Natomboka t@ fotoam-pivavahana ny an'i RA8.....
23. akama2006
(
12/11/2006 20:36)
kitjo> inona aloha no jerena aminy ilay izy e!tsy journalistika la tatitra fa partisan!????:roll:
25. akama2006
(
12/11/2006 20:55)
kitjo> kozy e!ilay hoe fanmarihana hoe miainga aminy fivavahana ve le kozy sa hoe niafar taminy olona mitaky tee shirt!aoka marina e!reveny toi izy aloha izay dia zavtra ten sur mihintsy!:-D:-D:-D:-*
26. rainy
(
13/11/2006 00:02)
Samy manao izay tetika hoentiny ny tsirairay : tsy i ra-huit irery no nampiangona androany fa nisy koa kandidà tany faravohitra sy ambohidratrimo.
ny loza aza dia hoatran-dry Bush dia mody mivavaka alohan'ny handefasana ny miaramila hamono ny irakianina sy ny afganistanina ary ery amin'ny farany dia mody ampiana hoe : Ho tahian'Andriamanitra anie i Zamérika...
izaho angamba no tsy mahay pôlitika ka mahay vava.

27. kitjo
(
13/11/2006 05:28)
ny an i Pety koa fotoam-pivavahana nanokafana azy tany Ikalamavony k!
d ahoana koa?
alahady nge ny andro ry reto e,
d ahoana koa?
alahady nge ny andro ry reto e,