fanesorana ny windows xp taloha

1. malalatinasoa ( 21/11/2006 18:10)
Ahoana kay ny tokony atao raha te-hanala ny windows xp taloha? Sa tsy maintsy mamerina manao formatage indray?
Nanao formatage aho fa nitapolaka be tsy misy fika ilay windows xp pro tato nefa ny asa tsy maintsy vitaina maika be tsy mahandry andro maraina intsony, dia sady varimbariana no tsy dia mahay loatra, fa tonga dia lasa windows xp 2 zao no ato.
Dia atahorako hoe sao hisy conflit.
Mba atorotoroy rizareo a :).
Messi
2. MTN ( 22/11/2006 04:28)
hafa indray izany, nefa mba afaka manao choix ve ianao amin'ny voaloha hoe inona no alefa?
3. malalatinasoa ( 22/11/2006 09:10)
t@ voalohany afaka nanao choix, fa noho ny anao fanindroany za dia toa tsisy intsony :(
4. MTN ( 22/11/2006 17:17)
tsy haiko ity raha handeha na tsia fa mbola tsy naheno tranga ohatra izao mihitsy mantsy aho.
Rehefa rebootena iny izy dia ataovy F8 ahazoana choix. mode sans echec (safe mode) no mandeha. Dia avy eo paneau de configuration (configuration panel) jerena
dia jereo eo amin'ny system.
avy eo ny onglet advanced
dia avy clikeo ny setting eo amin'ny system startup and recovery
dia avy eo eo amin'ny fenetre mipoitra misy hoe
default operating system
dia misy choix azo atao eo

edit klikena dia misokatra ny boot.ini

ohatra ity ny ao anaty boot.ini

[boot loader]
timeout=30
default=multi(0)disk(0)rdisk(0)partition(1)\WINDOWS
[operating systems]
multi(0)disk(0)rdisk(0)partition(1)\WINDOWS="Microsoft Windows XP Professional" /fastdetect

raha ny ahy no jerena. Amin'io ianao no misafidy hoe aiza ny partition misy ilay windows vaovao tianao alefa.

5. malalatinasoa ( 01/12/2006 08:16)
MTN:

Merci t@ le sopapa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2205