hono hoa ...

21. kelly13 ( 24/11/2006 18:03)
za tsy mbola nihinana lasopy soucril fa henoko fôna hoe matsiro hono!!!

ôtran'ny rognon kou zao atao skita refa voadio sy voala dol ny tokony esorina fa mmmmmhhhhhh
22. unjila ( 24/11/2006 21:16)
slt doholo nena ry reto rehefa taovakena ,na tovana'akoho,gana de tiko doholo indrindra fa le harany iny
23. mamzelkely ( 28/11/2006 13:56)
za ts tia tongotr'omby fa matavy lôtra sady makaleo no misy tsirony hafahafa, togo-kisoa ca va ihany :? fa ts azo atao bdb sino ts afaka ko :-D:-D ra atikena njay z'adoreuuuuuuuuuuuuuuuuu :miam: :miam: hihihi
24. kelly13 ( 28/11/2006 15:18)
tongava aty mamz fa ny ato tsy tia atikena, masosotra tssss!!! zao za rery no mihinana azy hihihi
25. vale ( 29/11/2006 09:56)
tiko dol ny ah na tongo-kisoa na tongotr'omby, ny atik-ne aindray no tsy tiako fa mangidy :? :-D, farany tsy tiako koa ny ati-doha-kena, na atao matsiro be ohatra ny in aza ny fahandro azy, :?, ny tripes, miammmmmm be, de in kou? hay, ny haranany akoho koa miammmmm be!! ati-kena sy ati-dohan-kena ihany no tena tsy lasako, dia ny lohan-javatra koa, :? :-D
26. tywa68 ( 29/11/2006 10:27)
lay olona tsy tia ireny tsy nanandrana akory (sady tsy mahay mahandro an'ilay izy), dia miteny hoe tsy tia ! simba aloha ny sainy !
27. vale ( 29/11/2006 11:00)
andramo kely anie ny tongo-kisoa sy anamamy e! :miam:
,:cry:rahoviana vao mba afaka hinana anamamy?!!

ny tongotr'omby ampiarahina @ tsaramaso koa, mmmmmmm:miam:
28. vale ( 29/11/2006 11:07)
Fiffi:

kelly13:
... inn lôtra kay no tsy itiavan'ny oul tongotr'omby, tongo-kisoa, atikena omby etc...???
zah koa akia de mba gaga an ! zah aloha raha vao abats de tsy mihinana mihintsy zah an ! ny tongotra indray....tsy mihinana koh ! fa ny ravitoto kosa an ! :miam::miam::miam:



Fiffi: ndry izany tsytia tripes? maaaatsiroooo nefa!


29. kelly13 ( 29/11/2006 11:29)
vale> miam ny tripes ka, hihihii!!! na d tsy d matsiro aza izy aty d revena manja fôna mmhhh :miam:
30. vale ( 29/11/2006 14:56)
ie, hihihi:wink:
31. mamzelkely ( 30/11/2006 11:36)
za ko tia tripe ka fa ts atao bdb ko hihihi:-D
32. vale ( 30/11/2006 11:48)
mamz: :wink:hihihihihi:-*
33. kelly13 ( 30/11/2006 12:18)
mamz>nenao ze eo d tinao dol e, tsy mifidy fa ze misy d aripaka! ihihi, zay le nilazako hoe zaza mora! ovy d ampy, hôhôhô!!! d nanmpy trotraka ty datou bibioul, hihihi!!! soa nareo fa tsy tonga taty fa mety ho perte iany izahay kle, hihihihi
34. mamzelkely ( 30/11/2006 13:07)
anjay kosa mbola ho avy zay fa aza taitra enao :°) zay klou de marina ee ra ts zany ve ho botrabotra eee :-P
35. kelly13 ( 30/11/2006 13:25)
maroroka marina! hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0978