mifohaza!

1. ndalana ( 19/11/2006 17:07)
tsy fotoana fanofisana intsony izao.halohalika ny ranombary.mifohaza daholo.tandremo,mahaiza mifidy
novalian'i vale ny 20/11/2006 09:25
2. kitjo ( 19/11/2006 17:12)
fa iza le matory an-dalana moa?
3. Fiffi ( 19/11/2006 17:40)
ndalana: iza no matory :roll:
4. vale ( 19/11/2006 17:45)
ndalana: hahay hifidy tkou moa, na de an'eritreritra ftsn ihany aza:lol:
5. sareraka ( 19/11/2006 17:54)
matory an-dàlana e!
6. kitjo ( 19/11/2006 18:13)
nnddrriiii
7. kitjo ( 19/11/2006 19:53)
mifohaza kely aloha d jereo ity ange e

http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1294
8. vale ( 19/11/2006 22:09)
kitjo::wink:
9. Robert ( 19/11/2006 22:22)
Ahoana koa ilay hoe: DIASPORA MALAGASY MIARAKA AMIN'I MARC RAVALOMANANA.

Izà indray no nanao an'iny?

Fa firy % ny dispora ny manohana an-dra-8?

Raha ny ato @ serasera aloha de efa fantatra fa 60% ny membre (kififidianana) de manohana azy. Afaka lazaina izany fa miaraka @-dra-8 isika rehetra ao @ serasera.org.
Fa ilay hoe Diaspora kosa tsy mety eee... Sa ve membre ato @ serasera daholo ny diaspora gasy rehetra???
10. bazylou ( 19/11/2006 22:34)
tsy maintsy mba mamono vorona io!! ny tim tao trocadero aza tsy nisy nanohana!! tsss nimehezan'ny olona fotsiny!!
11. vale ( 19/11/2006 22:46)
iza no tsy nanohana? ny marina dia be ny tsy nahalala sy ny tsy afaka,... omena kely t shirt ra8 ve lou bazylou e:-P:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
:wink:
12. Robert ( 19/11/2006 23:04)
Ny fomba fiteny ohatr'izany no tsy mety ry bazylou..Tokony hialàna....

De tena tsy nisy olona na iray ve izany teny (trocadero)??
Ny tokony tenenina hoe 100 na 50 na 10 fotsiny ny olona tonga, tsy mantsy misy foana ny olona tonga teny nanohana an-dry zareo.

Tena mbola mila ezaka be ny fanaovana politika antsika malagasy (bazylou)

13. rabaradaka ( 20/11/2006 06:50)
Misaotra fa ireto mpiserasera ireto mihitsy no mpatory an-dàlana ka tsy mahita ny ambany maso. Aza manohana be fahatany toy ny nataon'ny AREMA fahiny fa mba asio analyse tsara
14. papala ( 20/11/2006 07:50)
hafa mihintsy t@ny AREMA rabaradaka a, tsy nahazo niteny taloha fa zay niteny dia novonoina, ka tsy maintsy nanaraka azy ny vahoaka.

Fa amin'izao Ra8 zao kosa tsy zany tsony fa tena fitiavan'ny olona ny zavabitany mihintsy, sady ny azy vita tsara daholo zay nataony.

Zany midina any Ambanivohitra zany an ny sekoly vita tsara sady milay be mihintsy, ny CSBII, ny ankizy kely rehefa mirava mitovy daholo ny cartablany, ny lalana vita tsara e!

zany ny analyse tsotsotra ry rabaradaka a! ary ndana ange ianao mankany ambanivohitra any raha tsy ataon'ny ambanivohitra fihomehezana fotsiny e!

Ka mba mahaiza koa manao analyse enao rabaradaka fa aza manao lalakitakisoa, ohatr'izany a!
15. belaza ( 20/11/2006 08:53)
zavatra roa(2) samy hafa mihitsy zany rabaradaka a, ny arema sady vidiana no fôrséna ankolaka ny vahoaka fa ny aminizao tena fitiavana tsy misy takalo, midira enao any anaty vahoaka any de anotanio anie e!! de ahita enao!!
16. vale ( 20/11/2006 09:25)
ra8 ve moa mba nanao ankeriny raha hiditra teo @ fitondrana? asakasakareo io ry rabaradaka a!...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0595