hono hoa ...
1. kelly13
(
22/11/2006 21:05)
... inn lôtra kay no tsy itiavan'ny oul tongotr'omby, tongo-kisoa, atikena omby etc...???
novalian'i kelly13 ny 30/11/2006 13:25
2. fasaly
(
22/11/2006 21:34)
zà tia fa voasana tsara lay hohony sy lay hody tongotra be mandia tany iny , raha zay de mihinana zà sinon otran'ny mamloto foana de tsy mampite hihinana:wink:
3. fasaly
(
22/11/2006 21:35)
ny vazà no tsy tia anreny aky fa ny gasy tia foana a!tongotra akoho io tiko lazaina hoe esorina ny hohony:lol:
5. fasaly
(
22/11/2006 21:48)
aino: hoy indry ve
ny vazà aty aminay refa navoako ravitoto hummmm mazoto dool kou atao tsara nahandro be de atao malemy be lay henakisoa manampy vary lmitsy reo kou
ny vazà aty aminay refa navoako ravitoto hummmm mazoto dool kou atao tsara nahandro be de atao malemy be lay henakisoa manampy vary lmitsy reo kou
6. Fiffi
(
22/11/2006 22:30)
kelly13:zah koa akia de mba gaga an ! zah aloha raha vao abats de tsy mihinana mihintsy zah an ! ny tongotra indray....tsy mihinana koh ! fa ny ravitoto kosa an ! :miam::miam::miam:
... inn lôtra kay no tsy itiavan'ny oul tongotr'omby, tongo-kisoa, atikena omby etc...???
7. booboo
(
23/11/2006 08:00)
zà tsy tia tongo-biby fa tia ati-kena beeeeeeee mihitsy. Mamako t@ nitondra vohoka anà dia noratsiana ati-kena omby mankony hihihihi
8. pissoa
(
23/11/2006 08:38)
Fiffi, inn no tsy hitiavana ozizy fa tsy hoe itiavana :-D
Zah tia tongo-biby fa tsy tia ati-kena na ra-kena sy izay otran'ny eponge nodorana rehetra :x:-D:-D:-D
Zah tia tongo-biby fa tsy tia ati-kena na ra-kena sy izay otran'ny eponge nodorana rehetra :x:-D:-D:-D
9. fiaritiana
(
23/11/2006 09:24)
zà leo tsotra zao zay no tsy hitiavako azy!!tongotr omby, kisoa, sns io fa raha ati kena tsy olana!!
10. mandrindra
(
23/11/2006 10:20)
kaly milay be daholo ireo rehefa tsara nahandro. ny ahy dia revolver no tena fy amiko aloha
11. kelly13
(
23/11/2006 13:46)
inn zany revolver?
za manko nanao atikena kihendihendy indray mande zay fa tsy nety nihinana ny tato antrano!!! nefa natsiro ery!
le tongo biby alou mety ho mi comprendre iany za hoe tsy tia satria nanitsaka tany, maloto etc... nefa refa voakarakara tsara sy andrahoana ange iny d maty ny "mikraoba" e, sa le psikôlôzika mintsy no tsy mety??? :-D

12. simplex
(
23/11/2006 14:32)
ra tongotr'omby tsy koi ra atao lasopy na otr'zany fa ny tongo-kisoa no tsy miady, tsisy hanina akory nefa mameno vilany :°)
ny ati-kena sy ny ao anatiny retra atao tsaky tena miam miam ao tsara.
ndraindray koa endasina d atao @ salady izy mivoaka tsara mintsy.
:miam::miam:
13. fanaina
(
23/11/2006 14:35)
fasaly ka ry zalah espagnol tsy tia any ilay izy ko!!
nefa t@ ilay indray made hiry natsiro be ny nanaovany nahandro azy dia tsy nihinana ny vaza fa manandrana fotsony dia izay. ny fijeriny any ilay paozipaozy maintsomaintso hafahafa dia :x
nefa t@ ilay indray made hiry natsiro be ny nanaovany nahandro azy dia tsy nihinana ny vaza fa manandrana fotsony dia izay. ny fijeriny any ilay paozipaozy maintsomaintso hafahafa dia :x
14. kelly13
(
23/11/2006 15:37)
fanaina> ny ato ndray alou tia ravitoto b mintsy e, asina lait de coco fa mmmhhh, fa ny ankizy (neveux nieces) no tsy tia fa kiriko b ry zareo mijery lé loko araka io teneninjy io! nefa ry zareo tia pesto b, hafa² oa ny vaza ka, lollll
fa inn oa klou le revolver e??? tsy mety arako :?
fa inn oa klou le revolver e??? tsy mety arako :?
15. booboo
(
23/11/2006 17:04)
nenà ny tsy hitiavako lé tongo-biby, tsisy nofony na zara raha misy dia tsy tiako :°):°):°):°):°)
17. kelly13
(
23/11/2006 17:49)
za v nahalala ry mandrindra!!! hihihi
booboo>poikany, le taolana fihazina iny no tena :miam::miam::miam: b knou!=))=))
booboo>poikany, le taolana fihazina iny no tena :miam::miam::miam: b knou!=))=))
20. ikaretsaka
(
24/11/2006 11:02)
lasopy tongotromby.. lasopy sooucril.. atikena sns...
nareo maarina.. ireny ka kaly
nareo maarina.. ireny ka kaly