xml

1. kelly13 ( 23/11/2006 20:03)
xml izany hoe extra medium large v???

le soratra mena² eo akaikin'ny hoe "eritreitra mandalo" na "fitiavana" na ny hafa io refa manokatra ilay "forum" =))=))=))
novalian'i Bakobako2 ny 01/12/2006 18:13
2. MTN ( 23/11/2006 20:47)
:-D :@
3. fasaly ( 23/11/2006 21:00)
efa saika otran'ny hoe MTN ihany io aky a!:wink:
4. hery ( 24/11/2006 12:28)
Tsy izany kah.

http://fr.wikipedia.org/wiki/Xml
5. vale ( 24/11/2006 13:03)
fasaly: in ny dikan'ny MTN:roll:,ihihhi:°)
6. kelly13 ( 24/11/2006 16:18)
kayyy, teny angalisy b!!! lolll:-D
7. mamzelkely ( 30/11/2006 13:14)
kaélou fa traduiser-ko za ko nge zao ry kelly ts de mahay afatsy teny grika zao eee:°)
8. Bakobako2 ( 30/11/2006 21:26)
Kelly> azo ve le tao am jereo eto ny Hery , za klou tsy nahazo e
9. kelly13 ( 01/12/2006 10:54)
bakobako2>tsisy azoko le izy fa mbola miandry fandikanteny malalaka za io! hihihi
10. Bakobako2 ( 01/12/2006 18:13)
iita wa , fa soratsoratra be ny iany ôtrany kôpôzzzé vô mafana. =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2865