zava-bita hatrany
21. Lejim
(
11/11/2006 18:22)
kitjo:
ka ny azy ngamba heveriny ravalo oe mivoaka eo ambohitsirohitra d miteny am sofera oe angalao angady sy harona d ndao hiasa d hi telephone oe meo vola vety2 zay hividiananay zezika...hiihihhihih
Tsy hitako ny hidiran'io amin'ny zavatra nosoratako etsy ambony!
22. kitjo
(
11/11/2006 18:25)
ka tsy tianareo ny projet fa neverinareo oe zavatra tsy omanina izy ty fa ataotao fts ko!
projet aloha dia realiser-na aveo!
mahareta kely moa e!
projet aloha dia realiser-na aveo!
mahareta kely moa e!
23. sipagasy
(
11/11/2006 18:30)
aleo aloha hianjy hoe rehefa vita e!!!! mmhhhh fa raoviana moa ny tokony ho vita ilay projet?????, enga anie hanaraka ny fe-potoana nomena e!!!
24. bazylou
(
11/11/2006 18:32)
zava bita koa ny devise 1e = 13000fmg,rehefa vita ny MAP sy ny 2e mandat dia 100000fmg ny devika , milay e::
26. besoiiin
(
11/11/2006 18:57)
lejim> mpaminany ary v ialahy no mamaritra avy hatrany aty amboalohany fa tsy midika inona io projet io??? mino aho fa tsy adala ireo jury ka hanome anaramboninahitra ho an'izao n'importe qui rehetra izao, efa lasa lavitra ny enquete sy ny analyse ary ny recherche matoa navoaka izay ahazo izany Globe Award 2006 zany, ary nisy asa tao matoa i Mcar no nisongadina t@ireo firenena maro manerana izao tontolo izao.
27. Lejim
(
11/11/2006 21:05)
aleo ary indramiko ilay tenin'i kidjo hoe: wait and see!
Fa raha tanteraka anie ilay projet izay vao ianareo migeste zava-bita eto, miara-mitehaka aminareo koa aho e! Amin'izao dia mbola zavatra ankibon-dreniny any izany!
Fa raha tanteraka anie ilay projet izay vao ianareo migeste zava-bita eto, miara-mitehaka aminareo koa aho e! Amin'izao dia mbola zavatra ankibon-dreniny any izany!
29. kitjo
(
12/11/2006 19:39)
ka aza mbola manakiana ary aloha fa samia mipetraka daholo croisez les bras rankizy malala dia miandry isika an!
fa mba tsy hampiandry vasoka antsika dia fidio fts ravalo ho anle ts manana kandida ireo fa manjary tsy mety le oe wait and see!
fa mba tsy hampiandry vasoka antsika dia fidio fts ravalo ho anle ts manana kandida ireo fa manjary tsy mety le oe wait and see!
30. Lejim
(
12/11/2006 20:07)
Ka ny tsy azon'lisany dia tsy ilay projet mihitsy no kianiko, fa ilay fi-considere-na ny projet ho zava-bita!
32. cabot
(
13/11/2006 21:02)
kitjo:
merci an
mahafinaritra e!
mbola betsaka ny hoavy e!
ao @ alliance92 ao ko henoy ny kabarin' ny filoha nanolotra ilay tablie ho an'ny mpianatra
ka azo ho hanina ny tablier ny hanina no mahaory ny gasy