tsy nahazo kil ny teo amin'y trocadero
1. bazylou
(
19/11/2006 10:27)
omaly , ka nody maina ny ny tim organizatera
répondu par akama2006 le 21/11/2006 10:26
4. hery
(
19/11/2006 23:32)
Porofo http://www.madagate.com/modules.php?name=Content&pa=showpage&pid=42
5. mandrindra
(
20/11/2006 14:46)
na be kil na tsia moa teo amin'ny trocadéro dia hampiova inona any madagasikara??????
tsy haiko aloha e!!
tsy haiko aloha e!!
7. SNAR
(
20/11/2006 16:08)
Ny organisateur ve no alainao sary sa ny vahoka e, raha ny organisateur dia marina ny anao hoe vitsy ny olona, satria tsy ho organisateur daholo ny olona ao Paris. Fa mba hatodio lay objectif e. Firy koa ny Gasy ao Paris ?
8. akama2006
(
20/11/2006 17:33)
sanr> ahahahahhahahahah! adinona anga ilay t@2001 feno gasy ny lalana nano fihetsiketsehana!ary izao manakory??????8O8O8O8O8O8O8O
izay rehefa alohany olona e! ny any madagasikara aza tsy fidiny tsy afaka maka recule mijery ny zavamisy ,eny na dia mampitaha vaovao fotsiny toa ny eto aminy net aza!mbola luxe ilay communication any!koa nareo afaka manavaka ny vary sy tsiparifary indray no tsy ahavita ???
efa foutu i le8 raha aty ivelany e!foutu ohatrany radidy koa! fa angaha raha mitehaka sy mitsangana any ampiangonana ny olona dia hoe mankasitraka,izay ilay fahalalapomba !satria olona mba vanona ihany !fa rehefa maneho hevitra koa dia porofona hoe izany koa izay fa manana ny hevitray e!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D

9. kitjo
(
20/11/2006 17:36)
ny izao sy ny ho avy banjinina amzay aloha ry akama an
tsy repere mihitsy ny t@2001 satria samihafa ny tanjona
ary amzao na tsy misy propagandy aza dia efa samy manana ny hofidiany ny olona ka tsy ho atao adihevitra izany!
tsy repere mihitsy ny t@2001 satria samihafa ny tanjona
ary amzao na tsy misy propagandy aza dia efa samy manana ny hofidiany ny olona ka tsy ho atao adihevitra izany!
10. akama2006
(
20/11/2006 17:40)
manaiky iznay kitjo hoe tsy vaony pokona any frantsa intsony i le8? ary imbetsaka io tsy nahazo olona io an!fa tsy hoe tsindraindray!:D
11. kitjo
(
20/11/2006 17:40)
za aloha dia manaiky kosa fa tena vitsy ilay olona e!
saingy ao ny mety ho antony maro isan-karazany..ny hatsika..ny tsy fahafantaran'ny sasany..ny fotoana..
fa ts maninona re zany e!
ho lany foana ravalo na zany aza!
saingy ao ny mety ho antony maro isan-karazany..ny hatsika..ny tsy fahafantaran'ny sasany..ny fotoana..
fa ts maninona re zany e!
ho lany foana ravalo na zany aza!
13. kelly13
(
20/11/2006 18:23)
ary ny mpanohatra nga tsy mba nanao meeting ohatran'ny TIM? sa matahotra hatsika sy orana? hahaha
14. kitjo
(
20/11/2006 18:34)
hihihih
an3..mety tsisy banderole sy micro d tsy heno nefa vahoaka be no ho avy!
an3..mety tsisy banderole sy micro d tsy heno nefa vahoaka be no ho avy!
15. akama2006
(
20/11/2006 18:38)
ka ny mpanohatra tsy manan vola atobaka sy sosy omena koa!tsy nahazo vola be aminy fika rasty ohatra any le8!
16. kelly13
(
20/11/2006 18:41)
o ry akama sûr @ zvy lazainao io v enao???? sao d mba mechanceté gratuite kosa zao???:wink:
17. kitjo
(
20/11/2006 18:44)
ka zay mahamaika andry zareo handrombaka fitondrana mba haka koa k!
ravalo efa nahazo tsy mila maka tsony fa miasa sisa!
mahandrasa kely re ry fidy sy ry akama fa kely nge sisa le 3Dec e
tsy mahandry ny andro ho 3dec ohatry ny akoho eo an...
ravalo efa nahazo tsy mila maka tsony fa miasa sisa!
mahandrasa kely re ry fidy sy ry akama fa kely nge sisa le 3Dec e
tsy mahandry ny andro ho 3dec ohatry ny akoho eo an...
19. hermione
(
21/11/2006 10:17)
Zao e. Miala tsiny aminareo any an-dafy aho fa mba misy havako betsaka ihany any fa tsy mi-peser lourd amin'ny décision aty anie ny zava-mitranga any e. Tsy hoe te hasiaka aho miteny an'izany fa zava-misyizany.Sady araka ny nolazaiko t@ zandriko zay raha nandalo taty izy ka tena nahita ny zava-misy dia hoy aho hoe, samihafa ny tena mahita sy miaina isan'andro eto amin'ny tanidrazanao, sy ny manao ny ezaka isan'andro ary mandray anjara amin'izay toerana misy anao tsirairay avy, amin'ny ambaratongany samihafa, sy ny maheno ary mitazan-davitra. Mety ho diso ny zavatra heno.Raha ny aty Dago aloha dia sahy milaza aho. Tsy lasa Paradisa akory i Dago saingy mipetraka tsara ny fototra hiainagana ho an'y fampandrosoana ny tanindrazantsika malala. Sady tsy TIM aho no tsy Ravalomananiste be fahatany, saingy mijery, mandinika, mahita, miaina eto Dago aho ary faly aho fa afaka mandray anjara amin'ny fampandrosoana ny fireneko. Naheno matetika aho andian'olona tsy mety mody satria mahantra loatra aty Dago.Mahafinaritra ny mila ravinahitra fa enga anie ka tsy ho fandosirana ny tanindrazantsika fotsiny izany. Raha mandositra daholo, dia iza no hanarina. Sa rehefa mahavita ny asa izay eto an-toerana vao hiverina handray vita. Miala tsiny aho raha ohatry ny masiaka fa indraindray leo be maheno olona mitaraina sy mitsikera lava nefa tsy hita akory izay mba ataony.Modia dia avia hampandroso tanindrazana raha tena tianao ny tanainao. Raha ny eto an-toerana no mimenomenona dia d'accord aho satria izy miaina eto ka afaka meho izay heviny amin'ny zvatra hiainany fa raha ianao izay lavitra any, na dia manana ny zo maha malagasy anao aza ianao, aza miteny raha tsy mahafantatra. Raha mahafantatra moa, malalaka ny fanehoan-kevitra.
20. akama2006
(
21/11/2006 10:26)
ka ianao aza ao antoerana tsy mahita ny tsy lmety misy ao koa!inona no ataonao aminy tsy mety ireo?tsy misy ankoatra ny miandry fifidianana angamba!:}