Mba mifindra monina koa ve kay ry zareo e!
1. majesty
(
22/11/2006 07:42)
2taona lasa izay,nandeha nilasy tany @ toerana iray tany alohan'Anjomakely ivato ny tanora tao ampiangonana;marihina fa efa toerana falehanay matetika izy io satria tena mahafinaritra no sady mpiangona ao aminay ihany ny tompony,t@ izany fotoana izany izy mbola haolo fa tato aoriana rehefa maty ilay rangahy tompony ka nalevina teo amin'io toerana io ihany satria eo no misy ny fasan-drazan-ndry zareo dia nasian'ireo taranaka taty aoriana fanamboarana izany toerana izany ka vao maika kanto noho ny teo aloha.Zoma alina tokony ho t@ 7ora sy sasany teo izahay no niditra an'io tanana io,teny andalana anefa dia nifandimby nahita olona miankanjo fotsy ny tsirairay avy taminay(mahita ny anakiray fa ny sasany tsy mahita,dia avy eo mahita indray ilay tsy nahita teo fa ny sasany le nahita ndray no tsy mahita),tsy nanan-tahotra izahay na izany aza,ary rehefa tonga teo @ lay toerana hilasiana dia maheno orakoraka toy ny feon'olona marobe,saingy tsy mahita na inona na inona,amin'ny alina izany moa dia maheno feon-jazakely mitomany eo ambaravaran-kely nefa dia tsy mahita na inona na inona akory rehefa jerena.Ny asabotsy alina dia tsy maintsy netina nody ilay zanak'ilay renim-pianakaviana niaraka taminay satria tsy salama fa tsy mety mahita tory mihitsy amin'ny alina,anisan'ny nanatitra azy aho satria nisy fiara moa t@ izay fotoana izay,teny an-dalana nody anefa dia toa miverin-dalana foana izahay,tsy mety tafavoaka ny arabe mihitsy nefa ny andro amin'io vao @8ora;soa ihany fa nisy olona telo mianaka nifanena taminay ka nohararaotina nanontaniana an'izay lalana mivoaka any amin'ny arabe,saingy indrisy,tsy namaly ary tsy niloa-bava akory ry zareo fa ny lalany ihany no nizorany,ary nony nierika izahay nijery izay nalehan'ireo olona ireo dia tsy hita tampoka teo izay nanjavonany nefa tsy nisy indray mi-pi-maso akory ny vao nanontanianay azy.Niroso nandeha t@ izay lalana hitanay teo ihany izahay ary ny nahagaga dia tafavoaka teny amin'ny arabe ihany izahay kanefa io ihany ilay lalana izay nalehanay t@ voalohany ka nahavery anay.Nony tafavoaka taty akaikin'Ivato izahay avy eo dia gaga fa tsy naninon-tsy naninona ilay zazakely izay narary ka voatery netina nody.
Marihina fa efa mahazatra anay ny mitsangatsangana sy milasy teo @ io toerana io fahiny fa tsy nisy na inona na inona tahaka ny niseho t@ ity indray mitoraka ity,ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe "fa angah koa ireny lolo na matotoa ireny mba mifindrafindra monina,ka ireo toerana tsy nisy azy ireny fahiny dia lasa misy azy ankehitriny? (ary mba ahoana ny hevitr'i tsimiandravola amin'io azafady?)

novalian'i prime ny 01/12/2006 12:38
2. tsimiandravola
(
22/11/2006 08:43)
Voavakiko,ary azoko ny tantara.
-Voalohany dia ilay hoe
Marihiko mantsy fa ny tantara toy izany dia \"taingina\" ary tsy lany ritina mihitsy any dago.Ny Gasy rahateo tena raitra mihitsy rehefa mitantara,ary io dia tena hitako fa mampiavaka ny gasy mihitsy.Ny reko farany izao dia tamin\'ny 2002.Tao amin\'ny emplacement nisy ny fitomiandalana hono nisy olo-maro niaraniredona hoe \"tetiteteo fa ratsy fanahy\" amin\'ny alina...
-Faharoa,ny zavatra tsariako dia ny tantara nahazahoan\'i Mohamed ny coran avy any amin\'i Ra-Gabriel
-Fahatelo dia zava-miseho rehetra any Lourdes sy any La Salette,ary tany Antaninanandrano sy any Ankaramalaza,sy ny profetie n\'i Mahiol .
-Fahefatra:hatramin\'izay ka hatramin\'izao dia tsy mba nianjady tamiko mihitsy ny \"miracle\" ary tsy hitan\'ny masoko na ren\'ny sofiko mihitsy.Toy izany koa ireo resaka lolo sy Zombi voatantara.Ny olona foana ,ary tantaran\'ny olona foana no reko.Eny fa na dia ny LOTO aza da mbôla tsa nahazo :D
Mino nefa aho fa ny 99% n\'ny olona dia ianjadian\'ny \"témoignage\" dia mino,fa mbola tsy niharan\'ny \"miracle\" araka ny voatantara.Izany toe-javatra izany no mahatonga ny tahotra hanjaka ,ny tsy fahalalàna hanjaka ka mahatonga ny olona hifikotra amin\'ny \"antidote\" eritreretiny handaitra dia ny kristianisma izany.Izany no mahavokatra be ny kristianisma any eto Madagasikara.
-Fahadimy (ataoko amin\'ny teny vahiny):Il suffit qu\'il y ait un petit changement de l\'état circulatoire dans une région quelconque du cerveau pour qu\'on entende ,ou que l\'on perçoive quelque chose.Peut être à cause d\'une drogue,peut être à cause d\'un champ magnétique cosmique,ou que sais je encore..Et ça peut arriver aussi collectivement et avec contagion comme c\'est le cas du ramanenjana des Merina ,le tromba des Sakalava,l\'amok des Javanais...
-Faha-enina:miverina indray aho amin\'ny septicisme ananako.Mba tsy iadiako hevitra firy ny amin\'izany indrindra indrindra dia aleoko atao hoe tsy mandainga ianao,ary misy mihitsy ilay zavatra.Nefa ny fahitàko azy dia toa KOOL ihany ilay matoatoa=tsy dia masiaka loatra,hany ka nahatonga anao mihitsy aza nihanona amin\'ny fametrahana fanontaniana ny amin\'ny fifindrany monina.
-Voalohany dia ilay hoe
\"...ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe \"fa angah koa ireny lolo na matotoa ireny mba mifindrafindra monina,ka ireo toerana tsy nisy azy ireny fahiny dia lasa misy azy ankehitriny?\"Dia manafina ny tena fanontaniana tokony hipetraka dia ny hoe \"MARINA VE IZANY ? \".Izany hoe marina ve ilay tantara? Sa angano nampitahaina amin\'ireo efa nisy?
Marihiko mantsy fa ny tantara toy izany dia \"taingina\" ary tsy lany ritina mihitsy any dago.Ny Gasy rahateo tena raitra mihitsy rehefa mitantara,ary io dia tena hitako fa mampiavaka ny gasy mihitsy.Ny reko farany izao dia tamin\'ny 2002.Tao amin\'ny emplacement nisy ny fitomiandalana hono nisy olo-maro niaraniredona hoe \"tetiteteo fa ratsy fanahy\" amin\'ny alina...
-Faharoa,ny zavatra tsariako dia ny tantara nahazahoan\'i Mohamed ny coran avy any amin\'i Ra-Gabriel
-Fahatelo dia zava-miseho rehetra any Lourdes sy any La Salette,ary tany Antaninanandrano sy any Ankaramalaza,sy ny profetie n\'i Mahiol .
-Fahefatra:hatramin\'izay ka hatramin\'izao dia tsy mba nianjady tamiko mihitsy ny \"miracle\" ary tsy hitan\'ny masoko na ren\'ny sofiko mihitsy.Toy izany koa ireo resaka lolo sy Zombi voatantara.Ny olona foana ,ary tantaran\'ny olona foana no reko.Eny fa na dia ny LOTO aza da mbôla tsa nahazo :D
Mino nefa aho fa ny 99% n\'ny olona dia ianjadian\'ny \"témoignage\" dia mino,fa mbola tsy niharan\'ny \"miracle\" araka ny voatantara.Izany toe-javatra izany no mahatonga ny tahotra hanjaka ,ny tsy fahalalàna hanjaka ka mahatonga ny olona hifikotra amin\'ny \"antidote\" eritreretiny handaitra dia ny kristianisma izany.Izany no mahavokatra be ny kristianisma any eto Madagasikara.
-Fahadimy (ataoko amin\'ny teny vahiny):Il suffit qu\'il y ait un petit changement de l\'état circulatoire dans une région quelconque du cerveau pour qu\'on entende ,ou que l\'on perçoive quelque chose.Peut être à cause d\'une drogue,peut être à cause d\'un champ magnétique cosmique,ou que sais je encore..Et ça peut arriver aussi collectivement et avec contagion comme c\'est le cas du ramanenjana des Merina ,le tromba des Sakalava,l\'amok des Javanais...
-Faha-enina:miverina indray aho amin\'ny septicisme ananako.Mba tsy iadiako hevitra firy ny amin\'izany indrindra indrindra dia aleoko atao hoe tsy mandainga ianao,ary misy mihitsy ilay zavatra.Nefa ny fahitàko azy dia toa KOOL ihany ilay matoatoa=tsy dia masiaka loatra,hany ka nahatonga anao mihitsy aza nihanona amin\'ny fametrahana fanontaniana ny amin\'ny fifindrany monina.
4. majesty
(
22/11/2006 14:43)
prime:za no niharan'ilay izy fa tsy olon-kafa,ary za dia mino,nahita moa izany e,ny fisian'izy ireny.
Tsimiandravola:ngamba tokoa cool ilay matotoa kanefa tsy dia any loatra ny tiana ahatongavana fa ny fiaikena ny fisian'izy ireny.Raha raisina aza ny finoana malagasy lavitry ny kristianisma dia mino ny fisian'ny hery hafa toy ireny ry zareo ka nahatonga azy ireny namorona an'itony ody gasy maro samihafa itony mba ho entina miaro amin'ny hetraketrak'reny hery hafahafa ireny

5. prime
(
22/11/2006 14:56)
Ka i tsimiandravola moa efa hoe tsy mino an'Andriamanitra, ka rariny izy raha tsy mino ihany koa hoe tsy misy izany fa karazana "manifestation paranormale" fotsiny ireny izany hoe misy antony ara-tsiantifika...
majesty> azoko ny tianao ambara hoe niharan'izany, fa ara-pinoana tsy hoe mino sa tsy mino no tiako anontaniana fa hoe ara-tsoratra masina, manao ahoana ny momba izany raha ny fahitanao azy?

6. Fiffi
(
22/11/2006 18:52)
majesty:zah aloha mbola tsy nahita an'zany lolo na matotoa zany ka tena sarotra be amiko ny hamaly na hanomé ny hevitro . De miandry ny fahitan'i majesty azy arak'io hanontanian'i prime io hoe ara-mpinoana ? ahoana ny hevitrao ry majesty ?
"fa angah koa ireny lolo na matotoa ireny mba mifindrafindra monina,ka ireo toerana tsy nisy azy ireny fahiny dia lasa misy azy ankehitriny?
7. majesty
(
23/11/2006 13:32)
Prime:raha nahita an'i Jesoa nandehandeha teny ambony ranomasina ny mpianatra dia hoy ny baiboly hoe "ary raikitahotra ny mpianatra fa noheveriny ho matotoa izy";izany hoe ny mpianatr'i Jesoa koa zany dia nino ny fisian'ny matotoa.:D
8. Fiffi
(
23/11/2006 16:52)
nefa misy maha-samy hafa azy ! nga Jesoa nandeha teo ambony rano moa efa maty ?
9. prime
(
24/11/2006 09:22)
majesty> marina tokoa izany ry ise a... dia mbola nisy koa ilay fanoharana nataon'i Kristy manao hoe, "Izahao ny tanako sy ny tongotro, fa Izaho no Izy; tsapao Aho, ka jereo, fa ny matoatoa tsy mba manana nofo sy taolana, tahaka izao ahitanareo Ahy izao." Lioka 24:39
Izany hoe tena misy tokoa ny matoatoa, fa ara-tsoratra masina dia voalaza fa fanahy izy...
"Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-drà, fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny amin'ny rivotra*. [* Gr. lanitra]" Efesiana 6:12

11. ikaretsaka
(
25/11/2006 14:00)
Io izao ilay lazaiko... tonga de referena baiboly le izy
prime:
majesty> marina tokoa izany ry ise a... dia mbola nisy koa ilay fanoharana nataon'i Kristy manao hoe, "Izahao ny tanako sy ny tongotro, fa Izaho no Izy; tsapao Aho, ka jereo, fa ny matoatoa tsy mba manana nofo sy taolana, tahaka izao ahitanareo Ahy izao." Lioka 24:39
Izany hoe tena misy tokoa ny matoatoa, fa ara-tsoratra masina dia voalaza fa fanahy izy...
"Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-drà, fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny amin'ny rivotra*. [* Gr. lanitra]" Efesiana 6:12
12. prime
(
27/11/2006 13:24)
Amiko aloha satria izaho kristiana dia manana ny baiboly aho entiko anambaràna ny marina araka an'Andriamanitra (Jehovah)... fa raha manana références hafa ianao dia ambarao, ka na ianao aza no nanoratra boky maninona moa? dia samy manambara ny finoany...
13. majesty
(
27/11/2006 13:50)
ikaretsaka:raha ny fahalalako sy fanarahako ny hevitr'ise aza mena tsiny raha diso ah,dia anisan'ny mpandala ny finoana netin-ndrazana angamba,izay tena tsy afaka miara-dalana amin'ny finoana kristianA fa mety afaka miara-dalana amin'ny finoana hindou angamba.Ka tsy mahagaga raha tsy dia tia loatra an'le mi se référé ao @ soratra masina isé,noho izany mba omeo fanazavana hafa ary e!
15. ikaretsaka
(
27/11/2006 14:19)
diso ny hevitr' ise fa olona kristianina sy liana @ resaka theology tokoa za ary nandinika lalina "loatra" an'io ...
fa amiko ny finoana kristianina dia:
1-raha tena kristianina dia tsy vitan ilay hoe "sola scriptura" na mandefa andalana baiboly fotsiny mba hanamarinana ny hevitra ... fa zavatra bedebe ny mbola miampy ... bedebe ny fanampin-javatra maha kristianina ary i ra-zan (na i jaona na i Md joany) aza niteny hoe mbola bedebe ny zavatra nitranga fa reo aloha no voasoratra ... fa raha nanao theology se de mbola misy ny zavatra hafa azon'ise handalinana toy "apocryphes". ny zavatra rehetra "apostolic" sns... izay manampy kokoa @ ny fahalalan'i se ny Tompo (na i jesosy, na i Razezo na i jesoa) ankoatran'ny Baib's na baiboly
2-Ny Kristianina marina de "inclusive" fa tsy "exclusive" izany hoe mifandray @ rehetra fa tsy hoe tsy afaka hiaraka ny zao sy ny zao na zao ihany no hiarahana.. ny Tompo aza anie niaraka t@ ny mpanota sy ny samaritana sy ny jentilisa sns ange nefa enao manavaka?
3- Ny kristianina dia miaraka @ olombelona ihany.. ary ny olombelona ara-boa janahary dia natao handinika sy miaina @ zavatra manodidina azy ary ireny no nataony hiderana an'andriamanitra .... izany no lalana hatramin'ny naha olombelona... azo atao izao ny misaotra an'andriamanitra hoe nomeny maso ka afaka miejry ny hakanton'iry andriambavilanitr amanao mini zipo isry ohatra:lol:
"hitanao tsy :lol:nila baiboly za nefa vozavako ny point-ko"!

16. prime
(
27/11/2006 14:43)
ikaretsaka::wink::-D:-D:-D
...azo atao izao ny misaotra an'andriamanitra hoe nomeny maso ka afaka miejry ny hakanton'iry andriambavilanitr amanao mini zipo isry ohatra...
17. ikaretsaka
(
27/11/2006 15:34)
oadray.. nareo marina fa azo atao izany.. zaranao aza ianoa tsy jamba sy nataon ny tompo nahita ilay zava-boahariny ko...
isaory azy zany
isaory azy zany
18. cutie
(
27/11/2006 15:37)
fa amiko ny finoana kristianina dia:
1-raha tena kristianina dia tsy vitan ilay hoe "sola scriptura" na mandefa andalana baiboly fotsiny mba hanamarinana ny hevitra ... fa zavatra bedebe ny mbola miampy ... bedebe ny fanampin-javatra maha kristianina ary i ra-zan (na i jaona na i Md joany) aza niteny hoe mbola bedebe ny zavatra nitranga fa reo aloha no voasoratra ... fa raha nanao theology se de mbola misy ny zavatra hafa azon'ise handalinana toy "apocryphes". ny zavatra rehetra "apostolic" sns... izay manampy kokoa @ ny fahalalan'i se ny Tompo (na i jesosy, na i Razezo na i jesoa) ankoatran'ny Baib's na baiboly
=D=D=D=D=D
2-Ny Kristianina marina de "inclusive" fa tsy "exclusive" izany hoe mifandray @ rehetra fa tsy hoe tsy afaka hiaraka ny zao sy ny zao na zao ihany no hiarahana.. ny Tompo aza anie niaraka t@ ny mpanota sy ny samaritana sy ny jentilisa sns ange nefa enao manavaka?
3- Ny kristianina dia miaraka @ olombelona ihany.. ary ny olombelona ara-boa janahary dia natao handinika sy miaina @ zavatra manodidina azy ary ireny no nataony hiderana an'andriamanitra .... izany no lalana hatramin'ny naha olombelona... azo atao izao ny misaotra an'andriamanitra hoe nomeny maso ka afaka miejry ny hakanton'iry andriambavilanitr amanao mini zipo isry ohatra
20. ikaretsaka
(
27/11/2006 15:46)
raha tena kristianina madio fo ianao sy tsy mpiatsara ivelantsihy dia tokony iznay mihitsy ny fihetsikao rehefa sendra mahita vehivavy manao minizipo ianao na bebe fe ohatra
za zao matetika rehefa tratran'ny situation ohatran izany de manao hoe "misaotra anao aho tompo fa nataonao mahiratra sy mahatsapa ny hakanon-javatra ka afaka mahita zao hakanton'ny zava-boarinao izao... tena mahay marina ianao ry tompo ka... jere zany hakantony"