Mitandrema ihany

1. lapino ( 09/11/2006 21:49)
Vaovao androany: 3 miliara dollar amerikana eo ho eo no sandan'ny halatra tamin'ny alalan'ny famitahana tamin'ny aterineto tamin'ity taona 2006 ity. http://www.clubic.com/actualite-65278-phishing-28-escroques-2006.html
(Miliara io fa tsy millions an!)

Tsy ny virus sns no tena mahatonga an'izany fa ny fisolokiana, ilay antsoina hoe : phishing.
Izany hoe, ankoatra ny antivirus + firewall + antispyware , ary ny fanadiovana raha misy tratrany, dia tokony mitandrina isika amin'ireny hoax , spam , ... ireny ary ny imailaka hafahafa sao dia hanjonoana anao.

Aza zarazaraina fahatany loatra koa ny adiresy imailaka, na dia efa misy fepetra ampiharin'ny mpiandraikitra aza hiarovana an'izany ho an'ireo namana isany.

Dia mazotoa daholo isika e :wink:
novalian'i MTN ny 14/11/2006 18:27
2. Fiffi ( 09/11/2006 22:28)
lapino: misaotra anao :)
3. pakopako ( 09/11/2006 23:11)
Misaotra bota be fa tena tsy arako injay iny k'le
4. pissoa ( 10/11/2006 10:49)
Misaotra bota be
:-D:-D:-D
5. lapino ( 10/11/2006 15:08)
:roll::-D:-D
6. ds ( 10/11/2006 17:23)
ny fisaorana no bota be fa tsy i lapino :-)
7. pissoa ( 10/11/2006 17:27)
hay ve e ... :roll:
8. titimms ( 10/11/2006 18:36)
tsara ho fantatra. Merci
9. pakopako ( 11/11/2006 22:38)
tena le fisaorana ny bota be ka fa tsy lapino:D
10. lapino ( 14/11/2006 00:35)
:-$:-$ Sô de maka fanahy ny sasany eo ... http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4552e80755946#m455595f4d3547 :wink::D
11. MTN ( 14/11/2006 18:27)
okay Lapino
pissoa: :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.061