vehivavy
21. fasaly
(
09/11/2006 13:05)
mbola tsy ampy aza reo fa vao roa fotsiny, fa aiza izy refa mi rouler rrrrrrrrrrrrrrrrrr refa mandalo eo am bandy, ny tanana miaingitraingitra tsara ery ny tratra hahotsakotsana:-D:-D:-D:-D
22. simplex
(
09/11/2006 13:30)
mandy> inty indray le resabe hifandirana @ vevavy: "mater Vs regarder".
Ka ra ohatra mi-mater no teneninao d sahy miteny za hoe za tsy mijery afatsy le refa mijery ireny ihany :°):-D:-D
tandry: ankafizo d ampy ;-)
Ka ra ohatra mi-mater no teneninao d sahy miteny za hoe za tsy mijery afatsy le refa mijery ireny ihany :°):-D:-D
tandry: ankafizo d ampy ;-)
24. rurik
(
09/11/2006 14:07)
Fiffi:
rurik; zany ange hoa eh ! nefa de misy milaza fa tsy hainy satria izy tsy manao an'zany ! :wink: zavatra naturel be io ! sady tsy misy mahamenatra eh !
FIffia an le nanoratra angamba fi.... izany no tsy izany no tsy ahatsapany ilay izy ,
raha amiko tsy mùisy mahamenatra fa efa io no nomen'andriamanitra ko atao ahoana ny toetra ratsy hono no azo ovana fa ny tarehy ratsy tsy azo ovana hoy ny fitenenana,nefa moa zao efa be ny zavatra azo atao nefa ho an'ny manambola .
25. kelly13
(
09/11/2006 14:27)
ary maninn ny vhv fôna no ataonareo resaka e, nareo lhl kou ange mba b style refa mandalo eo akaikinay vhv e, du genre manabokona tratra, manabokona sandry!! d mimenomenona v zay fa maninn ingahy itsy no manao an'izao?
ny vhv ra mbola manana fitombenana azony adoladola sy volo azo akifikifika d ataony satria zay ny mampiseo ny "féminité"ny. ary revenareo lhl refa manao an'izany ny vhv fa b ouary ouarà eo dol
ny vhv ra mbola manana fitombenana azony adoladola sy volo azo akifikifika d ataony satria zay ny mampiseo ny "féminité"ny. ary revenareo lhl refa manao an'izany ny vhv fa b ouary ouarà eo dol
26. naughtyboy
(
09/11/2006 14:45)
milay reny kah tsy aleo mijery an'reny toa zay mijery vhv sarindahy..oay azafady
27. mandrindra
(
09/11/2006 16:32)
zavatra manja be ireny fa tohizo foana ry sipa isany a. mahafinaritra ny mijery, ary aleo aza tsy jerena fotsiny fa mba....:°)
30. fasaly
(
09/11/2006 17:12)
naughtyboy:
milay reny kah tsy aleo mijery an'reny toa zay mijery vhv sarindahy..oay azafady
zo kou tsy tia mijery anreny vehivavy misarindahy reny :x lay tena feminine reny an! hummmmm aoka fotsiny wa!:-P
32. Fiffi
(
09/11/2006 17:15)
mandrindra: heu...tsy nitohy akor le hoe mba...fa toa lasa hoe bangoina le volo ? :wink::-D
33. fanaina
(
10/11/2006 11:24)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 09-11-2006 07:44:34
Lohateny : Re : vehivavy
Hoy i tandry:
Maninona kay ny vehivavy rehefa mande no adoladola ny fitombenany e ,
fa nga tsy misy zavatra hafa azo jerena raha tsy ny any foana eh ?
=))=))
35. ninih
(
10/11/2006 13:58)
ny volo refa lava de ahifika kely @ tanana fa tsy bangona indrindra eny an-dalana anie e!
36. mandrindra
(
10/11/2006 17:04)
ninih a, efa nahitsiko io re hoe aleo safoina ny volony aaaaa:°):°)
37. fasaly
(
10/11/2006 17:15)
mandrindra: lay volo azo akifika zany safona zany an! fa tsy lay tsy azo akifika reny akory!:^):^):-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
38. lapino
(
10/11/2006 17:16)
tandry:Volon'inona aloha no ahifikifiny miaraka amin'ilay fitombenana midoladola ? :roll:
Maninona kay ny vehivavy rehefa mande no adoladola ny fitombenany e , de manakifika volo ihany koa