sipa be dia be milay

21. fanaina ( 23/11/2006 20:18)
salmo tsy misy blagy io ah fa kozy vraky no koziko any elahy!!
22. salmo ( 23/11/2006 21:19)
Tsy fantatreo angah,
Ny dinika zay hapetrako eto @ fitiavana dia mahakivy any fanaina daholo.
Tsy azoko mintsy anefa oe, inn no antony:-w nefa izy koa mba mampiditra dinika fitiavana ihany. Efa mampitandrina mintsy izy ato, nefa tsy hitako zay hitandremana aminy amiko. :-D:-D

(politika)lasa vinany sy korotana koa zany ny aty España, fa efa misy ny fiarovana mba tsy ho azony afa ny seza tokony ho azy.:-D:-D




23. fasaly ( 23/11/2006 21:21)
Tenio:

ary le resaka devoly toa ialan'i salmo foana e!!!:evil:

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

24. salmo ( 23/11/2006 21:22)
fasaly> enao angah devoly?
25. pimaso ( 24/11/2006 08:02)
salmo, bilakarenjy
ady hevitra no atao, tsy misy diso @ zay hevitra apetrany mihitsy
izay tsy mahatanty ny sujet iray dia tsy miparticiper fotsiny, ny conseil no permis amiko
fa ny fanenjehana : ny tsy feno ihany no mikobana e!
26. nikopol ( 24/11/2006 08:56)
feno inn hono pimaso e ? :-D:{:{:{

feno fankahalana vehivavy ? :-D:-D:-D:-D
27. bilakarenjy ( 24/11/2006 10:57)
ilay manandrara sy manakana izany tsy conseil @ pimaso .Diniho tsara io resaka nataoko io. tsy misy tsy mahatanty resaka izany eto .
pimaso>Sady soson-kevitra ny ahy no tsirin-kevitra fa tsy fanabatiana olona fotsiny .
Ary ataovy tonga hatramin'ny farany ilay Ohabolan'ny Ntaolo fa lasa masak'ila toy ny ramanonaka ilay teny arosonao sy conseil omenao.OK!
28. pimaso ( 24/11/2006 12:59)
niko"pô"l, averiko indray,
ny expérience ko sy ny anao tsy hitovy mihitsy,
mizara manao analyse sy synthèse vao mitsara
feno inn hono pimaso e ?

feno fankahalana vehivavy ?

aucun sens , sao dia mivadika foana ho a ny glôbe :
dia niko "pô" l ve no lasa jôgy?
29. nikopol ( 24/11/2006 13:14)
:-D:-D:-D

pimaso nanao ahoana less ny secreteranla ao zay ?:-D:{:{:{:-D:-D

pimaso feno fijaliana lotra ny fon'la fa manatona an'andriamanitra (l)

rehefa atao ny synthèse sy analyse dia ohatran'ny biby ny fiheveran'la ny vehivavy. Asa na Management Business Administration "MBA" taiza no nampianatra anla an'izany ?

azoko ihany raha nilaozan'ny sipa ialahy ka ! izy koa ve hanaiky tapahana klitoris na hofolahina tahaky ny soavaly ?
30. pimaso ( 24/11/2006 13:34)
tsy zakanareo rahoviana aloa raha ny type ny e!
saingy ny olona miadana tsy mila miazakazaka
Aza manononona foana ny Anarany ny any Ambony fa avo lenta koa izany
aleo ny anareo zavatra ordinaire ihany aloa no resahana aminareo:
firy ny isan'ny mason'ny pirina iray ka poaka?hi!hi!hi!
31. mpindrana ( 24/11/2006 17:31)
pimaso>tena mampalahelo be nareo .le mahazaka sipa be de be ve no blem sa ilay tangoronan'ny sipa bdb fa toa lasa lavitra be izao haingam-panahinareo e!.Misy kofa iray izay tena azonao anaovana fanandramana au fond mihitsy fa mbola tsy eto lery izao ,fa ho koziko azy ity resaka ity dia ho hitako eto ny paikanareo .
32. kelly13 ( 24/11/2006 17:54)
=))
33. xxx ( 24/11/2006 18:36)
tsara manana sipa de ajaina izy refa milay fa mbola oita lisany zany oe be loatra ny sipa de tsy fatatra tsony na ny num aza sy ny anarany
34. Aino ( 25/11/2006 15:02)
salmo ny tena tsy reveko @elahy anie letsy dia tena manao firesaka mananiany fotsony fa tsy @famatorana eh!! ary tsy hoe mankahala na tsy tiako elahy mametraka hevitra fa mba hataovy resaka normaly fa tsy mikondrakondrana foana no hatao!!! izhao tsy tezitra fa hoatrany manome litika be ny fomba firesaky elahy fa manao saindraza fotsony, na zaza folo taona aza tsy hiresaka tahaka izany!!!
mbola averiko fa tsy mananiany aho fa kozy vrai io ny ahy!!!
35. MTN ( 25/11/2006 20:11)
salmo: fasaly kosa tsy devoly eh
36. tsimatimanota ( 27/11/2006 09:04)
"Tompony fa tsy mpindrana"
37. mpindrana ( 27/11/2006 17:03)
tsimatimanota>voalazanao tokoa sady marina mihitsy ,toy io ainao io koa tsy tompony ianao fa mpindrana ,fa rehefa alain'ny tompony ny ainao dia izay .Tsy tompony koa ianao .Mazava tsara
38. tsimatimanota ( 28/11/2006 08:00)
Mazava be, saingy za efa tena tompony tanteraka izy na antsaha na antanana, tsy misy afaka hanala izany intsony raha mbola ento antany, c'est seule la mort qui le peut, même pour celui qui l'essai
Vao mainka mazava tsara aminareo ve le izy sa mila labozia na projecteur indray e!
39. diamondra27 ( 28/11/2006 13:54)
tsimatimanota:idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea:

40. pimaso ( 28/11/2006 14:42)
mondra roindefo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0913