Menu tena malgasy

1. melody ( 15/11/2006 13:26)
Misy namanako vahiny vitsy2 mba te hanandrana izany sakafo tena malagasy izany, entrée sy ny desera no tena tsy misy hevitra za, inona no mety atao? Misaotra betsaka zalahy a!
novalian'i bichette ny 18/11/2006 12:49
2. Fiffi ( 15/11/2006 13:44)
melody: ao ! misy safidt bdb de mazotoa !http://razafimalala.free.fr/Recette/SommaireRecette.htm
3. Fiffi ( 15/11/2006 13:45)
http://razafimalala.free.fr/Recette/SommaireRecette.htm
4. Fiffi ( 15/11/2006 13:46)
ity koa http://ikalapiso.free.fr/
5. booboo ( 15/11/2006 14:01)
ankoatra zay,
-entrée : composé hihihihihi
-laoka : hena omby ritra / henakisoa sy poireaux
-ny rougail tsy hadino, dia ny ro kounkou

Zà refa misy vahiny dia manao karazan-daoka 2 na 3 fôna, dia anatin'ireo ny laoka mahazatra an-dry zareo. @ zay manko tsy sahirana zay sendra tsy mahazoazo ilay "spécial malagasy" hihihihihi...indrindra raha misy ankizy.
6. Simpona ( 15/11/2006 16:07)
Mmh... mampitelindrora izy zany:miam::miam::miam::miam:
7. vale ( 15/11/2006 16:19)
melody: na salade zavokà koa mety ataovy entrée na koa concombre (:-D tsy asiana katsaka ohatra ny fanaon'ny vazà:lol:), hihih
..de ny desera ataovy fruits tsotra be fotsiny ..!
8. soanja ( 15/11/2006 17:08)
melody:

Misy namanako vahiny vitsy2 mba te hanandrana izany sakafo tena malagasy izany, entrée sy ny desera no tena tsy misy hevitra za, inona no mety atao? Misaotra betsaka zalahy a!


Ny ahy ry Melody rehefa mandray vahiny de Sambosa sy lasary manga no appetizers ary vary sosoa be ranony amin-dronono sy tantely misy vanille no desera.
Ny tena sakafo indray de miankina amin'ny saison. Amin'izao mangatsiaka izao de voatavo amim-boanio na ravitoto sy voanjo. De asina kitoza raha mihina-kena le olona. Na trondro nahandro gasy.


9. titimms ( 15/11/2006 17:45)
entrées : fruits de mer, any ivelany matsy efa congelé dia tsy matsiro ohatran'ny aty Dago intsony
loaka : henomby ritra aky de efa mety a, voa maina koa tiandry zareo an de asina ro mazava kely
dessert : aza manao akondro fa mehezany fotsiny ny habeany
10. boubounezy ( 15/11/2006 18:23)
melody:miam:
entrée ve?:idea:
manaova lasary karoty manta
ataovy ny sauce vinaigrette ; sakamalao, tongolo gasy, oignon, poivra, manaka, sira, vinaigre na citron.
rapéo @ zé itiavanao azy ny abéany lé karoty, afangaroy @ vinaigrette dé asio votabia demi lune somary atao matevina dé asio coriandre.
ny principale ve?:wink:
mividiana reny canette de barbarie reny
esory ny taviny retra
vita zay teteo ny henany
ataovy anaty vilany, dé asio votabie2 efa vovofy, sakamalao, oignon, ail, poivre, thym, laurier, carry, sira menaka kely 2 sotro lhb finanana, aza adino ny manisy cube kely 1 ao anatiny satry ny hena aty dia tsy matsiro. dé asio sucre 1 mrc fa sô dé somary acide @ lé tomate.
asio rano 1 verra ary anatiny retra dé andraoy mandranpa ritra ny hena refa ritra dé aroy2 tsara @zay mandritra ny 3mn dé vita ny vorona ritra.
otrany dokotra dago mintsy ny tsirony io refa vita.

ny miaraka @ ve? :D
manaova lasary votabia dé asio concombra rappé afangaro @, , oignon,sakamalao, tongolo gasy kely, poivre kely, kombavah

dessert ve?:-$
tonga dé manaova salade de fruit tsotra fotsiny zareo,asio rano kely dé siramamy vita ny invitation.
mazoto omana ny namanao ary enao kou:miam::miam::miam::miam:
11. simplex ( 15/11/2006 18:43)
:miam::miam::miam:
12. melody ( 15/11/2006 19:22)
Dia tena misaotra betsaka anareo namana rehetra za fa tena afa-po mihintsy @ ireo menu ireo, ilay hisafidy indray izao no prob satria tiako daholo ilay izy, misaotra e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
13. boubounezy ( 16/11/2006 00:41)
zé tinao iany alaina fa anao ny safidy e! efa nanomé hevitra anao dôly zay ka anjaranao ny sia a!:wink: bon app
14. mandrindra ( 16/11/2006 11:04)
melody, aza asiana entrée izany fa tsy sakafo gasy izany. tonga dia arosoy miaraka daholo izay nahandro gasy nokarakarainao dia asaivo maka vary be mitafotafo saromana laoka sy lasary ny vahiny; ny ro matsatso aza adino.
ny desera moa dia voakazo fotsiny dia basy.

ny tsakinady amin'ny apéro dia maro ny azo atao, sambosa, nem, mofo sakay, legioma nalona vinaingitra...

booboo, ny hen'omby ritra sy ny lasary
dia tsara tokoa raha hohanina amin'ny vary
15. tisera ( 16/11/2006 18:19)
tena mitovy hevitra @ mandrindra aho fa ilay hoe hanim-pitoloha lazain'ny gasy dia tsy hoe misy entrée izany fa avy hatrany dia karazn-tsakafo isan-karazany be dia be mmmh te-hihinana aho izany nefa izao mbola manao régime kely aloha fa bedin'ny dokotera.
16. boubounezy ( 17/11/2006 02:14)
ra mila entrée izy mou zany dé tsy itako kou zé anakanana azy tsy inanana entrée fa zay no tedaviy ry zareo a! aleo izy ifidy zay tiny.:wink:
17. tisera ( 17/11/2006 07:51)
:)tsy hoe sakanana ange ilay izy fa atao miaraka aroso é! ankoatry ny sambos atao apero
18. boubounezy ( 17/11/2006 10:37)
mazava!
19. mandrindra ( 17/11/2006 15:06)
fa le sambos koa anie azo mbola aroso eo ampisakafoanana avy eo e
20. booboo ( 17/11/2006 15:29)
atao ngôdangôda fotsiny ny latabatra @ zay omby an'izany motika aby aby zany hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3815