zava-bita hatrany
1. xxx
(
10/11/2006 14:07)
Madagascar remporte le «Globe Award 2006» du tourisme
Cf> Les Nouvelles
Cf> Les Nouvelles
novalian'i cabot ny 13/11/2006 21:02
4. lagoon
(
10/11/2006 14:55)
kitjo:
bravo!
http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=societe&debut=5
Ity koa mbola izy e.
http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=enquete&mode=detail&id=311
5. kitjo
(
10/11/2006 17:40)
merci an
mahafinaritra e!
mbola betsaka ny hoavy e!
ao @ alliance92 ao ko henoy ny kabarin' ny filoha nanolotra ilay tablie ho an'ny mpianatra
mahafinaritra e!
mbola betsaka ny hoavy e!
ao @ alliance92 ao ko henoy ny kabarin' ny filoha nanolotra ilay tablie ho an'ny mpianatra
7. lagoon
(
11/11/2006 00:53)
kitjo:
merci an
mahafinaritra e!
mbola betsaka ny hoavy e!
ao @ alliance92 ao ko henoy ny kabarin' ny filoha nanolotra ilay tablie ho an'ny mpianatra
Rasoa ve ity ianao ity?
8. lagoon
(
11/11/2006 00:55)
fijo:
ary ny mpanohitra ve mba mahita ireo zavatra ireo sa,??????????
mamiratra sy tsara ireo zava-bita ka jenjina ry leirony e!!!
9. Lejim
(
11/11/2006 01:27)
Zah indray tsy hoe faly ny manakiana ny zavatra teneninareo fa ny fandinihako azy io dia mbola projet! Nahazo reward isika nohon'ilay projet. Tsy zava-bita izany projet na vision izany amiko fa zavatra mbola tanterahina!
10. besoiiin
(
11/11/2006 05:30)
misy ndray zao milaza fa continuité de l'état zany eeee! efa projet t@ mpitondra teo alou zany e...:D8):D
12. lagoon
(
11/11/2006 11:00)
kitjo:
hihihi
lagoon> eka ozy!
mmhhh..bongolava sa iza?
Aleo atao suspens e.Mba tadiavo alo e. :D
14. Lejim
(
11/11/2006 15:50)
lagoon> raha manao reference amin'ny zavatra nolazaiko ambony io enao dia diso be! Ny zavatra tsy azo kianina dia projet io, tsy raharahaiko na projet taloha na projet vaovao fa projet, tsy zava-bita izany. Tsy arakaraka an'ilay titre hoe: "zava-bita hatrany." lol
Zah izao mahay olona manao titre tsy mifanaraka amin'ny votoatin'ny zavatra teneniny otran'io: i lagoon! lol :-D
Zah izao mahay olona manao titre tsy mifanaraka amin'ny votoatin'ny zavatra teneniny otran'io: i lagoon! lol :-D
15. tenagasy
(
11/11/2006 16:00)
Mankamamy:
Dia vendram-p...(aty) daholo kosa ve izany ireo vahiny (izay andrandrainareo fa hoe manampahaizana) ireo manome marim-pankasitrahana Projet vinany fotsiny fa tsy mety ho azo tanterahina (réaliste)?
Tsy efa zava-bita ve raha toa ka olona lazaina fa vendrana nefa mahasongona sy maharesy lahatra ny manampahaizana eran-tany?
Mirary soa!

16. besoiiin
(
11/11/2006 16:20)
mba misainà sy mieritrereta kely ry zalahy a! mba nahita fianarana iany ianareo! ny projet angeh ry zalahy no réalisena e! kou raha tsy misy projet inona no horealisenla eo????
maivana b ilay fanakianana, ataovy mavesabesatra sy zavatra mitombina fa dia eeeeeee.... mirefarefa ihany ilay fisainana... mba tsy ilazako hoe mba misaina v alou ireo olona ireo vao miteny? zavatra tsotra izany dia tsy azo?

18. kitjo
(
11/11/2006 17:36)
ka ny azy ngamba heveriny ravalo oe mivoaka eo ambohitsirohitra d miteny am sofera oe angalao angady sy harona d ndao hiasa d hi telephone oe meo vola vety2 zay hividiananay zezika...hiihihhihih
19. Lejim
(
11/11/2006 18:15)
tenagasy:
Mankamamy:
Dia vendram-p...(aty) daholo kosa ve izany ireo vahiny (izay andrandrainareo fa hoe manampahaizana) ireo manome marim-pankasitrahana Projet vinany fotsiny fa tsy mety ho azo tanterahina (réaliste)?
Tsy efa zava-bita ve raha toa ka olona lazaina fa vendrana nefa mahasongona sy maharesy lahatra ny manampahaizana eran-tany?
Mirary soa!
Zah angaha nilaza hoe tsy realisable ilay projet? Projet tompoko dia mbola theory fotsiny, arahin'ny pratique izy vao zava-bita. Mora be izany manao projet izany satria efa maro ny olona avanana amin'ny fanaovana projet. Fa raha tsy tanteraka ilay izy tsy hokaontiko ho zava-bita mihitsy! Aiza ary nareo zany?
20. Lejim
(
11/11/2006 18:21)
besoiiin:
mba misainà sy mieritrereta kely ry zalahy a! mba nahita fianarana iany ianareo! ny projet angeh ry zalahy no réalisena e! kou raha tsy misy projet inona no horealisenla eo????
maivana b ilay fanakianana, ataovy mavesabesatra sy zavatra mitombina fa dia eeeeeee.... mirefarefa ihany ilay fisainana... mba tsy ilazako hoe mba misaina v alou ireo olona ireo vao miteny? zavatra tsotra izany dia tsy azo?
Haha, tsy koi na eritreretin'la misaina zah na tsy misaina fa elah no mampiahiahy nakahy amin'izany tsy fisian'ny saina izany!
Tsy nisy nilaza teo hoe tsy misy ilaivana projet. Fa asa mazava amin'la ilay difference entre projet et zava-bita. Raha mino moa elah fa mitovy ihany izany satria ny projet dia zavatra tsy maintsy ho vita ihany dia mangina aho, satria zah mino hoe betsaka no projet tsy vita izay, sady lasa geste fotsiny!