moxe le diso siekla sy ny ho avy!
1. akama2006
(
25/11/2006 19:10)
moxe izay mpanolotsaina sy mpanohana mafy any le8 dia efa kely sisia dia aterina eny aminy 18!efa miakatra any anaty atidohany ilay resaka fihaviana ka na misy dikany nastia dia tsy maintsy midelira foana!fa izy sy nareo izay mitovy hevitra aminy ve mino fa dia ny mponina ao antananarivo dia ùmomba 100% any le8?
ohatra ny tsy salama saina iznay le moxe!tsy hanaiky hono ny mponina ao antananarivo raha sty le8 no filoha:?::?::?::?::?::?::?::?::?:,fa lery hono no mpaminany sa mpisorona sa inona? ahita zavtra izy sy nymitovy hevitra aminy iznay satria tsy izay no hitranga!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

novalian'i kitjo ny 26/11/2006 06:21
2. kitjo
(
25/11/2006 19:14)
o ry akama an
fa taiza foana enao e? nataoko lasa nitsoka ange le nametraka veloma tary ambadika tary e..
tongasoa njay :-*
aleo aki hiteny dol ze te hiteny an, ny valiny iany ny ahitana azy
ny 100% kosa aloha tsy possible e, anesorana le 400 tonga teny Alarobia ohatra d efa tsy 100 tsony zany!

3. kitjo
(
25/11/2006 19:17)
akama
za efa nalahelo..hiihhi:-*
bon!fa tsy olana iznay fa tsy miditra fotsiny ato aminy serasera nareo izany fa partisane be loatra tsinona dia aleho miova lasy e!
dia veloma i hery fa dia manana fahavalo iray aloha iznay ny tsiky dia ampy !
za efa nalahelo..hiihhi:-*
5. akama2006
(
25/11/2006 23:39)
kitjo> tena efa teny ambravarana no niverina e!lollllllll! an!an! tsy miditra aminy forum misy fofona hery mpandrindra fotsiny ka!
tsy miditra aminy resaka hafa mihintsy aho fa dia izay ataonareo mianakavy ao,fa rehefa misy zavtra diso tafahoatra ohatra ity MOXE adala ity dia tsy maintsy miteny ihany na dia tsy te hiditra aza!
moxe mpampianatra ,za efa mpianany tao aminy histouire tao aminy FLSH eny ankasto fa tsy nampoiziko midona aminy rindrina ohatra izao lery!manana fahaizana ihany nefa toa miteniteny foana,en + ny tenany mpahay tantara ,nefa dia isany namoprisika ny fanapotehana ilay tsangambato teo ambohijatovo??? atao inona,midika inona,tsy misy!!ny vakoka ve no hiadivana fa angaha ampiverina inona izany,na tapitra dynamiteny le cancre io aza ny zavtra mitsangana mamofona vazah rehetra ,nga mampiova inona!
ary ny olona efa lasa adala no miady aminy tsy hita maso!mba jereo anie ny firenena sy ny olona rehetra e!ny tantarany dia tehirizina ho fantatry ny ankizy any aoriana,ny an'ilay cancre ireo dia potehina izay hita!nefa ny misenina dia mbola miankohoka eo ambany frantsay ihany!!!tsy misaina lavitra mihinsty fa dia fodangitra aminy tsy antony!
manimba firenena mihintsy ny olona ohatrany itony moxe itony!ny padesma dia zavtra misy fa raha hendry izy dia tsy ny adalany padesma no haverina fa manao tsara lavitra kokoa,tsy misy olona adala akory ka tsy ahalala hoe ity no mety na tsia,fa ny ataony izao dia manao izay hisiany clan 2 dia ny padesma (anindrana) sy ny tsy avy any anindrana !raha ho entina hampandrosoana moa ka maninoa fa dia ho entina hanaovana revy tsy vita na revy efa lany manja taloha no haverina!
aleho ho federalisma tsotra dia vita e!haverina aminy laoniny ny faritanin'Antananarivo tena izy fa sty io kely balitika io dia atao mazava tsara ny rafitra dia izay!tsy olana fa amin'izay dia mino marimarina aho fa ra8 dia ataony olona ohatrany andrianjaka!ny olona eo tanana anie matoa mifidy le8 dia mazava fa noho ileio misy moyen ahfahana manilika ny padesma teo aloha!fa raha lozika izay foana no voizina dia tsy handroso mihintsy!izay no tsara anaovana tsar sy miova hendrika aminy ataony ny teo aloha fa tsy mamerina ny ampihimamba misy !
ary izany no tokony hanomezana fanampiana sy tohana any Ratsirahonana fa tsy olona tsy misaina afasty vola toa any le8,ratsirahonana izay manadratra ny maha malagasy sy ny maha merina misaina azy!
veloma daholo nareo fa rehefa misy vaovao lehibe indray aho hita!:*:*:*:*:*:*

6. kitjo
(
26/11/2006 06:21)
oadray
eo mba miresadresaka eto fa in arty e!
za aloha tsy mahalala an'i Moxe manokana sady tsy haiko ko ze ataony any fa tsy d mampiraika ahy!
aza mba manao am-po ohatran'io re ry akama fa sao ahitana raha izany aorian'ny fifidianana!
hono an!