Yo 124 AKA K-Mulahh ihany. Lery kofa ao anatiny "rebely" clan niforona tao 2 taona lasa, kofa 6 zay ao anatiny ty tasitara ty dia ireto avy: Skylahh AKA badman, K-mulahh, Radavnazz,Zouzou,Rinasoa ary I Phelicien, PihinamBar.
K mulahh dia mande singany mikifa rap amerikanina sy gasy mifangaro ... de ra ohatra ka misy fanontaniana de aza misalasala manoratra " daddy.antonio@caramail.com " six