vehivavy
1. tandry
(
09/11/2006 06:22)
Maninona kay ny vehivavy rehefa mande no adoladola ny fitombenany e , de manakifika volo ihany koa
novalian'i Favory ny 05/01/2007 05:40
3. Fiffi
(
09/11/2006 06:44)
tandry:fa nga tsy misy zavatra hafa azo jerena raha tsy ny any foana eh ? ary zavatra naturel zany ! de mampaninona ani'tandry zao zany ? ratsy ? sa maninona ?
Maninona kay ny vehivavy rehefa mande no adoladola ny fitombenany e ,
Heu....raha tsy midoladola koa io de manjary ohatran'ny poteau zany le vhv rehefa mandeha ! tsy misy poteau mandeha fa mijaridona beeee !!!
4. booboo
(
09/11/2006 07:24)
tandry > :-D:-D. Satria fantany hoe tsara ny vatany dia asehony anao tsara mitsy kah :-D:-D:-D
7. Simpona
(
09/11/2006 08:49)
Anontanio bebe-nareo
=))=))=))=))=))=))
de hijery ny mostan'i bebe zany :lol::lol::lol:
iny midoladola iny kosa izy ranga no milay a
sady samy manao an'io daholo anie na ny lhl na ny vvy fa am le morfolozia miitsy io e, saingy ny an'i vvy ngozangoza sady sopla de mlay be ny fiangolany. :}:}:}
9. rurik
(
09/11/2006 09:35)
misy tsy fananina ny mampidoladola ny fitombenana fa misimisy nofony dia midola ho azy hi hi hi dia ny volo arakaraky ny volo raha ny fahafatarako azy ilay malemy volo milatsaka @tarehy dia raha hampiakatra tanana lava izao mandreraka ny farany dia aleo ny loha no adola hi hi hi asa aloha fa mba eritreritra ny ahy io an .
ny lehilahy koa aza raha bebe most dia midola koa .
ny lehilahy koa aza raha bebe most dia midola koa .
11. Fiffi
(
09/11/2006 10:39)
rurik; zany ange hoa eh ! nefa de misy milaza fa tsy hainy satria izy tsy manao an'zany ! :wink: zavatra naturel be io ! sady tsy misy mahamenatra eh !
14. mandy
(
09/11/2006 11:24)
iza @ nareo lehilahy ary no sahy milaza fa tsy mijery afatsy vehivavy TSY midola most e??attiré @ lé mihinjitra be ireny rehefa mandeha, ohatran'ny poteau mifindra toerana!!!
16. fasaly
(
09/11/2006 11:58)
tandry:
Maninona kay ny vehivavy rehefa mande no adoladola ny fitombenany e , de manakifika volo ihany koa
izay ny mahavevavy azy kou!:-D:-D
19. andry08
(
09/11/2006 12:34)
koa tsy hahagaga va raha ny lehilahy no hidoladola?
Aza hitako anie izany!
Aza hitako anie izany!
20. fasaly
(
09/11/2006 13:03)
andry08: raha bandy midoka d'efa PD izy zay kanou!:-D:-D:-D pelaka beuhhhh!:-D