hoy i express no hanatrika ny 3 desambara!! 1000 isaky ny kandida izany!! ka na 1000000000000000000 aza anie ho feno hatrany ny mpangala-ketsa e!! indrindra moa rehefa misy gisa lahy mahavidy port izay!!
sahirana mafy i bazylou fa lasan dravalo hono ny port
d maagaga marina an
mba mividiana koa enao fa aza variana mifendrofendro amin ny fananan'ny hafa e
za zao izay hampitombo ny ambaindaiko no mahaseriny ahy fa zé azon dravalo any anazy any zany za aza matahotra hoe mbola nareo kouh no ho lasany raha izao no mitohy kouh :-D:-D:-D:-D:-D