Resaka

1. salmo
(
09/11/2006 21:19)
Misy bandy izay vao miresaka de Sipa na Joba, nefa raha misy angamba. Mety hamitapitaka eo anatiny Surface fa tsy hampiditra baolina.:-D:-D:-D
novalian'i salmo ny 13/12/2006 11:27

2. fasaly
(
09/11/2006 21:36)
:roll::roll::roll::roll:aza atao hitan'i fiffi njay ity sizé ity fa de masaka enao ry salmo:roll::roll::roll:

6. Aino
(
10/11/2006 13:17)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 09-11-2006 22:36:09:-D:-D
Lohateny : Re : Resaka
aza atao hitan'i fiffi njay ity sizé ity fa de masaka enao ry salmo

7. Simpona
(
10/11/2006 14:19)
:lol::lol::lol::lol: Ato koa misy vao miresak de fiffi, nefa, ... :lol::lol::lol:
F'ngah Fiffi tena ... ao miitsy aloha jerena tanteraka ny profil ny
F'ngah Fiffi tena ... ao miitsy aloha jerena tanteraka ny profil ny

11. diamondra27
(
12/11/2006 08:34)
salmo: de firy ny baolina tafiditrany?
naka sisiny sa teo ampovoany?
de niandry 90mn ve lery vao tafiditra klé :lol: sao de ela be zany?=))=))
naka sisiny sa teo ampovoany?
de niandry 90mn ve lery vao tafiditra klé :lol: sao de ela be zany?=))=))

15. salmo
(
13/12/2006 11:27)
Efa oe tsy nisy baolina niditra, rehefa mangovitra alohany nilalaovana. Asa mety favo be angamba lay ekipa hifanitsana:-D:-D