ANATY PATALOHA

1. mahajilo ( 17/11/2006 12:05)
rehefa " be tanana" hono dia "be zavaboary", ary rehefa "be orona" koa dia "milanaja azy" Ekenao ve izany?
novalian'i kama ny 13/12/2006 05:34
2. Simpona ( 17/11/2006 12:38)
milanaja azy awona ???
3. mahajilo ( 17/11/2006 12:46)
milanja azy e! zany hoe mitondra be!
4. bibilax ( 17/11/2006 12:57)
ry ttarika ny ainga zany milanja be azy daholo ?hihihihihihisa ,,,,,,,,,
5. xxx ( 17/11/2006 15:15)
rehefa be hohon'ny ankihibe aloha ny lehilahy no toa nalaza an'izany fa tsy haiko.....
ampiséhoy hoe jereko?
6. nikopol ( 17/11/2006 15:52)
mahagaga zany ry mahajilo fa ny ahy ny sofina sy ny rambo no tena hitovizako amin'i Mickey !
za sady kely orona no kely tanana nefa ...
7. Fiffi ( 17/11/2006 16:30)
ohatran'ity ve ? :-D:-D:-D:-D:-D
8. booboo ( 17/11/2006 17:02)
:-D:-D
9. xxx ( 17/11/2006 19:50)
io azy jereony ahy de lazao ze hitanareo ao e!
10. unjila ( 17/11/2006 20:34)
o ry xxx an refeso hoe fa jamba mantsy aho
11. cutie ( 17/11/2006 21:26)
:-D:-D:-D:-D:-D
12. degree ( 18/11/2006 22:34)
fa naninona marina moa izy io no nafenina ao naty pataloha e! tsy navela amin'izao desamy mametsovetso ny azy eo =))=))
13. MTN ( 18/11/2006 23:16)
Tamin'ny 2001 aho no naheno io hoe be orona milanja azy io. Fa tsy misy idiran'ny anaty pataloha izany fa fanalana ilay kofa be orona ireny fotsiny. Manindrona be ilay hoe mba be orona koa izany kofa izany dia mody atao hoe milanja azy koa leiry zany.:-D
14. pimaso ( 20/11/2006 06:40)
misaotra @ hevitr'i mahajilo
ny bandy sady lava , mety manifinify hono tena mitondra raha alalinina ny resaka,
azo ekena ihany ny hoe lava orona sy lava ratsan-tanana,
misaotra

15. Henricko ( 21/11/2006 17:55)
pimaso:

misaotra @ hevitr'i mahajilo
ny bandy sady lava , mety manifinify hono tena mitondra raha alalinina ny resaka,
azo ekena ihany ny hoe lava orona sy lava ratsan-tanana,
misaotra





:roll::roll::roll: de ahoana ireny vazaha lava mahia be ireny nefa tsy dia mitondra firy? sa ireny niangaran'ny vitan-dtk?=))=))=))=))=))
16. pissoa ( 21/11/2006 18:28)
Fiffi:

ohatran'ity ve ? :-D:-D:-D:-D:-D

=))=))=))

17. simplex ( 21/11/2006 22:00)

ka ny orona refa tsisy mpikarakara elaela d mivonto oazy. Asa anefa fa mety misy hifandraisany ihany.
Ny fahitako azy, ny tanana no mety manageza azy ngambany. Sa ny hatsiaka ve no matonga azy hangovitra be.
18. MTN ( 22/11/2006 01:26)
inona no mangovitra be? O ry simplex ah:-D
19. simplex ( 22/11/2006 10:24)

ka le izy anie tsy tena hoe mivonto fa ny maso fotsiny no mandefa eritreritra e. Orona feno lelo kosa v hitovy @ orona madio be.
Refa voan'ny sery nefany arakaraky ny hanisinana azy vao mia mbola te hanisina ihany, de ny tanana ihany zany no mampitombo azy eo. Tsy maintsy hoe mangovitra ihany no ihafarany kle.
20. MTN ( 22/11/2006 10:50)
:-D :-D :-D =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0925