ANATY PATALOHA
28. kelly13
(
24/11/2006 18:59)
firy klou fa sao d pointure 15 kou!! lazao fa aza menamenatsa mou e! hihihi
31. MTN
(
25/11/2006 20:51)
kelly13 tena sy ikaretsaka tena tia ity lohahevitra anaty pataloha ity an :-D
32. xxx
(
26/11/2006 11:12)
Ny ahy letsy ngeza a efa 17 cm nedala refa dgt a ! ka firy ny anlisany :°)
34. kelly13
(
28/11/2006 11:45)
MTN:
kelly13 tena sy ikaretsaka tena tia ity lohahevitra anaty pataloha ity an :-D
aza tenatenaina klou za fa mbola jôjôpilll b an!
37. mahajilo
(
04/12/2006 20:25)
rehefa dinihina tsara ny bandy be tsy miteny sy malefadefaka fihetsika, ary indrindra fa sarokenatra dia itoeran-javatra, milanja moa izany e! tsy ny amin'ny ambony:"orona" sy ny "tanana" fa mba jereo koa ny manodidina azy, izay azo hamaritana ihany koa ny ao anaty pataloha.
40. DANATY
(
06/12/2006 10:20)
Misy olona kely nefa be zavatra,misy olona lehibe nefa dia mbola be zavatra ihany;amiko dia efa karaz ana io,fa mba hahalehibe azy io hono dia mbola kely dia tsy ampanaovina silipo ny ankizy fa kilaoty malaladalaka @ izay mihotsakotsana tsara dia mihalehibe sady mihalava, dia misy koa ny hoe raha mbola kely dia ampistofina tavoahangy ny ankizy dia mitondra tsara e! oaina be anie raha ihomehezan'ny sipa hoe kely l... e !
Hevitra mba ampitaina e!
Hevitra mba ampitaina e!