Amazing race tany Dago!

1. kitjo ( 19/11/2006 15:54)
izay tsy nahita t@ tele dia inty misy fitantarana an-tsoratra

t@ry zareo mpanao Amazing race tany dago..mampme be nahita andry zareo nihinana ilay karato..hihihihi

http://cultmada.blogspot.com/2006/11/amazing-race-madagascar.html
novalian'i kitjo ny 25/11/2006 12:36
2. kitjo ( 19/11/2006 16:17)
1ere partie!
http://www.youtube.com/watch?v=U3XaIYNF8A8


2e partie
http://www.youtube.com/watch?v=k7uwSZr5yd0&NR
3. malalatinasoa ( 19/11/2006 17:13)
Milay kosa le izay kou.
Mahita mintsy akia njy ty ry kitjo.
Messi
4. kitjo ( 19/11/2006 18:07)
tsisy fisaorana akia an!
efa hitako t@ tele taty ihany le izy fa zay vo hitako oe misy koa @ Youtube.

Asa fa ny American Next top Model(Tyra Banks) koa milaza hanao edition dago!
enga anie!
5. cutie ( 20/11/2006 13:02)
Zao koa za vo mijery fa natory t@ io nandeha t@ tele:oops:
6. cutie ( 21/11/2006 00:01)
tena tapaky ny fimehezan za nijery an'iny :-D:-D:-D
7. Nickovy ( 21/11/2006 19:38)
Tena milay kle! Ary tsy nahita iny ondray aho nefa mba mpanaraka ihany aty an! Misaotra ehhhhhhhhhh=D=D=D=D=D=D=))=))=))=))
8. kitjo ( 25/11/2006 12:36)
tsisy fisaorana e!

vitsy mihitsy ny ol no mahalala!

fa inoako kosa fa tsy d ratsy oh ilazandry zareo azy le vavan'omby e...fa le volo kosa aloha tttssss..hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0514