wisa,kungna fou

1. xxx ( 09/11/2006 11:57)
dia manomboka indray ny rediredy ny mpijery filma !
ko raha tsy cinema ka hoe mampitandrina sy hanao zoro! izay mandray tsy raisina izay ihany no mahatonga ilay savoritaka!sa kosa mba te ho minisitry ny kongona fou i avoko fa sty mahazo kil intsony ny cinema!dia ho avy indray izao ny mpanao zidodo sy jijy tsio,hoe tandremo fa hanao polisy koa izahay!

misenina e!raha tsy mpijery video tsy hitapy ohatra'izao!:-D
novalian'i akama2006 ny 15/11/2006 10:47
2. kitjo ( 09/11/2006 15:48)
le enao manao xxx anefa zao amiko no tokony mampme...manao comment nefa xxxx
3. Simpona ( 09/11/2006 15:57)
TSy mazava amiko ny tena tiandry zalahy ambara am'le ao am gazety we
"les adeptes du kung-fu wisa ne vont pas rester les bras croisés, en cas de débordement et d'escalade de la violence. Ils prendront le taureau par les cornes pour maintenir le pays dans le calme et pour que l'élection se déroule à la date prévue." (Express de Madagascar du 09 11 06)
Fa alalan avy aiza no mamela an-dry zalahy hanao inona eo sa izy dia mino fa ny firehan-keviny no tsy maintsy marina??
Amiko dia dokam-barotra diso toerana io.
4. akama2006 ( 09/11/2006 16:00)
kitjo> angaha mpanao kung fu?no tezitra be!!:-D:-D
5. akama2006 ( 09/11/2006 16:05)
simppona > izay no mampiomehy amin'ilay resaka koa!sahala aminy de hanao inona ery!sinema ihany no mety hisy kil fa tsy misy hanao danse angmba raha raikitra ny tokoa.za ve izao ampitahoriny avoko hono izany aminy danse "saoly inona",tsy tonga ve dia tifiriko izy ohatrany aminy indiana jones ireny,afaka an'inona?ohatrany taminy 2002 ihany ,tonga feno kamio nidina tany brickaville aminy tanampolo sy sabre saolinona dia niverimaina fotsiny avy eo!izay aloha no mahavoa ilay sinema diso tafahoatra e!heveriny ao anty scenario angamba izy miteny an'io. :D:D:D:D:lol::lol:
6. kitjo ( 09/11/2006 16:08)
mety te mba ho alain' i ravalo hanampy ny force de l'ordre lery fa tsy sahy miteny mivantana

akama> hahah..an3 tsy izany fa tsy tiako ny ahy ny olona manakiana nefa manao xxx na ko le manakiana @ tsy antony

fa na za koa aza tsy mahazo ilay antony namoriandry zareo mpanao gazety,
ohatry ny hoe te hanambara fanohanana kandida zany zraeo fa aolana be le resaka fa tsy atao mivantana sa in re e
7. Rainikarabo ( 09/11/2006 17:21)
hafatra ho an'ny opposition ny tian-dry zalahy atao, raha mpanara-baovao politika tokony hahatakatra an'izany.
Etsy ankilany ny opposition mandrahona "korontana", dia manao valin-kafatra ry leirony.
Loi de l'action et de la réaction fotsiny izany!
8. akama2006 ( 09/11/2006 17:44)
rainikarabo> mazava be anie le hoe manao fampitandremana e,fa hoe atao ve le izy sady manohana ambadika araka ny voalazany hoe sarotiny aminy zavtra vita etc...,ka maninona raha tsorina hoe manohana any itsy izay na iroa!

sa kosa satria mpanao kongona fou marina dia izay no nanaovana iny fa mihevitra fa hoe kinga sy mahay !dia an'inona anefa?ianao izany mihevitra fa mahavita azy ireo raha misy ny korontana?izay zavtra sty ampieverana ataony ry kongona izay no isany mitarika korontana fa tsy ny korontana lazaina ho avy sty akory!

raha resaka partisane mantsy afaka milaza azy daolo izay te hilaza,kanefa sady tsy aradrariny satria ny mpitandro ny filaminana ihany no manana izany fahefana izany no maivandoha be raha mihevitra fa toa teny satria mahay fomba fiady iray!rahampisto afaka hiteny koa ny ancien maramila hoe izahay dia mampitandrina etc... raha toa ka (atao ambadika)misy manohintsohina ny anay etc...!

izano no hilazana azy teo hoe ridicule be ilay fampiantsona gazety sauf coup mediatique hitadiavana sosy sy toerana angaha ,ary efa nisy io fa aza mody rainikoto enao ry rainikarabo a!iza no nahzo fanampiana taminy ingahy filoha satria mba nanao comedie garde du corps hono hoe taminy ireny fotoana mavaivay ireny!!!raha mba miteny olona handefa saina alavitra dia mba mahazai koa mijery lavitra fa sty hoe raha sty tenenina noir sur blanc akory tsy fantatra!sauf mpijery sinema.^^
9. Rainikarabo ( 09/11/2006 18:05)
tsy dia hidirako lalina ilay izy ry akama fa mandray fotsiny ny tiany atongava aho a. Samy manana ny fomba fanehoany fanohanana sy izay tiany tohanana ny tsirairay. Tsy misy hafa amin'ny ataon'ny mpanohitra hoe hisy "korotana", dia averiko aminao koa ny fanontaniana hoe fa mitetika ny hanakorotana ahoana? amin'ny fomba ahoana? sa any no tena misy ny sandry? ets..ets...fomba filaza sy fiady daholo ireny amiko e. Mitovy ihany amiko na ny mpanohitra ny ny kung-fu. Samy manangam-bozona. De izay no mahatonga ahy miteny aminao hoe: fomba daholo ireny hanehoana hevitra fa samy manana ny azy ny tsirairay.

I Rainikarabo neutre hatreto fa mbola mieritreritra, mandray objectivement ny koz mianga fotsiny.
10. akama2006 ( 09/11/2006 18:33)
rainikarabo> ianoa tsinona nilaza fa raha mpanaraka vaovao politika tokony ahatakatra izany,dia izay no nilazako io fa tsy manakiana anao amin'izay tianao sy tsy tianao aho akory.
11. kitjo ( 09/11/2006 18:49)
k zay le lazaiko teo oe te hilaza izy oe manohana andranona fa atao ankolaka!
12. fijo ( 09/11/2006 23:09)
akama sy rainikarabao an,mitovy anie ny zavatra lazainareo roalahy e.samy tsy manohana antoko nareo roalahy eto.samy milaza ny fomba fanehoankevitry ny sasany .ka tsy azoko le mampifanolana le resaka.?
tsy mbola harako indray izany cinemandry zalahy izany le!!!!!!!
ary izany anie vao miha azon'ny mpanohitra araraotina hanakorontanana e
13. rabaradaka ( 10/11/2006 13:28)
Tsotra io ry zareo a, tehalaza ry Avoko de manao fanambarana. Iza moa no matahotra izay kungfu iza, zaho ve , enao ve, Ravalo ve ? Tsy misy mila an'ireo rangahy fa ny anay polisy sy zandary sy tafika ara-dalàna ihany. Sa kosa mila sôsy dia mampitahotra ? Ilazao i Lahiniriko sao mila bodyguard
14. akama2006 ( 10/11/2006 13:38)
fijo> ie mitovy fa ny fond no tys mifandray,i rainikarabo manome"caution" ilay hetsika wisa,izany hoe normal aminy ilay izy satia nanao filazana ny antoko mpanohatra,hoe mety hiteraka korontana etc...!hoy i rainikarabo:....manao valinkaftra ry leirony.

ny wisa(kongona fou) anefa araka ny fahalalko azy dia milaza ho "neutre",ary olona manana fehndrena (sagesse), le fampitandremana anefa dia mampirehitra afo fa tsy mamomno na dia samy mbola vonovorona daholo aza.

ka ny toa ireny no kianiko hoe ridicule sy tsy ampiheverana satria "gratuit".tsy aradalana satria ny mikasitanana dia efa mampigadra satria voarara ny lalàana,ary ny fomba fisainana mpanao kung fu tena izy fa tsy filma dia fiarovana tena fa sty natao hiadivana;ny fanjakana ihany no manome fahefana ny amin'izay!

ity avoko anefa dia hita hoe te ho centre ny debat foana,raha dinihinao na ny sary mihetsika nataony na ny fanmbarana hatr'izay (izany hoe ny vie priveny tsotra sy ny vie pro)dia izy hatrany no miseho lahy ho mpanolo na mpandova ny nataony rainy, tsy"hereditaire" anefa ny fahaizaina fa "acquis",ary tsy vita ny fahaizana kongona adala koa fa ao ny fitantanana,fahendrena etc...!

mihevitra angamba izy ,araka ny hevitro ,fa tena manana fankasitrahana ny vahoaka ary very raha sty ùisy azy ireo satria efa nisy ny hetsika taona80 taminy resaka kung fu!ka dia naveriny 2002 iny dia izao mihevitra ny hamerina izao indray!

raha dinihinao ra fijo ny zavtra nambarany avoko(marihiko hoe lery fa sty ny mpanao kung fu akory) dia hevitra maimbo mampanontany tena hoe olona filohana fantanjahantena ve no manambara izany!raha ny mampiavaka ny mpanao fanatanjahantena sy ny tsia dia ny fahaziana mandanjalanja sy ny mifehy tena dia ny azy dia ny mifanohitra amin'izay!io no mahatonga ahy hanao zarizary hoe le sinema no antony io ka sty hainy intsony ny manavaka ny hoe scenario sy realite!

:-D:-D
15. kitjo ( 10/11/2006 13:39)
eny e, raha misy ilana azy kosa ve moa maninona fa zareo ko alo zany manindry be tsy hay hoe ahoana kanefa toa mbola tsisy in in akory
16. fijo ( 10/11/2006 22:20)
le mpanao kung-fu ireo aloha efa fobnay io miseho seho io e.
akama,za anie manaiko koa fa zavatra tsy metyary tsy tokony hisy akory ny filazana toaizany e.
izay no nilazako io ambony io hoe:"azon'ny mpanohitra araraotina izany"izay no tsy takany
17. kitjo ( 11/11/2006 09:48)
ka lasa lamaody ko angamba ny mampiatso mpanao gazety ao dago sa?
18. akama2006 ( 13/11/2006 14:58)
fijo> marina mihintsy iznay ka!le fomba mihintsy no tsy mety ,zatra ny lalandririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana!

soa ihany fa nanao fanakianana ilay nataony avokoa ny olona mpomba na tsia any ra8 !dia hitany havany teo ry avoko!

indrisy fotiny fa ny olona mpanao kung -fu,tena izy tsy mieritreritra izany fa dia voasoketa aminy tsy antony!sendra izay mpiatrika tsy mieritreritra sy zaza saina! mazana hono ny olona fohy kely dia fohy fisainana fa hita fa sty marina izany fa i lery lava tsindakana fa dia saina zazakely 5 taona mpijery video!
19. tsingy ( 14/11/2006 09:41)

kianiko ka ze tsy faly mamono tena e,in no idiran'ny kung fu @ zany?ngah lany mpitandro filaminana Dago no hiantsy ady ndray tadidinareo angamba ny t@ 82 an? tsy cinema ny raharahampirenena akory an:-P:-P:-P
Ary iza no manome fahefana azy hanao anizany?
mba mandinihà e fa kakerin'ny amboa kely tiana isika zao e :-D:-D:-D:-D:-D
20. akama2006 ( 14/11/2006 09:51)
tsingy> izay no mahagaga rangahy koa! sahala aminy hoe fahefana be ity manao kung fu!:-D:-D:-D:-D

jereo nareo fa tonga koa ny miaramila retraite mikasa hanao toa izay(tribune androany) komika mihintsy lety e!:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9525