tsy tokony sa tokony ho .....
1. bilakarenjy
(
19/11/2006 20:21)
tena lasa ihany ny saiko mandinika io toetra iray io.Tokony hilaina ve sa tsy tokony ilaina ny fahatezerana sy ny mitovy aminy (sorena-tsy faly-...)eo amin'ny fiainana ?:-w:-w:-@:-@:-w:-@:-@
novalian'i niryna ny 01/12/2006 17:17
2. fasaly
(
19/11/2006 20:35)
ka reo fihetsepo reo ange tsy fanahy inina fa refa tonga ho azy de aleo hiposaka e! sa aon ozy enao:roll:
3. Fiffi
(
20/11/2006 06:15)
bilakarenjy:ohatran'hoe : ilaina ve ny mitomany ?
Tokony hilaina ve sa tsy tokony ilaina ny fahatezerana
Miankina @ fisehoan-zavatra io ka tsy azo hatao hoe ilaina sa tsy ilaina ! Rehefa miseho io de miseho ! amiko naturely io ka tsy azo baikohina hoe....
4. bilakarenjy
(
20/11/2006 08:45)
fasaly>ka ny tena mahagaga ahy aloha dia tsy hoe :fihetse-po ilay izy raha ny fahitako sy ny fahazahoako azy fa zavatra noforonina mba hampisy olana eo @ fiainana .
Ohatra iray izao hoe :tara t@ fotoana nifanomezana za ,ataoko hoe :tara ora 2 mihitsy .Izay ilay hoe : fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona .tokony ho tezitra ve eo sa tsy tokony sa mila ilay fihetse-po mihitsy araka ny voalazan'i fasaly

5. mbaliana
(
20/11/2006 11:34)
za aloha milaza fa ilaina ny fihetseham-po ho fahasalamana ho an'ilay tezitra na faly..
Raha tara adiny 2 be zao: ça dépend ny motif na valable na tsia ...raha tena hita fa tsy afa-nanoatra dia avela fa raha hoe motif tsy important .. hihihihi aza mba mifanena amiko ihany...:lol::lol:

6. bilakarenjy
(
20/11/2006 13:35)
mbaliana>Eo indrindra isika ,ary aleo ataoko hoe :marina izany .Zavatra mety miseho izany rehefa entin\'ny fahatezerana .
Fa raha avadiko kosa ny resaka ka ianao no tara ora 2 ,ary nilaza ny antony nahatara anao dia ahoana ny fihetsik\'ilay olona niandry indray ?.Na tsy olona tara lava aza ianao fa avadiko fotsiny ny zavatra miseho .
Sa zavatra tsy mety hiseho izany ?.
Na ohatra hoe :sendra voadona ilay vazy tsara tarehy tao an-tranonao dia vaky .Niala tsiny be ilay olona nefa sady nitezitra ilay olona ianao no mbola nasainao nanolo ilay zavatra vaky ihany koa .
Zavatra mety hiseho izany rehefa entin\'ny fahatezerana .
Fa sendra tany an-tranon\'ilay olona namaky ny vazinao ianao indray andro ary zavatra tena lafo noho ilay vazy no sendra simbanao na voadonanao ka vaky koa dia ahoana ny ao an-tsainao voalohany .
Sa zavatra tsy mety hiseho izany ?

7. mandrindra
(
20/11/2006 14:03)
ilaina ny fahatezerana. tsy izay rehetra nanao hadisoana akory dia noho ny antony tsy miankina aminy daholo. misy ny manao hadisoana noho ny tsy firaharahana ny hafa, noho ny tsy fieritreretana ....
8. vale
(
20/11/2006 14:14)
bilakarenjy:bilakarenjy: ka azo tohanana izany ? raha hatezerana alou azo ihany, fa nefa koa aleo mivoaka ny hatezerana toa izay kobonina fa sao dia lasa ny loha ndray no akapoka ny vato eo:lol::lol::wink:, rehefa sendra cas mafimafy koa dia ilaina ny mitezitra, satria misy olona tsy mahatsapa ny fahadisoany raha leferinao foana ny tsy mety hataony, raha tsy hitany hoe tezitra enao vao tonga saina izy donky ilaina izany..:wink:
fasaly>ka ny tena mahagaga ahy aloha dia tsy hoe :fihetse-po ilay izy raha ny fahitako sy ny fahazahoako azy fa zavatra noforonina mba hampisy olana eo @ fiainana .
Ohatra iray izao hoe :tara t@ fotoana nifanomezana za ,ataoko hoe :tara ora 2 mihitsy .Izay ilay hoe : fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona .tokony ho tezitra ve eo sa tsy tokony sa mila ilay fihetse-po mihitsy araka ny voalazan'i fasaly
9. bilakarenjy
(
23/11/2006 14:50)
ok !vale a! masaka be ilay hevitra e!fa somary omeo courage kely za hoe :ahoana no tena atao rehefa sendra ilay tokony ho tezitra indray fa izay no tena tsy haiko mihitsy fa ny ahy am-pitiavana daholo dia lasa tsy mora tezitra izany .
Ohatra izao mbola resaka fotoana ihany :efa nandiso fotoana zany za t@ voalohany dia notezerany ,avy eo anefa izy indray no diso fotoana dia ahoana indray no tena tokony hitezerako azy ,fa raha za zao dia tsiky avy hatrany no homeko azy na dia efa nijajirika sy niesona ora 2 aza za niandry azy .

10. Fiffi
(
23/11/2006 19:11)
bilakarenjy:raha zah no eo @ toeranao de tsy hiriako zany mora tezitra zany ! io koa ange toa tonga hoazy eh ! nga io azo komandéna hoe andeha hanao tezitra ? rehefa tsy tanty ny zavatra mahazo anao de tonga io hatezerana io .
:ahoana no tena atao rehefa sendra ilay tokony ho tezitra indray fa izay no tena tsy haiko mihitsy fa ny ahy am-pitiavana daholo dia lasa tsy mora tezitra izany .
11. vale
(
24/11/2006 14:01)
bilakarenjy: a,an, mody manao tezitra enao ka, ka raha tsizay ange tsy hahatsapa ny tsy mety ataony izy e! courage, na angah moa de ho tezitra be fa ampafantatro anazy ftsn fa tsy faly enao , oh hoe tenenina izy hoe : de raha mba tezerako moa enao izao tara izao de ahoana? tenenina mora izy koh!:).. courage:-*
12. bilakarenjy
(
24/11/2006 17:15)
ka ihomehezany indray ary za ilay tezitra iny dia lasa tsy misy dikany akory ilay za tezitra ,fa raha izy no tezitra dia mimpirina hatramin'ny lalitra mihitsy .Indray mandeha izay za mba nihomehy azy tezitra fa vao maika izy niaka-pofona .
Dia izay mihitsy no mahalasa ny saiko nony avy eo .Ary sao dia za mihitsy no tarehan'olona tsy tokony tezitra na dia tezitra aza .

13. niryna
(
01/12/2006 17:17)
Isika rehetra dia mila mianatra zavatra maro amin'ny fi
ainana ka an'isany iray amin'izany ny fiandrasana na time,raha tsy manana faharetana amin'ny zavatra atao isika dia hipotra foana io fahatezerana io, ny gasy satra manao fotoan-gasy ka na any an-dafy ihany aza izy dia mitovy ny aty amin-tsika ihany no ataony.Ny anay rehefa tezitra na misy zavatra mahatoana ny fo dia mifampilaza sy mifamela heloka fa raha tsy izany tsy lasa mihitsy ity fiainana hazakaza-dava ity.Isika gasy dia maharo-pery, manana faharetana mihitsy fa ilay mora toina no dange.Maka aina kely, misento, manisa 1-2-3.Miakatra any amin'ny saina ny fahatezerana ka na ny tosi-dra tsy tokony hiakatra aza dia miakatra.Ilaina ny mamoaka ny ao am-po fa ny vava dia toy ny lefona maranitra manindrona ary toy ny tantely mamy,koa fidio ny zavatra avoakany sy ny fihetsika fa .....