sipa be dia be milay

1. salmo ( 22/11/2006 22:34)
Mety ve ny manana joba maromaro, isakiny firenena vitsivitsy, alohany hazahoana ny akohonana? :-P
novalian'i ramahaay ny 17/12/2006 00:01
2. Aino ( 22/11/2006 22:47)
izay indray i salmo sy ny redirediny!!!:-/
3. Lejim ( 23/11/2006 01:19)
mety lesy zany zandry ah!
4. Fiffi ( 23/11/2006 05:56)
andramo ry salmo raha tianao ! :wink::-D
5. vakiniadiana ( 23/11/2006 06:09)
Alefaso fa milay izany e, mbola tanora ka
Fa tsy hay fotsiny hoa aharaka ve ny fitaovana ? :D
6. Tenio ( 23/11/2006 09:20)
ary le resaka devoly toa ialan'i salmo foana e!!!:evil:
7. xxx ( 23/11/2006 10:44)
Izay zakan'ny tsena sy ny zanak'atidoha ihany io ka
8. mandrindra ( 23/11/2006 12:13)
mety ny manana joba maro, fa tsy voatery ho isaky ny firenena fa mety ho isaky ny elakelantrano. dia na efa manana ankohonana aza dia tohizo ihany fa fialamboly mahafinaritra izany, fiainaaaanaaaaaa
9. andry08 ( 23/11/2006 12:47)
ié fialamboly fa mahaaraka ve ny hoenti-miady sa ndeha hangataka @ papa sy mama ry salmo,efa miasa angaha ianao?:?::?::roll:
10. xxx ( 23/11/2006 13:16)
mijereva @ le thème : sipabe spons dia resolu izany
11. kelly13 ( 23/11/2006 13:50)
za manahy fa tsy ho araky ny zanak'atidohan'i salmo ny manenjika zany sipa bdb zany =))
12. bilakarenjy ( 23/11/2006 14:13)
tena tonga dia mety .Tsy misy fiherana @ olona izany raha resaka vehivavy be de be no tadiavina fa ataovy .Aza itsitsina aina sy fotoana mihitsy ary aza amelana raha tsy azonao .
Sarotra be ilay manakana sy mandrara fa amporisihana izy hanao aloha dia ho hitany eo ny vokany .Lehilahy koa ny tena sady matanjaka no mavitrika e! ,sa tsy izany .Ao tsara .
Mazotoa ry salmo dia aza adino ny voan-dalana an!
13. fanaina ( 23/11/2006 14:23)
raha izaho no iray any izany aloha dia fay elahy mba kozy eh!!:evil::evil:
elahy efa koziko faona fa aza manao saindraza be tahaka anio fa manome litika fotsony!!!
14. Lejim ( 23/11/2006 14:24)
Dia tsy matory mihitsy amin'ny alina zandry fa mi-chat foana. Mijery vodim-behivavy @ webcam. Tsy misy probleme izany zandry ah! Efa tao doly, dia mahazoa fahafinaretana :-D
15. kelly13 ( 23/11/2006 14:46)
Lejim:

Dia tsy matory mihitsy amin'ny alina zandry fa mi-chat foana. Mijery vodim-behivavy @ webcam. Tsy misy probleme izany zandry ah! Efa tao doly, dia mahazoa fahafinaretana :-D

:-D:-D:-D tô ho faty tanora lery ra izany kle lolll

16. diamondra27 ( 23/11/2006 15:27)
de aza adino fa ny bresilienne no tena chaude
17. kelly13 ( 23/11/2006 15:33)
nakaiza indray i salmo zao? bandy kely b lazao an!:(
18. xxx ( 23/11/2006 18:36)
rain'ikambo
19. Imahaka ( 23/11/2006 18:38)
:-D
20. fanaina ( 23/11/2006 20:17)
i salmo any milaza fa bandy kely nefa efa olona ....:°)
salmo mazaka matoa hatao, aleo aloha tsy lazaiko ny taona dia izay no hanajako any toi fa raha mbola mamerina dinika mikondrakondrana deto dia ho lazaiko hoe firy :twisted:
mbola hilaza ihany aho hoe aoka izay ilay sain-draza fa efa lehibe ihany ny tena!!!
raha toi no tsy miova dia mampalahelo izay vhv ho vadiny elahy:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2747