poezie kely ho any ra8!

1. akama2006 ( 18/11/2006 10:02)
ra8 aza mitsoka aloha e!

lasa aiza hono r8 teo!
fa vao tonga dia efa tsy teo!
fa nipitsika any jangila!
fa ivato hono feno rasila!

matahotra angamba lery!
tany misy lalàna anie ety!
ka raha te hiverina ihany tokoa!
maninona raha miala teo aloha?

tamandratsy aminy fombany didy!
ka mamitaka ireo izay nifidy!
mitetika ny aharitra tokoa!
ary tsy mihevitra ny ho rovipataloha!

ny kilaotiny anefa rankizy!
dia mety alaina aminy koa izato izy!
ka hiaraka izy sy lalao!
hiezaka hanova fomba vaovao!

tsy 4*4 anie na avion!
no atahorana anao patron
ka aza gaga ianao ex prezident
raha ho tonga any anaty violon!


ivato aeroport oooooo!:*:*kitjo mon amie!:-D:-D:-D:-D:-D:-D


novalian'i kitjo ny 20/11/2006 18:14
2. kitjo ( 18/11/2006 10:06)
tara b enao ry akama ary mandray antendrony toy ny mahazatra

efa t@izy vo niala no efa nolazaina fa tonga d direct majunga izy avy any bruxelles..

aza dia mandray tsy raisina e!

fa bravo be aloha fa mahay njy eeee
3. akama2006 ( 18/11/2006 10:21)
kitjo> teny bruxelle anaty avion papa dia efa nahazo vaoavoa depuis omaly ny resaka rafidy e!aiza aza injy izany!efa ela anie ilay tracte e!fa sty vao omaly akory!!!
4. Samoana ( 18/11/2006 10:33)
Poesie kely ho an'ny akama2006

Ry Akama ! Ry Akama !
Fa misy inona ao Ivato ?
Hay ve Rajeneraly Fidy
Mba te handimby an'i Radidy e...!


Ry Akama ! Ry Akama !
Kilaotinao terizo tsara
Fa raha simba i Gasikara
Hilain-drangahy atao mosoara


Ry Akama ! Ry Akama !
Fa an'iza ny lalàna ?
Rangahy angaha no patron
Mpiandraikitra ny violon ?


Mba misaina ! Mba misaina !
Aza tia ady sao mangaina...

Namana Samoana
5. akama2006 ( 18/11/2006 10:47)
samoan>:-D:-D:-D:-D:-D bravoooooooooooooooooooooooooo!
hay ve nareo maanna talenta ohatra izany e!bravo!!!:-D:-D:-D
6. rabaradaka ( 18/11/2006 10:53)
Hay ve ka mpanao poezia ny mpiserasera. O ry zareo a, haingam-panahy tokoa sa revin-gradra
7. akama2006 ( 18/11/2006 10:56)
:-D:-D:-D:*:* rabradaka :*:*:*:*,jereo ny ifno kosa aloha e!mba ataoa poezie mba manaraka toetrandro hono izany le revy e!:{:{:{:{:{
8. Lejim ( 18/11/2006 14:35)
rabaradaka:

Hay ve ka mpanao poezia ny mpiserasera. O ry zareo a, haingam-panahy tokoa sa revin-gradra


Haingam-panahy ireo mon general! :-D
9. akama2006 ( 18/11/2006 15:05)
meric!papa!merci mamannnnnnnnnnnnnn!
10. Fiffi ( 18/11/2006 17:16)
:-D
11. kitjo ( 18/11/2006 18:29)
milay kosa e!
aleo ho vita ny fifidianana fa ampanaovina poezie sujet hafa nareo mi tsam fa tena milay beuuhhh
12. kiali ( 19/11/2006 06:10)
sô de tady ampivika ty resaka politika ty zalah fa tanjemo an!
alaiko ny fahefana raha miady eo nareo an!directoire kiali no anarany amizay!:-D:-D:-D
13. kitjo ( 19/11/2006 06:36)
hahahhaha
14. belaza ( 19/11/2006 12:04)
NY AKAMA A
toa tsy haiko ny hangina
raha nandre ny teninao
ianao toa manakina
sy mirediredy avao

'zato fombanao ry akama
mimpetsopetsona tokoa
sô ianao de vôkarama?
na nifoka daina koa?

de aiza izao le fidy kely?
no tsy hita fa nihery
de mihevitra fa ho afamaina
amti hevitrana panamaina

ho faranako ny teniko
satria mbola ao ireo namana
ka izao no averimberiko
aza miala amra8manana

vita:belaza/ ra8 ihany
15. kitjo ( 19/11/2006 15:47)
kay vy le belaza ko mahay tononkalo tahak izao yyyy
16. akama2006 ( 19/11/2006 18:40)
belaza>:-D:-D:-D:-D:-D!bravooooooooooooo!

ho any belaza tsara laza!


voaray ny hafatrao ramose belazao!:roll:
fa moa ve tsara laza ity ravalonao?
mpandika lalana sy mitsoka no atao!
adinony sahady ve ilay tao fianarantsoa tao?


fitakiana tsotra iny no nentiny i rafidy!
tsy ara dalana ry sylla toa andry i didy
ka aza taitra na mikoropaka, toa izany
fa ny aoriany 3 desambra aza , mbola any!

tohizo, tohizo, hono ny lalanao!
tandremo ihany anefa, sao very ao!
fa ra8 sy ra sylla, no matory tao!
ka sao rendrika, vao hanao belazao!

manakaiky ihany ity ny farany ry belazao!
satria fitaka sy esona no reveny tao!
ka teneno ihany i valo sy ry lalao!
mba hitondra koa ity belaza kelinao!

mba handray atr mantsy izy sy ry lalao!
ka mety ho faly aoka izany ity rabelazao!
satria ny nofinofy ihany no mba takany ao!
ny sainy mantsy ,mahatoky finoanoampoana izao!8-)8-)

ho any belaza kely ty minomino kely!:^)8):lol::-D:-D:-D
17. akama2006 ( 20/11/2006 17:40)
azia i belza ae!
18. kitjo ( 20/11/2006 18:14)
hhhahahhaha

ilay tononkalo kosa aloha dia misy inspiration @ady rima!
fa ny vontoatiny dia eeeeeee

fa bravo iany ny akamako na zany aza!

belaza akia mbola lasa naka inspiraka fa aza kotabaina aloha an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0638