fivavahana, lasa mivoana any amin'ny tsy alehany
21. xxx
(
03/12/2006 07:22)
Tsy azonao ve ilay fanontaniana nataoko io? Tsy maninona raha tsy manankavaly sao mandeha any amin\'izay tsy alehany ny valiny. Misaotra e
22. methode
(
03/12/2006 16:13)
cutie: Mihaino izay lazain'i Pasitera na izay mitory teny, ianao ia efa resaka koa zany io ko!
25. niryna
(
17/12/2006 19:10)
Hoy ikaretsaka hoe ny devoly koa mahay baiboly.Rehefa mivavaka koa izany ny tena dia tarihina any amin'ny zavatra hafa ka tsy mifantoka amin'izay tiana ho tenenina.Asa manandrana tsy miheritreritra mihitsy angamba kanefa aiza no tsy hieritreritra.Mila mandroaka devoly koa angamba rehefa lasa mivily iny ny dia..
