dia milaza ve ianareo mpinompino foana rehetra fa
1. bazylou
(
11/11/2006 14:57)
milay sy rariny tokoa ity ra8 ity!!
Ny ahy mba zavtra hitako fotsiny dia ny hoe nahoana no manao mody fanina fotsiny ilay akanga lahy io fa tsy manaraka ny lalana mazava.
Nahoana no manao izatsy sy zaroa hilelafana ny mpifidy fa nbanao zavatra hono izy.
Raha nahery lery , nahona no gisitra foana i Madagasikara ???,
Ilay resaka torista ve, tssssss, hafa ny atao hoe projet sy ny rélisation. Raha mandrevirevy sy ny manao resak ambony vavahady dia voalohany isika.
Jereo fa mahantra hatrany e;;;;;
Ianareo tokoa no jamba satria mora sesefana izao fanapena maso rehetra izao.
Ataovy ny demission dia aroso ny baolina fa aza mody fanina raha lehilahy e.

novalian'i akama2006 ny 13/11/2006 15:18
2. Robert
(
11/11/2006 15:25)
Ny mpanao politika Ry Bazylu mahay miresaka daholo, raha leo an'izany ise de aza miresaka politika tsony.
Raha manetraka démission ary Ra-8? de inona no hiovy? Lasa mihemotra izany ny fifidianana 3 déc?
Sa lasa mety hikorontanana kokoa i Madagasikara..
Efa hotonga ny 3 déc, reseo lahatra ny vahoana hifidy ny kandida hafa, tsy hifidy an-dra-8.
Hanomboka radem 12 nov ny baolina.. Manomboka lalao eee.

3. sipagasy
(
11/11/2006 15:45)
mmhhhhh ny eo ihany ny eo aloha hatrizao e!!! mbola hafa 7 sa faha 3 avy any @ rambony no misy ny laharantsika eo @ iraisam-pirenena aloha hatrizao e!, ny tany an-ady aza mbola manana noho isika ....
4. bazylou
(
11/11/2006 15:57)
Izahay aloha dia tsy hampiroboka olona hifidy an'ilay 8 e!! tsy hisy io,, ny anala azy eo aza atao.
5. besoiiin
(
11/11/2006 16:13)
fa iza ry zalahy no naharambony an'i Madagasikara? momba ilay tourism indray, samy hafa tokoa ny projet sy ny realisation, kanefa f'angah mou hisy ny realisation sy ny zavabita raha tsy misy io projet io??? mieritrereta kely fotsiny vao miteny :D sao lasakovavany fotsiny e:D:D raha tsy ampiroboka ny olona hifidy andra8 aza ianareo dia lanimbahoaka foana io eeee....
eo sika maita izzz
eo sika maita izzz
6. bonazy
(
11/11/2006 16:42)
ho an'i "bazylou"koa iza ary no mba heverinao fa hitondra fiovana tampoka ho an'i Madagasikara aloha izao amin'ireo Kandidà 14 ireo? ary iza moa no nandetika an'i Madagasikara toy izao?izaho tsy mpomba an dR8 fa aleo hazava ny resaka! kanefa moa amin'izao dia misy ezaka tokoa ho fampandrosoana any Madagasikara,ka na tsy hampifidy an-dR8 aza ianao dia ho an'ny olona misaina sy tena liam-pandrosoana ary;dia tsy maintsy diavina ny sarotra mba hisian'ny fivoarana,fa ny anay dia izay hita fa tena nahavita aloha,na tsy manohana mivantana aza izahay dia hifidy azy!fa ny anareo efa resaka nilaozan'ny toetr'andro tsy efa ho loaka ve ny disque ao é! ,dia samia ho tahian'andriamanitra é!
8. bazylou
(
11/11/2006 16:56)
Ny tena mety aminareo ra8ista sy forongony ireo dia ny manova constity ho 25 na 30 taona ny fotoana hanjakan'ny prezda gasy , amin'izay dia mba deba 2 koa ilay io.
Tsy misy amin'ireo no mahazaka an'i Madagasikara, izao aza vao manomboka dia feno tsy fanarahan dalana maika fa avy eo!!
Asakasakao ihany io e, fidio izy dia mba mitohy hatrany ny fahantranareo !!na isika koa aza e;;

9. sonwin
(
11/11/2006 17:05)
ié, milay be izany 25 na 30 taona izany. Azo antoka tokoa amin'izay fa handroso hatrany ny firenena, Hihomehezany fotsiny raBazil amizany:°)
10. bonazy
(
11/11/2006 17:24)
Milaza ianao ry bazylou "fidio izy dia mba mitohy..."angamba ianao gasy efa manana?,tsy mialona ny harenanao sy ny toeranao akory izahay,fa mba tianay handroso koa ny Faritany niavianay,ary indrindra moa ny handrosoan'i Madagasikara,fa izahay tsy mitsiriritra ny tany efa mandroso,na ny fandroson'ireny no ampitahainay amin'ny Madagasikara ?ka ilazana isan'andro lava izao fa mahantra ny gasy no hirahirainareo nefa ve mba fantatrareo ny mba noentinareo ho an'io Madagasikara io, ary raha ianao no eo amin'ny toerana inona no mba hapoakanao, ka aza mitsara ivelany fa tsy eo aminao ilay toerana! Misaotra
11. bazylou
(
11/11/2006 17:32)
tsy maintsy tsaraina satria fatra pitsara , ary tsy ho tafala amin'izany satria vahoaka no entina ary izany no atao hoe demokrasia rehefa matahoatra ny vavan'ny pokona dia miala teo.
Ny olona anie tsy mandrosondroso lava izao e, fa tsy ohatranareo hoe miandry tolorana sy manao miao miao etsy sy eroa dia mizity fa mampandroso an'i Madagasikara hoe;; nefa ny trosa manginy fotsiny.
Jereo fa tsy niova akory ilay madagasikara fa vao maika aza miha betsaka ny maty noana, atao izatsy sy eroa fa ny trosan'iolona sy ny mena sofian no feno.
Jereo fa trosan'olona daholo no ao!!
Dia hoy ianao hoe ""ie, ny trosan'olona no nanaovan'ilay 8 izao rehetra izao dia milay"",,jereo anefa fa tsy maintsy misy takalony ny zavatra rehetra ary tsy hisy hiala maina eo,, na i deba aza tsy sahy handeha hangataka tablier any chine.

12. kitjo
(
11/11/2006 17:32)
bazylou>
fa teo aloha isika lohany foana ooooo:-/
ka ianao na hampifidy na tsy hampifidy lany foana izy k!
sady ngah mila ampifidianao koa moa ny ol fa izy efa mahalala ny safidiny izy ary tsy mitapimaso ohatra anareo
ka iza hono no mety zany ry bazylou an
Raha nahery lery , nahona no gisitra foana i Madagasikara ???,
fa teo aloha isika lohany foana ooooo:-/
ka ianao na hampifidy na tsy hampifidy lany foana izy k!
sady ngah mila ampifidianao koa moa ny ol fa izy efa mahalala ny safidiny izy ary tsy mitapimaso ohatra anareo
ka iza hono no mety zany ry bazylou an
13. bonazy
(
11/11/2006 18:02)
ianao milaza fa "trosa...io"ry bazylou aza hadino fa ny firenena farany mandroso eto ambonin'ny tany tompoko aza be trosa tsy tokony tsy forohana,ka ndrao tsy fantatrao fa variana amin'ny fanananao ianao!koa efa mba nitondra olona ve ianao io ary efa mba niandry kisoa na omby koa ve ianao io?, na koa mba fantatrao ve izany atao hoe "mibaiko sy mitarika izany"? ka izao ry akama ny mpanenjika tsy eo aloha fa ao aoriana foana,azo adika hoe" toujours tard ".ary tsy hitako ny tokony hidaran'ny resaka demokrasia amin'izany,angamba ianao io tsy mahalala politika fa irony lazaina faha revolisionina socialista taloha ireny hoe" réactionnaire" olona tsy iharan'izany fahantrana izany akory ,fa mpitsikera be fahatany fotsiny satria halako bika tsy tiako tarehy tsotra izao fotsiny merci!
14. kitjo
(
11/11/2006 18:15)
calme bonazy fa olona miteny2 foana io ve no iadianao hevitra?
hiihihih...tonga ato mba hanakorontana fts io e, nefa toa izay d lany bala knou!
hiihihih...tonga ato mba hanakorontana fts io e, nefa toa izay d lany bala knou!
15. sipagasy
(
11/11/2006 18:25)
mmhhhh talohan'ny fanjanahan-tany dia anisan'ny nitovy laharana t@ japoney isika araky ny voarakitry ny boky isan-karazany kouuuuuuuu
noho izany fongory aloha io toe-tsaina voazanaka io, sy ny toe-tsaina miankina lava io izay vao hiarina isika rehetra avy eo, "mondialisation" ny fiainana iainantsika izao fa tsy "colonisation" intsony kouuuuu mba asiana fivoarana e!!!!!

16. bazylou
(
11/11/2006 18:30)
izao aza ny gasy matin'ny importation sy ny zavatra vokarin'ny sasny fa tsy manana na mahay manao ho azy.
Ny devise, 13000 be izao , izany ve no hitohy,!!??? tsss, jereo fa hibosesika indray ny gasy hitsoakan'ny madagasikara fa leon'ny fahantrany
Ny devise, 13000 be izao , izany ve no hitohy,!!??? tsss, jereo fa hibosesika indray ny gasy hitsoakan'ny madagasikara fa leon'ny fahantrany
17. kitjo
(
11/11/2006 18:35)
bazylou> fa ise mahay manao hoan'ise e?
sipagasy> ka iza ayr nahatonga anzay fihemorana zay e?
ravalo ve? tao anatin'ny 5taona ve no nampihemotra antsika toy izao?
sipagasy> ka iza ayr nahatonga anzay fihemorana zay e?
ravalo ve? tao anatin'ny 5taona ve no nampihemotra antsika toy izao?
18. sipagasy
(
11/11/2006 18:49)
ny nahatonga ny fihemorana ve akia ry kitjo????? anontanio ny padesm sy ny mpivarotra tanindrazana isany e!!!
19. bonazy
(
11/11/2006 19:22)
Ny devise, 13000 be izao ,aleo izay tia handeha aza sakanana,fa matoa anie ianao afaka lasa mivoaka miala an\'i Madagasikara dia manambola \"dia azo lazaina fa mahantra ve izany?\"na koa ve vokatrin\'ny fahantrana ve izany? ka hibosesika aiza moa no tianao ho lazaina? satria 1Euro= 13000A ny dikan\'izany dia olona aty Europe ianao,ahoana moa no isakananao ny olona tsy handeha any amin\'izay tiany aleha,fa ny fitadiavana \"bazylou\"tsy natao ho anareo irery!fa ho an\'izay rehetra mahatsapa fa tsy sahaza azy ny any amin\'ny misy azy,dia zony raha misy hatao izy no mikatsaka izany n\'aiza n\'aiza mety ahitany izany ka mandray azy! ilay firenena,ary tsy misy olombelona azo sakanana tsy hivoaka ny tany niaviany, sa ianareo vazaha-gasy ve efa leo gasy aty aminareo?
20. xxx
(
11/11/2006 19:25)
i bazylou io angamba mety nanankarena tampoka taminy safira taminy androny ratompokolahy deba!!