design lakozia

1. kitjo ( 11/11/2006 12:11)
tsy dia tena sakafo moa izy ty fa lakozia

novalian'i kitjo ny 28/11/2006 19:21
2. kitjo ( 11/11/2006 12:13)


inddray le izy miseho d nddray tsia sinon

http://www.adriennechinn.co.uk/images/dino02.JPG
3. kitjo ( 11/11/2006 12:15)
4. kitjo ( 11/11/2006 12:18)
5. kitjo ( 11/11/2006 12:20)
ho an' ny be korontana ohatra anah...hahah

6. kitjo ( 11/11/2006 12:22)



raha misy espace
7. kitjo ( 11/11/2006 12:25)




oka zay fa bedin'i Hery eto za :oops:

8. malalatinasoa ( 11/11/2006 13:04)
milay e, merci.
Ny lakoziako moa katitana kely dia tsy hay ny anatsofohana an'ireo.Sao misy manana idee na rangement cuisine ianareo?
9. kitjo ( 11/11/2006 13:14)
manaona avo ve ny lakoziandry?

tsy maintsy exploiter-na manko ny hauteur raha toa ka tery...atao etagere miantona meme ambony frigo aza azo asiana raha toa ka avo2 ny plafond

ny dining table ataovy ilay miankina @ rindrina fa tsy tongotra efatra...dia ezaho asina fitaratra fa iny iany no manome espace

ndraso fa ijereko sary ndry sinon jereo ny siten'i Debbie Travis Facelift fa ao feno tips design
10. kitjo ( 11/11/2006 13:22)
ataovy loko mazava ihany koa raha tery...aza adino ny jiro..

jereo aloha amreto resaka makeover so mba misy idee

http://www.debbietravisfacelift.com/episodes/20030218/

ty zao tena kely mihitsy
http://www.debbietravisfacelift.com/episodes/20030128/

some ideas:
http://www.kitchendesignersideas.com/
11. maso ( 11/11/2006 13:24)
merci kitjo fa mahafinaritra be lay izy; ary sao de mba mahita site na decoration salon,salle à manger sns refa mba mety ho decoration e:D
12. kitjo ( 11/11/2006 13:33)
maso> tsy misy fisaorana

ity aloha misy iray

http://images.google.com.sg/imgres?imgurl=http://www.spetsesdirect.com/orloffresort/newimages/yellowbedlamps_small.JPG&imgrefurl=http://www.spetsesdirect.com/orloffresort/index.htm&h=450&w=300&sz=12&hl=en&start=5&tbnid=1FFqRFswWB6-OM:&tbnh=127&tbnw=85&prev=/images%3Fq%3Dmodern%2Bsmall%2Bkitchen%26svnum%3D10%26hl%3Den%26lr%3D

fa ndraso fa misy bdb reny aleo alefako etsy ambany
13. kitjo ( 11/11/2006 13:41)
maso> aleo ary @ Takelaka mahaliana fa oh mampme be le design salon ato@ sakafo
14. maso ( 11/11/2006 15:57)
kitjo misaotra e:-*
15. booboo ( 11/11/2006 16:58)
lé sary faha 2 nenà no tiako...
16. kitjo ( 11/11/2006 17:11)
ie tsara io fa mila tena ngodabe

ny ahy le misy bar kely reny no tena tiako..hiihih
17. tywa68 ( 11/11/2006 18:50)
misôtr an'i Kitjo @ sites mampanofy tsy hahavitàna raha² ê ! :wink:
18. kitjo ( 11/11/2006 18:55)
ihhihihi...bedy amzany za..hihihi
19. dailynews ( 11/11/2006 19:29)
ilay sary fahadimy sy faha enina no tiako. asa rahoviana vao hanana an io. Tiako ilay sary fahadimy satria tiako ny ahy ilay mahandro sakafo eo ampovoany(kitchen island) no fitenin dreo azy.
ilay fahenina indray, ilay hazo amin'ilay cabinets dia ny lokony dia mampafanafana tokantrano izany.
ilay loko fotsy sy mainty aloha dia ohatry ny mangatsiaka izany ilay tokantrano misy azy.
misaotra nizara e.. mahavariana.
20. dailynews ( 11/11/2006 19:32)
ilay sary faharoa aky ohatry ny hampianjera izany ilay gorodona a.... anefa ao andakozia rehefa mba mahandro sy manasa vilia iny ndry..misy rano raraka kely foana... ny fijeriko azy aloha izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9266