site ofisialin'ny hcc aza moa

1. bazylou ( 11/11/2006 15:05)
dia tenyfrantsay rano iray no ao ka aiza no hahzo resaka ny pokona, izany ve dia gasy... na izy prezda gasy aza mizity ny kabary frantsay ao antananany!!! tsssssssss
2. sipagasy ( 11/11/2006 15:42)
nangina aho tsy tafa teny kleeeee, izany ny mbola maha zanatany antsika e!!!!!!!!!!!! tsy ho havadika teny angalisy koa io avy eo hihhihihihihihi
3. xxx ( 11/11/2006 16:47)
ny solon'anaran'ilay "bazylou" aza moa tsy teny gasy nefa mba gasy ihany hono tsssss
4. bazylou ( 11/11/2006 17:02)
ny anao aza xxx , ny ahy mba mazava bazylou
5. sonwin ( 11/11/2006 17:04)
ié, nataoko xxx satria tsy teny gasy :-D, za ihany io rabasile a :-D
6. kitjo ( 11/11/2006 17:18)
hahaha

sipagasy> nefa tena milay ra natao teny anglisy na japoney ko! :-D

amzay za mahazo kokoa! hahaha

ka le audience no tarigetra amreny zareo an...tsitanareo ary ve ny an deba taloha ireny?hihihiih

ny an lery teny farantsy hay fa tsotra,mazava ary fohy
7. xxx ( 11/11/2006 17:22)
nba jereo ne ny momba2 andrabazilo e ! :-D:-D:-D
8. besoiiin ( 11/11/2006 17:23)
bazil> inona kay izany HCC?? teny gasy v?
9. sonwin ( 11/11/2006 17:28)
xxx> ary leiry kay no tena mody fanina fa tsy i ra8:-D
10. kitjo ( 11/11/2006 18:10)
hiihhihihihih
mbola aiza re izany mandritra ny propagandy e

tsy te hijery necrologie @gazety za @valim-pifidianana le!
11. malalatinasoa ( 11/11/2006 23:30)
Afaka manolotena eny nge ngah bazily anova ilay izy @ teny gasy... :lol:

Tok'ty zay ve no itako fa mety am'nao io.
12. xxx ( 12/11/2006 10:40)
fa hono ao marina ve fa i ra8 hono tsy mahay miteny francais?
13. fiaritiana ( 12/11/2006 12:22)
dé maninn!!anglisy zao no milay!!
14. fiaritiana ( 12/11/2006 12:23)
dé gasy koa =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0482