno,kanefa maro amin-tsika angamba no efa nahita ilay film porno izay nolalaovin'i andriambavilanitra tantely, i tantely moa dia fantatra fa mpilalao film gasy ary hitantsika koa @ clip gasy tahakan'ny clip jankatiana hoatra dia ahitantsika an'i tantely ary efa nirotsaka t@fifidianana miss koa ny tenany,zany we manana ny maha izy azy ity andriambavilanitra tantely ity fa asa izay nanosika azy hilalao film tahaka ireny ka ao ny milaza we tsy vokatry ny fony ny namoaka iny film iny fa mba film nataon'izy roa ho azy irery tao an-trano iny kanjo nisy olana ny fiarahan'izy roa dia navoakan'ilay bandy atsokosoko iny film iny.Mety hitondra adin-tsaina mandrakizay ho an'i tantely ve izany satria ny gasy rehetra dia efa mahafantatra an'i tantely we iny ilay nanao film porno sady sipa manjakely tokony anana ny maha-izy azy kanefa ny akamaroan'i bandy zany zao dia efa nahita ilay film sy nahafantatra an'i tantely koa ahoana ny ho aviny ary aiza izy @izao?ary ahoana no mba eritseritrao?;-);-);-)



40. booboo ( 31/07/2007 21:53)
tsy hitako izay mahavesatra ny sainareo amin'izany, mba fantatrareo moa izany hoe valabe??? fanaon'ny ntaolo taloha io. dia aza tery saina fana ny ntaolo aza nanana ny revy milay be!


tsisy valabe tokoa tsony angaha @ zao ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9916