namana mangalatra sipa
21. degree
(
26/11/2006 16:17)
sadyio kosa anie tsy vita borne ka sarotra avotana e
faavelao izy ho any de omeo bay bay ........^:^^:^
faavelao izy ho any de omeo bay bay ........^:^^:^
22. diamondra27
(
26/11/2006 17:17)
xxx: vengeance ahoana aloha ilay saika hataondriko ?
Raha hoe: hiaraka @ olonkafa indriko dia tsy vengeance izany fa concurrence @ zavatra ratsy vitan'ilay namanao , sady sao dia tsy mety satria raha azon'ny olona ny tenanao hoe: dans le but de venger an'le bandy de hitako herimpo very maina izany(hoe: jereo fa na dia nalaindry aza ny ahy dia mbola nahapezy ihany aho) fa tsy aleo ve mba rehefa mahita olontiana ianao dia zaraina aminy ny fitiavana de tiavina mihoatra lavitra noho ilay bandy namadika iny izy.
Avereno vakiana ange le hiran'i Mireille Mathieu:"je suis une femme amoureuse" e!

24. xxx
(
26/11/2006 23:29)
ka lalikalahy ange ry zareo mbola mandainga aminahy hoe tsy miaraka amilay namako zany nefa ny sipanlay namako mintsy no niteny tamiko eny eh anazy sy ny ao ambony ny tohiny fa le vehivavy tony alika sady amizay mba miseho azy ho masina ery fa tandremo le namanamana tony ry zareo fa zah aloha de tena fay fay e;.
27. tsimatimanota
(
27/11/2006 09:01)
Hoy i xxx:
"le vehivavy tony alika sady amizay mba miseho azy ho masina ery"
ay ! ay ! ay !
C'est l'extrème limite xxx
"le vehivavy tony alika sady amizay mba miseho azy ho masina ery"
ay ! ay ! ay !
C'est l'extrème limite xxx
31. Aino
(
27/11/2006 21:23)
vehivavy tony alika sady amizay mba miseho azy ho masina ery:lol::lol:tsy ny rehetra io ah!!
33. Herimiafina
(
27/11/2006 23:02)
Mbola azo atao hoe sipa foana ve izany efa nanaiky hangalarin'ny sasany izany klé.
Normalemant, manana safidy malalaka ileiry ka rehfa te-hiapa any de aleo izy ho any fa amin'ny 6 miliara ambiny indray mitady.:^)
Sa tena ionika iremplasabla i nedala? :}
Normalemant, manana safidy malalaka ileiry ka rehfa te-hiapa any de aleo izy ho any fa amin'ny 6 miliara ambiny indray mitady.:^)
Sa tena ionika iremplasabla i nedala? :}
35. Herimiafina
(
27/11/2006 23:43)
Hihihihi!
Ny ahy klou de sady afaka miditra no afaka miapa tsy misy tsiny satria malalaka ny safidy e!
Tsy mandoaka zah no tsy mitana fa ny mampanala tena no haiko atao rehefa tsy reviko.
Mody hangatahako parotsa na mody hanaovako comédie bandy mivari-lavo de tsy tia ho azy de miala, de asiana mody manao alahelon-kanina kely, lol. :-D

36. sasa
(
28/11/2006 05:46)
xxx aza mandany andro am vagence izany akia an! ny fiainanjy mitohy foana ny ho avy no jereo avelao izy ho any, ampafantaro an'azy fa tsy rarahinjy izay ataony any, amiko mantsy ny olona manao vagence izany d mahatsiaro tena ho victime ka mitady zavatra hahavictime an'ny olona hafa koa, tsy milay izany, aleo mipetraka sy milamina fa ho hitanjy fa hanenina izay bandy izay ka hitady anjy ary efa mitady amzay d aza rarahiana tsony. Ny soa atao am namana koa aza mba hanenenana izany fa izy foana no voa eo
37. tsimatimanota
(
28/11/2006 06:12)
Tsy ny namanao no hifaninananao fa ny ....
an'i Diamondra ndray ny tohiny
an'i Diamondra ndray ny tohiny
39. tywa68
(
29/11/2006 08:20)
xxx > fitiavana zany tsy hifanerena fa aleo handeha zay tsy tia anao ê ! matoa ireo niaraka dia efa tsy tiany enao izany mazava ho azy !