Mba mifindra monina koa ve kay ry zareo e!
21. cutie
(
27/11/2006 15:51)
Tena kristiana zany le namako zay :lol::lol::lol:
ohtran'io mitsy koa no nolazainy :lol::lol::lol:
ohtran'io mitsy koa no nolazainy :lol::lol::lol:
22. xxx
(
28/11/2006 06:44)
Mino ny filazan'ilay namantsika io aho.Heveriko fa izaho irery ihany no efa naheno feo marosamihafa eo ambaravarakely, miaraka ny feon-jaza.Fony aho nianatra amin'ny alina dia maizina any ivelany fa tsy misy jiro mirehitra ny manodidina ny tanana, ny fasan'ny razambe koa moa eo an-kilan'ny trano.Matetika im-betsaka fa tsy indray mandeha aho no maheno feo marobe toy ireny mpivarotra vao maraina ireny.Eo amin'ny 11-12 alina eo ilay izy no mipoitra ary nanarangarana teo amin'ny varavarankely aho fa tsy nahita na inona na inona.Mino aho fa araka ny voalazan'ny baiboly dia misy ny lolo.Nisy mpiaramiasa vaovao tao aminay izay miasa volana fohy ary nisy mpiaramiasa efa tranainy narary ka maty,ireo olona roa vaovao ireo dia mbola tsy nahita io olona maty io fa saingy mitantara kosa izy fa misy olona ( teneniny ny bikabikan'ilay olona) teo ny mpiara-miasa rehetra vao talanjona.Izaho avy no marikoditra mitantara azy satria lasa natahotra aho ka ampiretiko ny jiro eo amin'ilay toerana na atoandro be aza.
25. majesty
(
29/11/2006 05:47)
rasiligaoma:
Amin'zay mba tsy maizina dia hita tsara ny endrik'lay matotoa refa miseho izy:D
xxx: tena mi existe io ka,kanefa tsy afaka ny hanala ny ainao izy fa aza matahotra fa manao izay hampatahotra fotsiny na mba manorotoro ny ombelahi-tongotra.
ikaretsaka:
Fony aho nanao ny taranja filozofia na malagasy,mba ahafahana mampiorina tsara ny hevitra dia tsy maintsy mampiasa "citation" na oha-pitenenana.Dia tsy mahagaga ny kristiana raha mampiasa ny soratra masina ihany koa mba hanohanany ny heviny,sao dia sanatria mivadika ho angano na tsaho eo fotsiny,fa na izany aza BRAVO ikaretsaka=D=D=D
ikaretsaka:
Tandremo ary izay fahitana ny hakanton'lay zava-boahary izay ka hanjary hitondra fitsiriritana dia mety hitarika hatrany amin'ny fanimbana an'le voahary mintsy an :-$:-$:-$
dia mampaninona azy kay ilay jiro mirehitra
Amin'zay mba tsy maizina dia hita tsara ny endrik'lay matotoa refa miseho izy:D
xxx: tena mi existe io ka,kanefa tsy afaka ny hanala ny ainao izy fa aza matahotra fa manao izay hampatahotra fotsiny na mba manorotoro ny ombelahi-tongotra.
ikaretsaka:
hitanao tsy nila baiboly za nefa vozavako ny point-ko"!
Fony aho nanao ny taranja filozofia na malagasy,mba ahafahana mampiorina tsara ny hevitra dia tsy maintsy mampiasa "citation" na oha-pitenenana.Dia tsy mahagaga ny kristiana raha mampiasa ny soratra masina ihany koa mba hanohanany ny heviny,sao dia sanatria mivadika ho angano na tsaho eo fotsiny,fa na izany aza BRAVO ikaretsaka=D=D=D
ikaretsaka:
za zao matetika rehefa tratran'ny situation ohatran izany de manao hoe "misaotra anao aho tompo fa nataonao mahiratra sy mahatsapa ny hakanon-javatra ka afaka mahita zao hakanton'ny zava-boarinao izao... tena mahay marina ianao ry tompo ka... jere zany hakantony"
Tandremo ary izay fahitana ny hakanton'lay zava-boahary izay ka hanjary hitondra fitsiriritana dia mety hitarika hatrany amin'ny fanimbana an'le voahary mintsy an :-$:-$:-$
27. niryna
(
30/11/2006 06:31)
Toa marina io lolo io, ampiretina ny jiro amin\'izay tsy maizina ny lalana.Tao misy milaza fa any toleara hono misy ireny lolo ireny ary mandeha amin\'ny antoandro izy
Ny ahalalan\'ny olona azy hono dia mitsingevana rehefa mandeha.Marina ve izany
Ny ahalalan\'ny olona azy hono dia mitsingevana rehefa mandeha.Marina ve izany
29. majesty
(
01/12/2006 12:26)
niryna:zay ndray alou de tena mbola tsy henoko no sady tsy hitako izany hoe matotoa amin'ny andro atoandro izany e,fa saika amin'ny alina foana.
