fa ahoana no mety hikorontana?
1. tezitra
(
21/11/2006 18:20)
R8:
1)nitsoninotsinoavin'ny ny tolon'ny 1947 (t@ visiten'ny chirac), donc il A CRACHE DANS LA SOUPE
2)niambohoany ny niara-nitolona mpanao politika taminy,donc fa maloto hono( et ranjeva et rabotoarison alors ?)IL A MORDU LE SEIN QUI L'A NOURRI,
3)nariany toa lamba maloto ny zanadambo, IL A SCIE SUR LES MAINS QUI L'a NETTOYE;
CONCLUSION:
-nanao ny repetition general iny i gl fidy, fa tsy hoe akory coup d'etat, lasany ny basy. -efa nanao koa ny opposition tany @ province rehetra tany t@ 2005
-repetition general koa ny nataon'ny zanadambo t@ filaharana 2004-2005
LE SPECTACLE SERA APRES 03/12, RAHA MANGALABATO EO R8
TEZERA NEFA AZA MANOTA NA IZANY AZA . ARY AZA ATAO MANIMBA OLONA NY HATEZERANAO

novalian'i patrick2002 ny 25/11/2006 08:58
5. fijo
(
21/11/2006 22:26)
ary toa efa homanina be izany ady izany e?????de aiza le fiheverana ny firenena?????sa tsy olana izany fa ady aloha?
7. Simpona
(
22/11/2006 08:24)
MAtetika deia misy hevitra tsy mila valiana loatra eto amin'ny Politika ity
8. belaza
(
22/11/2006 08:59)
=))=))
tezitra:
R8:
1)nitsoninotsinoavin'ny ny tolon'ny 1947 (t@ visiten'ny chirac), donc il A CRACHE DANS LA SOUPE
2)niambohoany ny niara-nitolona mpanao politika taminy,donc fa maloto hono( et ranjeva et rabotoarison alors ?)IL A MORDU LE SEIN QUI L'A NOURRI,
3)nariany toa lamba maloto ny zanadambo, IL A SCIE SUR LES MAINS QUI L'a NETTOYE;
CONCLUSION:
-nanao ny repetition general iny i gl fidy, fa tsy hoe akory coup d'etat, lasany ny basy. -efa nanao koa ny opposition tany @ province rehetra tany t@ 2005
-repetition general koa ny nataon'ny zanadambo t@ filaharana 2004-2005
LE SPECTACLE SERA APRES 03/12, RAHA MANGALABATO EO R8
TEZERA NEFA AZA MANOTA NA IZANY AZA . ARY AZA ATAO MANIMBA OLONA NY HATEZERANAO
10. patrick2002
(
22/11/2006 13:42)
vohizana foana ny resaka fangalara-bato satria efa hita fa 1er tour de vita ,hita izany @ fandehany propagande ,tena tsy miady ny baolina.