sonnerie à télécharger

1. diamondra27 ( 12/11/2006 10:30)
Salama daholo ô!

Mba mangataka ho an'izay afaka manampy ahy hanazava hoe: aiza no mety ahitàna site ireny sonnerie chrétienne à télécharger ireny ampidirina @ Tél portable, na ohatra hoe: musique azo ampidirina ao @ ilay tél


(afaka manome site hafa misy hira tsotra ihany koa raha misy afaka mizara tsy maninona, tsy mifidy na site gasy na teny vahiny)

dia misaotra antsika rehetra mialoha
novalian'i fanaina ny 19/11/2006 12:11
2. diamondra27 ( 12/11/2006 10:31)
dia tahaka ny ahoana ny fomba hatao?:oops::oops:
3. Aino ( 12/11/2006 12:14)
http://bajar-musica.magikmobile.com/
tahaka itony ve sa maimaimpoana?
4. fanaina ( 12/11/2006 12:23)
sa hafa mihintsy?:?:
5. simplex ( 12/11/2006 12:32)

* misurf @ le telefone portable, d mitelecharger:
ity zao vivaldi-autumn http://www.polyphonicringtonez.com/free_polyphonic_ringtone/1640/Antonio_Vivaldi/Four_Seasons:_Autumn
ato misy betsaka
http://www.polyphonicringtonez.com/polyphonicringtones/category/classical

ny risika fotsiny mety hoe misy virus nedala ka mety ho simba le telefone.


* ra ohatra ka afaka connecter-na @ ordi ny portable, bluetooth na infra-rouge na tsy haiko... anontanio ny agence nividiananao an'le telefone hoe afaka connecter-na @ ordi ve ity. d telecharger-na ao @ ordi aloha le izy. d azo scanner-na any zay vao alefa any @ le telefone.

-> teorika doly reo fa tsisy nandramako an :°)

:-*:-*
6. diamondra27 ( 12/11/2006 15:00)
Aino : misaotra akia a! fa raha mahita gratos inona moa no olana

Simplex: hum, atahorako ihany izany virus ho azoko izany

Misy bluetooth ilay izy hono fa le hira ao anatiny ao no tsy mamely tsy tian'ilay olona nampanao ity dinika ity.
:-*
7. Fiffi ( 12/11/2006 15:18)
diamondra: http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44fd5a598c7f8
8. zakony ( 13/11/2006 08:22)
indraindray mis solution betsaka ange :
manao ahoana ilay tel? mahavaky mp3 ve raha izay dia tsotra indrindra, ampiasaina ny bluetooth na cable na infrarouge hamindrana ny hira anaty tel
mis ykoa tel mamaky mid dia toy ilay teo aloha

ny samsung indray izao manana style hafa toa ny mmf, dia maka fichier mid na mp3 ianao dia avadika mmf dia afindra ao anaty tel.

miankina amin'ny marika n'ilay telephone sy n ytoerana misy anao izany ilay izy

raha any finda ianao dia faran'izay tsotra miditra wap fotsiny ohatra na misy ilay sms premium ireny dia mahazo
eto am tanana mbola tsisy wap alou hatram zao
9. diamondra27 ( 13/11/2006 08:57)
zakony fiffi, : m'si:-*:-* ataoko tonga ny hafatra
10. fanaina ( 19/11/2006 12:10)
diams sendra nijery zavatra tao @net aho nahita any ity ka tsy haiko na mbola ilainjy:
http://es.mobi.dada.net/confirm.php?cellulare=%2B34620964556&id_wapdld=58704&id_infoservice=0&id_type=2&id_country=20&no_mt=0&promo_used=0&oid=&tipo_pag=MT&phone_company=37&so=4&show_defi=&operatore=VOD_ES&service=&label=
11. fanaina ( 19/11/2006 12:11)
diams loln ito kay ny primer page.http://es.mobi.dada.net/splash/specialoffer_es4.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072