Fanakorontanana.

21. Fiffi ( 23/11/2006 15:44)
tohiny...

Ankoatr’ireo fitaovam-pifandraisana dia tratra ihany koa ny boky eo amin’ny 200 pejy eo ho izay mirakitra tsiambaratelo samihafa manodidina ny raharaha maha-voarohirohy ny Jly Fidy. Ireto avy no hitanana azy: fanohintohinana ny fiandrianam-pirenena, fikomiana, vono olona, fandrahonana olona ho faty, fisandohana andraikitra, fitazonana olona an-keriny.
22. fijo ( 23/11/2006 22:57)
akama an,ny tanjona ve izany dia ny hanimba fotsiny?????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395