Coup d'etat!

41. kitjo ( 18/11/2006 19:30)
hihiihi

sipagasy> misaotra akia an:-*!
sao d asaindry zareo milatsaka eo nge za e!
ihihiihihih

d lasa wen beuuhh!
42. vale ( 18/11/2006 22:00)
lagoon:

Tsy mila directoire militaire aloa izahay e.
Efa fantatray ny takaitra entin'izany directoire militaire izany.
Tsy mila koa aloha raha zaho manokana e! le , leo tanteraka!!!!!!!!!!!!!!!!!! ampy zay eeeee:!:


43. xxx ( 18/11/2006 22:34)
fampahatsiahivana ô :
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m455e55f64a468
44. kitjo ( 19/11/2006 06:38)

eny aza e!
45. vale ( 19/11/2006 17:39)
Noslid:

Dia inona marina no dikan'izany. Ary ny tena mahagaga dia i Gl Andrianafidisoa indray no manondrana
http://www.madagascar-tribune.com/

Noslid: mbola manamafy an'io koa aho fa reko omaly halina t@ radio "africa n°1" io, ary ny antony dia noho ny firotsahan'ingahy Gl nolavina , ary COUP D'ETAT:!::!::!: mihintsy ny voalazan'ilay mpilaza vaovao t@ ilay radio...


46. tandroka ( 19/11/2006 22:44)
raha mianalyse tsara ny rarah nareo dé ny force de l'ordre angé no nanafika ny camp é. I GL Fidy anie ka amperinasa é, olon'ny tanindrazana.
Raha hendry ny mpitondra tsy tokony ho nanafika toby izay milamina. Tsy araka ny constitution anie io fifidianana io é.
Aiza ilay esprit fihavanan'ny gasy raha valiana fanafihana ny antso nataon'i Gl fidy ? Vokany ? Mampalahelo. Tokony nisaina ny fitondrana vao niréagir toy zany.
47. kitjo ( 20/11/2006 12:12)
ko manin Fidy miafina a 60km de la ville? lol

milamina v ka manao rotsak'alina?

efa betsaka ny fanazavana momba ilay daty fa ara-dalana io fa aza be doika!
48. xxx ( 20/11/2006 14:50)
nandamoaka ny ratsy saika natao, ary raha tena lehilahy maninona no miandry ny filoha tsy eo vao mampiseho tandroka?leo koratana ny malagasy e!dia hita eo zay hanjo reo miaramila nitonatonana niaraka an'io jeneraly io,tonga saina zay ny mpanohitra rehetra,nanatena sanga hay moa ka rambo no tao
49. kitjo ( 20/11/2006 15:42)
hahah

zay ndray no tsitako! :P
50. kitjo ( 20/11/2006 17:48)
Ho an'ireo voazanaky ny frantsay h@zao...satria ny media frantsay no mampiely vaovao tsy marina

POLITIQUE


Marc Ravalomanana s’est envolé pour Bruxelles

( paru le 16/11/2006 )

Jusqu’à preuve du contraire, même s’il est candidat à sa propre succession en vue de l’élection présidentielle du 3 décembre, Marc Ravalomanana reste président de la République. A ce titre, il a ainsi repris sa fonction officielle de chef de l’Etat.

On apprend qu’il a quitté hier le pays pour une mission à Bruxelles (Belgique) où se tiendra, aujourd’hui, une importante réunion au sommet de l’Union européenne avec les chefs d’Etat et/ou de gouvernement des pays ACP (Afrique-Caraïbes-Pacifique).

Marc Ravalomanana rentrera aussitôt au pays demain et pourrait faire directement cap sur Mahajanga pour un meeting avec la population locale, dans le cadre de la continuation de sa propagande.




Miadana Andriamaro
51. akama2006 ( 20/11/2006 18:00)
coup de bluff avant acte!avantiiiiiiiiiii
52. kitjo ( 20/11/2006 18:11)

manin njay oe ry akama aaaa:^)
53. akama2006 ( 20/11/2006 18:53)
bluff hoa avant acte eeeeeeeeeeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075